VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?

61. Rasiligaoma ( 11/07/2008 14:20)
rehefa tena dinihina toa tsy ny "namaky" no betsaka fa ny "nitsimpona" koa

izany netinety taminy ihany no notsimponiny sy nataony tsianjery maimbo
62. badboy ( 11/07/2008 15:43)
prime, Rasiligaoma >> Za tsy mitsipona fa mampatsiahy ny lesona iondananareo sao manko manadino lesona! Za tsy mitoriteny ary tsy hitoriteny eto satria samy mahay mamaky teny daholo matoa mahay manoratra! Ary tsy izay metimety amiko no averiko fa izay mifandray @ le "contexte"! ;-) ;-) ;-) ;-)
63. Rasiligaoma ( 11/07/2008 15:50)
marina izany e. raha izay no ampiasaina ny "lesona" anie tsy manahy e!
fa ilay heo terena hifandraika amin'izay "lesona kely mba hay" daholo ny zavatra rehetra no tsy mety
64. badboy ( 11/07/2008 16:09)
Rasiligaoma >> Aleo averiko eto ilay fehezateny napetrak'i prime, dia vakio tsara, jereo tsara ny fomba nanoratany azy dia ho hitanao ny tena dikany na dia miafina za ilay izy! Mety ho "anodin" ny fahitana ilay soratra fa rehefa jerena ilay teboka telo sy ny ambiny dia milaza zvtr maro!! ;-) ;-) ;-)

prime:
Saingy raha ny lazainao etoana no ahasahianao milaza ny tenanao ho mahiratra dia indrisy...

65. rakaroka ( 11/07/2008 20:04)
Miverina matetika ao amin'ny ohabolana ny hoe " mahazoa FAHALALANA mahazoa fahendrena".. Donk raha mitoky amin'ny "Fahalalany" ny olona iray.
Dia ara-tsoratra masina izany satria pièce de "puzzle de la vie tsy natao hotsinontsiniavina ny "fahalalàna" ? Io tsy hoe tsipona iray no hi-basé-nao dia akifika avokoa babay sy lohavohitra fa na ho aiza ianao na ho aiza dia "vatsy" hoenti-miaina foana ny fahalalàna.
Donk tsy mety ireo fampianaran'ny mpitory somary manabanty ny olona amin'ny fahalalany!
66. Rasiligaoma ( 11/07/2008 20:41)
rakaroka:

Miverina matetika ao amin'ny ohabolana ny hoe " mahazoa FAHALALANA mahazoa fahendrena".. Donk raha mitoky amin'ny "Fahalalany" ny olona iray dia ara-tsoratra masina izany satria pièce de "puzzle de la vie tsy natao hotsinontsiniavina ny "fahalalàna" ? Io tsy hoe tsipona iray no hi-basé-nao dia akifika avokoa babay sy lohavohitra fa na ho aiza ianao na ho aiza dia "vatsy" hoenti-miaina foana ny fahalalàna.
Donk tsy mety ireo fampianaran'ny mpitory somary manabanty ny olona amin'ny fahalalany!


izay indrindra!
67. fijo ( 11/07/2008 23:18)
indrisy fa be nefa ny mpino tsy manaraka izany.

cutie,tsara ary tena manampy ny bodisma fa handramo ary mahereza.
68. cutie ( 12/07/2008 15:24)
ie fijo
efa tsy andriko radem ny handehanana any :wink:
69. rakaroka ( 12/07/2008 21:35)
cutie:

VAHAOLANA VE NY SORATRA MASINA?

tsy mahavita mamaky ze voavaly any am-1 any za fa vahaolana ny SM raha toa ka tena iainana :)




=)) =)) =)) :-D :-D :-D
Misy Sipa koumika wà ato amin'ny Sera ato :-D :-D :-D :-D :-D
70. cutie ( 12/07/2008 21:54)
lol
71. kalointsika ( 14/07/2008 08:19)
zao ftsn no izy e, "mistère", zay io baiboly io. ny olana dia sam mandika @ze itiavany azy daol ny olona reetr. noho zan ref mino ianao tsara, ts mino ianao, anao zay. ny tena zava-debe, mivavaha aloha (raha mpivavaka ianao) dia iaino ny andronao androany. hitanao miandalana eny ihany ny mistery reetr. ho an'ny ts mino kosa f mbol te hitad zvt haf de anjaranao ny mikaroka sy mikarakara ny tandrify anao. fa izaho izay kristiana dia hoy aho hoe vahaolana ny baiboly ary ts marina izany hoe ts mis resak sex zan ao f mis ao satria Atra no nanome ny sex saing mb hanajana ilay Atra mpahary dia ts ampiasaina amin'ny resak hafahafa manimb ny image-ny fotsiny. sao lasa misy blasfèm. ao @ tononkira tena feno fa zan oe ataony sarin-teny. lav be fa aok'zay!!!!
72. Rasiligaoma ( 14/07/2008 14:34)
dia izay ve no ilana ny baiboly? nataho dinihina sy tsimponina araka izany mampetimpety ny tena? dia rehefa tranga hafahafa dia misitery?
ko tsy naleo nijanona ho misitery tany fotsiny
73. prime ( 15/07/2008 08:19)
Rasiligaoma> iza izao no tena mitsimpona raha ny fahitanao azy?
74. Rasiligaoma ( 15/07/2008 12:29)
ilay maka versets iray ireny fotsiny dia wawawa noi manaraka azy ao afara
75. fijo ( 15/07/2008 21:06)
kalointsika,hay raha vao misy resaka sex de manimba ny "imagen'andriamanitra"?????? ahannnnn,io izany le hoe tsy miresaka sex ny kristianina,fa mampiaxa sex be.
76. prime ( 16/07/2008 07:54)
Rasiligaoma> ka tsy mitsimpona ny lazain'i kalointsika koa ve io ataonao io? rehefa hitsimpona ihany tsy aleo mba ny baiboly? :-P
77. fijo ( 17/07/2008 20:27)
aleo mitsimpom-bary,fa iny mba misy hoanina
78. Rasiligaoma ( 18/07/2008 03:02)
aleo tsy mitsimpona fahatany manjary ny akotry tampoka eo no hanina fa hifamasika eo
aleo totoina tsara ny vary (dinihina tsara) dia tsidohina tsara rehefa sasaina
79. fijo ( 18/07/2008 21:09)
ka na totoina tsara aza mety hisy vatokely,de mila tsimponina ihany
80. cutie ( 18/07/2008 21:32)
tsy maintsy mitsimpona :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0098