VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?

41. badboy ( 10/07/2008 15:28)

prime:
Hafa ny mpitsabo, hafa ny mpanasitrana...

Iny njay no tsitako! :-D :-D

Hitako enao fa mafana fo be @ le fampisarahana, dia efa tena dingana lehibe io, fa na izany aza toa lasa sarahanao hatr@ ny tsy tokony hisaraka!! :lol: :lol:

prime:
Andriamanitra tsy fehezin'olona ary tsy voafehin'olona araka izay fantatry ny saina ny heriny, ny voninahiny, ny fahendreny, ny asany, ny fitiavany (efa impiry noporofoin'i Kristy izany fony Izy teto an-tany?)... ka azonao ampiatahaina amin'izay kely zakan'ny sain'olombelona... Dia mihevitra ve ianao fa ny fomba fiasan'Andriamanitra dia azo fehezina amin'ny fahaizana sy fahalalàna


Tsy prime foana @ tsy antony ny anaranao! :-D :-D
Lazainao izy fa tsy voafehinao, nefa fehezinao aveo hoe avy aminy ny rehetra! :lol: :lol:

Aza miiezaka akory manazava ilay finoana fa vao maika ianao very! Sady ianao efa milaza hoe tsy takatry ny sainao olombelona ny faiasany daia tsy tokony ho azavainao akory satria tsisy mahatakatra! Eto nefa ianao dia miezaka ihany manazava hoe izao ny asan'Atra, izatsy asan'Atra.... :-D :-D :-D :-D

Tohizo aloha ny fandinihana ilay baiboly dia rehefa aveo miverena mamaly fa raha izao no vokatr'ilay famakiana baiboly, izaho tsy namaky afatsy indray aza toa mahiratra kokoa! ;-) ;-) ;-) Sa nomeny ahy ilay fahiratana??? :-D :-D
42. cutie ( 10/07/2008 15:49)
VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?

tsy mahavita mamaky ze voavaly any am-1 any za fa vahaolana ny SM raha toa ka tena iainana :)
43. badboy ( 10/07/2008 16:16)
tsy mahavita mamaky ze voavaly any am-1 any za fa vahaolana ny SM raha toa ka tena iainana

Vahaolana koa ny bouddhisme rehefa tena hiainana!! :idea: :idea:
44. cutie ( 10/07/2008 16:21)
tsy manda an'zany za :)
45. badboy ( 10/07/2008 16:30)
cutie >> ;-) ;-)
46. cutie ( 10/07/2008 16:34)
za ary zao tena interested @ buddhisme mitsy koa :)
47. badboy ( 10/07/2008 16:43)
Tena milay io : ilay "esprit tolérant" sy "conciliant" ao anaty "corps harmonieux"!!
Fa za mbola tsy tafa fa tsy maintsy ho ao ihany ny farany! ;-) ;-)
48. cutie ( 10/07/2008 16:45)
za koa nga mbola ao fa mbola ety ivelany fotsiny :-D
49. badboy ( 10/07/2008 16:50)
Misy eto akaiky eto sady tonga de miampy yoga! Fa mbola lalovako fotsiny isamaraina ilay varavarana! :oops: :oops:
50. cutie ( 10/07/2008 16:53)
:-D :-D :-D :-D
aty koa misy session isaky ny talata al sy lahady maraina fa mbola mangatak'andro foana :-D
Mety tena handeha @ zay ngamba @ lahady :wink:
51. badboy ( 10/07/2008 17:04)
Ouh ianao zany hahita fafiny alohako! Tsy rariny! :oops: :oops: :oops:

De teneno aho hoe ahoana izy tao alohan'ny handondonako ilay varavara eto @ tanana eto! ;-) ;-)

Misy le manao feo hafahafa mibetroka tsisy farany reny ve sa tonga de ao anaty fahanginana milamina (sady toa zay ilay atao hoe méditation raha tsy diso aho)!! :wink: :wink:
52. cutie ( 10/07/2008 17:08)
:-D :-D :-D :-D
hotantaraiko refa avy mankany za @ lahady e :)
53. badboy ( 10/07/2008 17:21)
Oki!! Miandry ny vao² nao zany lendrema k'aza adino! ;-) ;-)
54. cutie ( 10/07/2008 17:40)
tsy ho adino ka
enga anie fotsiny tsy hiereitreritra mandritry ny meditation we any zay lendrema miandry ny experience-ko :-D :-D :-D :-D
55. badboy ( 10/07/2008 17:48)
Ianao manala ah! :oops: :oops: :oops:
56. cutie ( 10/07/2008 17:51)
tena marina io ka :-D
57. badboy ( 10/07/2008 18:01)
oki! Miandry zany lendrema ! ;-) ;-)
58. prime ( 11/07/2008 07:42)
badboy:
Hitako enao fa mafana fo be @ le fampisarahana, dia efa tena dingana lehibe io, fa na izany aza toa lasa sarahanao hatr@ ny tsy tokony hisaraka!!
... :-D
badboy:
Lazainao izy fa tsy voafehinao, nefa fehezinao aveo hoe avy aminy ny rehetra!
... mahafinaritra anao tokoa ilay manita-dresaka rehefa tsy misy ambara hoy pissoa izay... :-D

Izy no manambara ny tenany fa Mpanjakan'ny lanitra sy ny tany ary Tompon'ny fahefana rehetra sa hotanisaiko aminao ny nambarany... :wink: :-D :-D
badboy:
Aza miiezaka akory manazava ilay finoana fa vao maika ianao very! Sady ianao efa milaza hoe tsy takatry ny sainao olombelona ny faiasany daia tsy tokony ho azavainao akory satria tsisy mahatakatra! Eto nefa ianao dia miezaka ihany manazava hoe izao ny asan'Atra, izatsy asan'Atra....
... :-D :-D fa iza no miezaka manazava isika izao? izaho milaza hoe asan'Andriamanitra ny fahasitranana sa ianao tsy mino izany ka mitady fomba maro hanazavana fa asan'olombelona ny tranga rehetra??? :-D
badboy:
Tohizo aloha ny fandinihana ilay baiboly dia rehefa aveo miverena mamaly fa raha izao no vokatr'ilay famakiana baiboly, izaho tsy namaky afatsy indray aza toa mahiratra kokoa! Sa nomeny ahy ilay fahiratana???
... sambatra ianao izany mahiratra... :) ka misy maharatsy izany ve? :-D

Saingy raha ny lazainao etoana no ahasahianao milaza ny tenanao ho mahiratra dia indrisy...
59. badboy ( 11/07/2008 11:09)
prime:
fa iza no miezaka manazava isika izao? izaho milaza hoe asan'Andriamanitra ny fahasitranana sa ianao tsy mino izany ka mitady fomba maro hanazavana fa asan'olombelona ny tranga rehetra


Prime, ranabaviko masaka!! Anafohezako azy dia izaho rehefa makany @ dokotera dia ilay dokotera no hitako mandinika sy maminany ny aretiko ary manoratra ny taratasy misy ny laharampanafody tokony hohaniko! Tsy soratra masina no nakany ilay fanafody fa boky VIDAL (raha tsy hoe angaha hoe avy @ SM koa io hoy ianao) ary ny vatako no nokitihany hahitany ny tsy mety fa tsy naminany tsisy fikitihana izy! :-P :-P :-P
Noho izany tsy mitady fomba fanazavana ny tenako fa mampatsiahy ny efa niainan'ny olona narary rehetra (afatsy ny anatika tsy mety kitihan'ny dokotera)!

prime:
Saingy raha ny lazainao etoana no ahasahianao milaza ny tenanao ho mahiratra dia indrisy...


Tandremo fa miala an'ilay fampianarana ao anatin'ilay boky vakinao isan'andro ianao dia ilay teny hoe "aza mitsara mba tsy ho tsaraina"!
;-) ;-) ;-) ;-)
60. prime ( 11/07/2008 11:25)
badboy:
izaho tsy namaky afatsy indray aza toa mahiratra kokoa! Sa nomeny ahy ilay fahiratana???
... io no nolazainao... ny olona tena mahiratra tsy milaza tena... izay ilay indrisy... tena tsy misy azonao mihitsy ilay resaka an... lazainao mitsara indray ny tenanay... :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.009