olona matavy
1. orona
(
02/07/2008 07:12)
Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any?
Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Masosotra mitsy ny nijery azy ndraindray.
Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Masosotra mitsy ny nijery azy ndraindray.
répondu par SHOAN le 08/08/2008 22:06
2. kalointsika
(
02/07/2008 08:50)
mis dadatoako zay dokotera d eau vive no nosotroiny indray atoandro t@ za nandalo tao aminy. nanotaniako izy hoe "f'angà enao tsy noana?" dia hoz t@ko oe, rats zan matav zan, ndrindr fa nareo ankiz. manjary las dondrona (miala tsin @ le fiteny). f hitako ko aloha fa marina le iz e. ra mis akiz kely 2 eo ny 1 matav d ny 1 kelikely, di hita mits oe mihetsk kokoa ilay kely noho le matav nef asa aloha e! za ts ti oul matav mits
3. ainaheri
(
02/07/2008 09:59)
kalointsika:
ra mis akiz kely 2 eo ny 1 matav d ny 1 kelikely, di hita mits oe mihetsk kokoa ilay kely noho le matav
Mietsika @ alalan'ny ara-batana sa @ alalan'ny saina?? Satria mifanipaka zany ny zvtr soratana sy ny zvtr henonao t@ dadatoanao? :lol:
4. xxx
(
02/07/2008 10:44)
orona:
Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any?
Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Masosotra mitsy ny nijery azy ndraindray.
tena mitovy tsy misy valaka amin'ilay hoe ny tena efa ratsy, mainty saina mbola tsy misaina afa tsy ny hanao ratsy ihany... :x :x mbola asiana mitsikera ny hafa ihany anefa ny tenany tsy hitany.
makriko na mieritreritra azy aza....
5. kalointsika
(
02/07/2008 11:51)
ny tiako ambar @ hoe mihetsik hoe "actif sy intelligent". mial tsiny ra ts haiko tsar ny milaz az f atao forum haf ndray ny resak mahay teny gasy sy teny frantsay.
6. niryna
(
02/07/2008 16:11)
kalointsika:
ny tiako ambar @ hoe mihetsik hoe "actif sy intelligent". mial tsiny ra ts haiko tsar ny milaz az f atao forum haf ndray ny resak mahay teny gasy sy teny frantsay.
Ny tavy aloha dia mahatonga ny olona hatory lava na lehibe io na kely.Ary matetika mitady sakafo foana koa ny vatany,lasa mihitatra ilay tsinay.
Mazava ho azy fa raha matavy ny olona dia miresaresa ka tonga dia tsy afaka ho actif firy.Misy ihany anefa efa zatra nirifadrifatra na maila-pamindra ny ka na matavy aza izy dia maila-pamindra kely ihany e.
Ny ilazana kosa fa tsy hoe intelligent dia tsy mitombona satria mety kely ilay zaza taloha dia nitombo saingy ny saina raha efa intelligent izy tsy ho lasa dondrona vetivety eo,raha tsy izy mihitsy no mihakamo noho ny taviny.
Asa aloha fa iza no itako.
Misy rangahy miara miasa aminay vao miditra tsy misy adin'ny iray akory izy dia efa renoky ny tori-maso.Hay izy ity hono manana asa any ivelany any dia tsy ampy torimaso.Rehefa tonga ny fotoana fialan-tsasatra dia ny masony matory,ny tanany mandrapaka sakafo ataony ao ambava amin'izay manao be fandroaka,manao telo-moka be ,dia mitsako izy no matory,ny kibony amin'izany toa ireny olona bevohoka mitondra valo volana ireny. Ny tavy aloha dia mahatonga hakamona be e,sady tia matory lava ka vao maika mitombo ilay olona.Ny zaza koa izany dia toy izany ary raha tsy fehezina dien'ny mbola kely dia mety ho faty tampoko noho ny tavy mienika ny fo,ny saina misy chemical mampatory ary ny vatana tsy afaka miezaka mba hietsiketsika.Dia lasa tsy miasa intsony ny saina dia ataon'ny olona hoe dondrona kanefa hakamoana ilay izy.
(l) niryna
7. haritianah
(
02/07/2008 16:39)
tsy ekeko zany lazainareo fa raha vao matavy ny olona dia tsy actif ary ts intelligent ary ts mailamailaka raha mihoatra ny olona mahia.
Ny intelligence sy ny mailamailaka sns dia toetran'ny olona, miankina @ olona tsy 1/1 fa ts miankina @ mampahia na mampatavy, maro ny olona manampahaizana, champion @ zvtr eratany no matavy, ary maro koa ny olona mahia medalinina bé no dondrona be.Dé aona reny ary?
Ny matavy dia azo lazaina hoé tsy tsara raha @ lafiny fahasalamana sy ny bika angamba fa ts dia marina kosa raha @ resaka intelligence sy ny fahaizana.
Raha entina amitahana zaza dia mety ilay oé tandremo matavy fa dondrona.
Ny matory ampitoerana koa ts ny matavy fa matetika vokatry ny asa mafy, na vokatry ny ts fampian'ny torimaso misesisesy, na koa efa toetran'ilay olona mits mora azon tory raha vao tsy misy atao ka na mahia io na matavy dia ahitana an'ireo avokoa.

8. xxx
(
02/07/2008 17:23)
kalointsika:de ahoana zany ireny manao sumo ireny ?
ny tiako ambar @ hoe mihetsik hoe "actif sy intelligent".
9. ainaheri
(
02/07/2008 17:43)
nez:
Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any?
Io valin'ny xxxxx io zany ee,fa tsy haiko we innn ny tianareo resahana ,i orona tsy mety matavy angamba fa be kankan-jila lotra klé
10. Bola
(
02/07/2008 19:38)
Ny tena izy ve tsy hoe misy IMC tsy t(indice de masse musculaire = ny halavana en centimetre x halavana en centimetre zaraina @ lanja en Kg) hilazana tokony hihoarana na tsy tokony ho latsaka no ho io dia izay!
Ny mahatonga ilay kamo rehefa matavy dia satria miadana ny metabolisme (ahoana no fiteny hoe ny fiasan ny vatana mandoro ny sakafo ho lasa energie). Be loatra no ho ny ilain ny vatana ny sakafo hohanina dia miha miadana io metabolisme io. Dia izay tsy voaova ho energie lasa tavy daholo. Dia na ny mivesatra an iny aza sarotra ka tsy tafa hetsika intsony farany satria mitaky ezaka be. Fa ny olona anefa rehefa ngeza ka hampihena vatana, na matavy toy inona aza ka mi forcer vatana dia mety ary iny no mampandeha ilay metabolisme hiasa haingana kokoa indray. Dia izay no mampihena rehefa hoe manao exercice matetika sy amboarina ny sakafo hoe izay misy nutrients ho an ny vatana ihany sy tsy manao tafahoatra dia miverina miasa hainga ilay mandoro energie dia mandoro hatramin ilay tavy dia mihena. Ka na intelligent ny olona iray na tsy angamba tsy dia hoe matavy na tsia fa kosa raha miha matavy dia mazava ho azy miha kamo ary na ny loha hiasa aza tsy mazoto toy ny teo aloha dia mihena daholo. Fa kosa azo ovaina daholo izany. Fa izaho koa rehefa sendra te hihinana zavatra tsy mahasalama loatra dia maka sary an tsaina olona matavy aho dia mahavita manda ilay izy. Ny tena ratsy dia siramamy sy sira ary menaka. Indrindra fa siramamy. Raha vao mihena io dia manova zavatra betsaka. Hitako anefa hoe ny fiainana malagasy tena be menaka, be siramamy...izany ve no tsy mahalava ny andro iainana...nefa isika toa tsy matavy...
Ny olona matavy sasany koa akamoana hahandro no tena betsaka...Zavatra efa vonona no tiana na misakafo any ivelany!
Tsy misy mahasoa na iray aza ny matavy:
- tsy misy matavy bien dans sa peau (ahoana no filaza izany)
- matavy ianao be dia be ny aretina mety hahazo: tosi dra, areti po satria miasa mafy kokoa ny fo mi pomper ilay ra, cholesterol, ny taolana eo @ loalika koa satria io no mizaka ny vatana manontolo, tsy lava andro iainana ary sarotra ny misefo, sy ny tsy voatanisa)
- Ny tondro molotra tsy lazaina! Sady mahazo ny hoe tsy mahava-tena no ny akanjo geza be daholo no misy toerana sasany mila manao seza roa vao tafapetraka, olona tsy mahafehy tena sy ny sisa....
izaho miteny io tena anisan ny tsy tia maizina ny olona manakiana ny olona matavy taloha ary tsy manakiana aho na izao aza saingy nony nahafantatra ny antony sy vokany ny hoe matavy aho dia tonga saina hoe mila manao zavatra mba hijanona ho salama sy tsy hitomboana raha tsy te hatavy ary misy matavy tena no ho ny fazarana miaina ratsy no mampatavy azy, misy no ho ny fanafody raisina, sns ...fa ny fantatro dia tsy ilaina milaza fotsiny eo tsy izaho ny antony fa fanafody na ity na ity fa kosa milaza hoe manao izay ho vitako aho fa mamiko ny fiainana ary je veux me sentir bien dans ma peau!

11. karinah
(
02/07/2008 22:40)
orona> misy oul efa vaventy mintsy ka, ary tena avy @ resaka gène ilay izy, fa tsy mihinan-kanina firy aza de matavy eny foana! tena mampalahelo!!! ka aza de sorena oe masosotra mintsy sns izany, tsy fidiny ho azy ny hatavy, ..hafa injay ny oul tendan-kanina, fa misy koa anie oul mihinan-kanina be fa tsy mety matavy e, ny kibony fotsiny no hita mibontsina kely eny! :-D :-D :-D :-D :-D :°)
12. Bola
(
03/07/2008 01:34)
karinah:

Tsy misy resaka gene ilay izy fa firifiry ny olona miteny an io dia imasonolona tsy mihinana fa any an trano mihinana be dia be - na iafina mihinana!!! Efa tany an tranon ireny mpiteny an io aho hoe izaho tsy mihinana mihitsy...Inona fa raha tsy mihinana tokoa aza: tsy mosarena ve izany...dia mazava ho azy hihena raha tena tsy mihinana - fa tsy izany no mahasalama hoe ny tokony ho izy mihinana voalanjalanja na habetsahana na hatsarana (quantite - qualite) sady mampiasa vatana na dia mandeha tongotra fotsiny aza ary ny olona tsy mitombo mihinana betsaka indray iny ilay haingana ny metabolisme ny fiasany ka tsy mivadika ho tavy, tsy mitahiry tavy ny vatana. Ny olona manana thyroide hyperactif no voan io. Fa tsy midika hoe salama izy raha tsy hoe angaha sakafo mahasalama fa betsaka no hohaniny. Ka toy izay manala tsiny efa nolazaiko tokony tonga saina dia miala @ fahazarana ratsy misakafo sady manery ny vatana hihetsika....
13. karinah
(
04/07/2008 18:18)
Oadray, ny zokiko vavy izao mihintsy no matavy anefa zara fa mihinan-kanina, fohana ny sigara mba hihena fa eh,eh!! misy cousine-ko izay koa nijaly be fa matavy, zara fa mihinan-kanina, niarahako nipetraka dol ireo oul ireo! ka enao angah ahoana ah :?: :{ :{ :{
14. Bola
(
05/07/2008 01:25)

tsy hitako ilay izy fa nahatonga ahy hilaza io manko, aty malaza ny hoe miafina ilay olona manao binge no filazany azy. Tsy haiko ny manazava azy @ teny malagasy hoe ahoana. Imason olona tsy mihinana fa any ambadika mihinana betsaka.
Raha hazavaina tsotra aza anie misy antony hafa koa: tsy ny tsy fihinana koa no mampahia fa ny fihinanana ny zavatra ilain ny vatana (legume, fruits, karazana proteines sy izay misy vitamines sy calcium hafa ary sakafo misy grain na ble entier)
Raha mihena ny sakafo hohaninao dia mi s adapte @ iny ny vatanao. Natao hi survivre ny vatana ka raha mihena ny sakafo miditra dia milaza ny cerveau hoe moramora miasa ny vatana, mila hahena ny calorie miasa satria kely ny sakafo. ka vokany tsy mandoro calorie ny vatana fa tonga dia mamadika ny sakafo azony ho lasa tavy mba hitsinjovana izay mety tsy ho fahampianttsakafo. ka izao, mihena kely @ voalohany fa izany no mahatonga ny olona manao regime miangeza ihany satria ilay vatana lasa no programmer-na hitahiry tavy ka na tsy mitombo aza ny hohanina dia mitombo ny lanja.
Ka io miverina @ ilay tetsy ambony hoe mila mi se forcer tena mihetsika mampiasa vatana raha te hihena satria ny fihetsehana ihany no mahatonga ny metabolisme ho haingana kokoa indray. Tsy resaka sakafo fotsiny izany fa mila mihetsika koa. Na mihena ny sakafo @ izay manko ny metabolisme miasa foana. Aza sorena ianao mamaky ahy, tsy manome tsiny aho na masiaka fa izaho koa t@ mbola tsy nahafantatra tena sorena @ olona manakiana olona somary lehibe satria ny zokiko somary lehibe ahy izaho koa na tsy ngeza be loatra aza nisy fotoana lasa boribory satria tsy nisakafo ara dalana fa matin ny hoe sakafo ve ho ariana. Ka efa teo aho fa izao kosa nony mahafantatra ny tena fiasanny vatana tsy manaiky intsony hoe gene io na tsy misy azo atao. Misy foana ny azo atao: mihetsika sy misakafo ara-dalana. Averiko fa tsy hoe misakafo kely fa ara-dalana. Izaho izaho io no ezahako hihazonana ny fahasalamako. Rehefa miha lehibe koa tsy miha haingana io metabolisme io fa miha miadana ka izay no tsara hizarana mihetsika dieny izao mba tsy hiadanan ilay izy satria vao mainka mampitombo. Izay e, aza manao esprit defaitiste ary tsy misy zavatra azo moramora izany raha tsy miezaka mafy sy fitandremana anisan izany ny fahasalamana. Dia averiko indray hoe feno fitiavana daholo ireo teny ireo fa tsy fanakiviana! Dia raiso @ lafiny tsara foana ny fiainana e! raha tsy tianao na mahasosotra ny sofinao - na masonao ilay lazaiko dia adinoy fotsiny, aleo hiverina ho ahy ny teniko fa aza atao manimba ny andronao! :wink:
15. kiali
(
05/07/2008 15:20)
hampihetsehan'ny debilité an'i be orona indray ny serasera menakavy :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
16. ikaretsaka
(
05/07/2008 17:11)
rehefa miheritreritra ny tenanao ho tsy matavy dia aza mivaky loha @ izany dia rehefa tsy mieritreritra anao ho mahihy ko dia aza mivaky loha @ izany
17. vale
(
05/07/2008 19:31)
kiali: :-D :-D :-D :-D :-D :-D marina izany!! hihihihihihihi, sodé mba mial ny matavy kosa aza i orona de mody mba manaratsy eo!! :lol:
18. vale
(
05/07/2008 19:38)
i Bolà> sakafo équilibré ve ny tinao lazaina izany ka ny hanamafisako oe resaka Gène ilay izy indraindray, dia tsotra fotsiny: mitovy dol ny sakafo oanina ao an-trano, tsy misy oe mangalatra mihinana any ivelany, satria ny argent de pochen'ny tsi11 ihany kou mitovy dol donky tena mba nampalahelo ahy mafy izy roa vavy ireo satria de zavatra mitovy izao ny hoanina de glady ry zareo! ka ny anabavin'ny dadan'ilay cousine-ko io koa somary vaventy, ary ny renin'ilay soeur-ko (demi-soeur) somary vaventy dia hoy ny oul oe nanahaka an'ny havany ry zareo ireo. Misy namako izay koa Glady be ny dadany sy ny mamany ary izy rehetra ao an-trano ihany koa, fa ny fomba fisakafoanan'ndry zareo ireo kosa alou tsy haiko loatra eee! tsy sorena aho fa manamafy ny raisonnement-ko fotsiny, samy manohana ny heviny io koh!! :-D
19. vale
(
05/07/2008 19:39)
ooops, signé> karinah. azafady fa tsy voaova le ps ee, tsss, avy namaly hafatra aho mantsy de adinoko niova!! :{
20. pissoa
(
05/07/2008 21:33)
ikaretsaka:
rehefa miheritreritra ny tenanao ho tsy matavy dia aza mivaky loha @ izany dia rehefa tsy mieritreritra anao ho mahihy ko dia aza mivaky loha @ izany
sady tokony avahana koa ny olona big-boned sy ny olona fat
:-D :-D :-D