olona matavy

21. Bola ( 06/07/2008 04:46)
maninona a... oviana iza nahoana aiza .... :D :D :D :D

Ahoana moa ilay filamatra eto....tsiky dia ampy! :lol:
22. ainaheri ( 06/07/2008 05:30)
Bola , non .... tsiky d mimontotra :-D :-D :-D :-D :-D :-D
23. xxx ( 06/07/2008 12:58)
Bola: mba fenoy ny mombamomba anao aloha vao miresaka fa mandreraka be ilay miresaka amin'ny olona fantôme e.Ianao manome moraly bedia be anefa ny momba anao tsy fantatra akory eny fa fa dia oe fotsiny lahy na vavy, tena tsy fantatra.
24. Bola ( 06/07/2008 16:30)
xxx:

fenoy ny mombamomba anao aloha vao miresaka fa mandreraka be ilay miresaka amin'ny olona fantôme e.


Hummm...iza no fantome kokoa...Bola sa xxx.... :{

xxx:
Ianao manome moraly bedia be anefa ny momba anao tsy fantatra akory eny fa fa dia oe fotsiny lahy na vavy, tena tsy fantatra.


moraly...hummm...naneho ny hevitro aho ary nilaza hoe aza raisina rehefa tsy tianao fa avereno ho ahy...Ankoatra izay, za koa anie tsy mahita profil na iza na iza na inona na inona fa hanontanio ny mpiandraikitra eto ka no ho izany 0 sy 0 ny baolina! Ny fantatro dia izay soratanareo, mihoatra an izay tsy misy....Fa rehefa hoy ny mpandray andraikitra hoe tsy mety ny ataoko dia esorina eto fa tsy tianareo intsony dia hoy aho hoe....tsy maninona aza e...Tsiky dia am
25. Bola ( 06/07/2008 16:34)
ampy no saika hosoratana fa tafidtra alohan ny nahavitako azy ilay hevitra...
Eny ary e, tsiky dia ampy!Zay...dia za tsy fantome fa tena misy.... 8) fa raha manimba ny ambiance eto dia aleo ny tenanay hiverina @ fiainana tena izy ihany ary e...fara faharatsiny mba hitan ny olona ilay tena tsikinay....
26. XxxX ( 06/07/2008 16:34)
Bola:

Ankoatra izay, za koa anie tsy mahita profil na iza na iza na inona na inona fa hanontanio ny mpiandraikitra eto ka no ho izany 0 sy 0 ny baolina!



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) rah ts mameno ny mombalahy letsy elahy d tsy afaka mahita ny prifil ny ol a ! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
27. Bola ( 06/07/2008 16:37)
XxxX:

Bola:

Ankoatra izay, za koa anie tsy mahita profil na iza na iza na inona na inona fa hanontanio ny mpiandraikitra eto ka no ho izany 0 sy 0 ny baolina!



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) rah ts mameno ny mombalahy letsy elahy d tsy afaka mahita ny prifil ny ol a ! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))



Ka izay no ataoko hoe 0 sy 0 ny baolina ka izaho aza tsy sarotiny @ izany e....
:-P
28. kiali ( 06/07/2008 18:11)
matahotra haftra ny debil :-D :-D :-D :-D
te hanao aminy eo kay mora manakana ol!! :-D :-D :-D :-D
29. orona ( 07/07/2008 06:48)
kiali: :-D

kalointsika: le tsy mahay alo mety tsy dia mitombona loatra -- ra tsy hoe anga -- matavy loatra dia tsy manao sport -- d tsy ampy oxygène
Fa ilay marefo tena eny

le an'i haritianah io no hitako marina

karinah: leresaka gène ohatran'ny mifanoitra iany ny filazanao azy satria ianao sy ny zokinao atao oe manana gène mitovy iany.

Tsy maitsy atendana sy tsy faizana mikaly iany io -- satria naoana ny amerikanina no matavy loatra -- ny afrikanina no mahia kely

ainaheri: tena misy tombony iany marina -- fa ts sumo kosa ngamba no tanjon'ny matavy -- fa tena kamo be tenda -- kamo ikotrana -- tendakanina

pissoa -- inona zany big bone?

xxx matsiaro voatsindrona hahaha :-D
30. karinah ( 07/07/2008 18:15)
Orona: tsy mamaky koh ve nareo e, ilay zokiko demi-soeur amiko fa tsy iray tampo, ny Dada no ikambanana, ka izy nanahaka ny Mamany. Ilay cousine-ko nanahaka ny anabavin-drainy, ka ny Reninay no mpirahavavy. Maika hanankihana fotsiny, rehefa tratra ny marina. Manin anefa raha manaiky oe marina fa hita fa misy porofo be izao ny zavatra lazaiko de avy nareo sy Bolà, nahankihana be fahatany fotsiny, in ary no nahatonga ny Mot oe Gène raha tsy nisy? sssssh! mahaiza mamaky nareo vao manankihana fa tsy izay fihevitrareo ankory dia voatery ho marina foana . :^)
31. karinah ( 07/07/2008 18:17)
f'angah koh de tsy nisy ps hafa mintsy no atao oe orona aza?... :lol:
32. Bola ( 07/07/2008 22:14)
karinah:

Bolà, nahankihana be fahatany fotsiny, in ary no nahatonga ny Mot oe Gène raha tsy nisy? sssssh! mahaiza mamaky nareo vao manankihana fa tsy izay fihevitrareo ankory dia voatery ho marina foana . :^)


Asa na izaho ve no tsy mahay miresaka sa ahoana...aleo atao hoe izay mba tsy hisian ny tsy fifankazoan kevitra. Tsy nisy resaka manakiana teto sady tsy nisy hoe hevitro manokana...Fa izaho aza mba malahelo ireny olona tsy mety mihena ireny satria nolazaiko hoe na izaho aza t@ mbola tsy nahalala ny tokony natao nanaotao foana sady kivy hoe tena efa mba manao mafy ihany fa ahoana aza. Ary koa ny zokiko efa nisy olona poids foana.
Ka izao, ity lien ity vakiana dia hitanareo @ izay ilay idee marina sy fausse tiako ambara. Hoe marina fa afaka milaza hoe genetique io fa vakio ilay ery ambany fa milaza tsara fa tsy midika izany hoe tsy afaka miaina. Dia izay ilay hevitra tiana nampitaina: tsy ahy fa avy @ mpikaroka sy mahay azy. Raha ny marina aza anie tokony ho faly hoe hay izany misy azo atao hihenana...Sa ahoana...Rehefa tena azo ny fiasan ny vatana (na genetique izay tianao) dia mora kokoa ny mitady hoe inona izany no mety amiko sy tokony ataoko. Dia ity tao @ ilay page citer-ko:

Être génétiquement prédisposé à prendre du poids ne signifie pas qu'on ne peut pas être mince et le rester, mais que cela demandera qu'on porte une attention particulière à sa façon de s'alimenter, à ses dépenses énergétiques, à toutes les situations qui pourraient conduire à manger plus que nécessaire.

izany no nilazako:
- tsy hoe gene dia mandevina lefona hoe tsy misy azo atao
- mila tandremana ny sakafo sy exercices physiques na gene na tsy gene fa encore plus raha gene aza
- ilay lazaiko hoe ilay fomba fisakafoana mila mitandrina...misy ilay any ambadika - tsy nilaza aho hoe izany no ataon ny rahavavinao- fa io zavatra tena courant. Misy indray ny zavatra hohanininy mihitsy no tsy nutritif. Dia na ilay iray na ilay iray: mila mitandrina (na olona mahia aza rehefa tsy mitandrina hisy vokany ihany na ho ela na hoa haingana)

Dia ity ary ilay lien: http://dietetique.over-blog.com/article-5236260.html
Dia efa nolazaiko hoe tena feno fitiavana ireo fa tsy manakiana...Indraindray koa ny tena rehefa te hanampy toa tsy tafita araka ilay nieritretana azy ny hevitra anie e!



33. karinah ( 08/07/2008 00:59)
oops! tsy voavakiko h@ farany alou fa zafady Bolà!euuu..resaka Gène ny niadiko hevitra tamin'i Orona. Sy taminao, ankoatr'izay famenony fotsiny ihany, ny resaka sentiment etc... ny tiko tenenina eto. Ohatry ny lasa mivaona mantsy ilay resaka.izay indray ary alou!!!
34. karinah ( 08/07/2008 01:02)
orona: tsy ny matavy rehetra kosa no kamo betenda e, misy matavin'ny fanafody, misy ny matavin'ny hanina, misy efa vatany mintsy no matavy (iray trano, dia io le nitadiavako porofo tery ambony oe misy ny tavy avy am resaka gène, satria twa niteny oe tsyresaka gène ihany koa ny tavy, za anefa efa nahita oul, ary maromaro mintsy matavin'ny fanahafana, :lol: , izay indray ary alou!!!... :-D :wink:
35. Bola ( 08/07/2008 03:55)
karinah:

oops! tsy voavakiko h@ farany alou fa zafady Bolà!euuu..resaka Gène ny niadiko hevitra tamin'i Orona. Sy taminao, ankoatr'izay famenony fotsiny ihany, ny resaka sentiment etc... ny tiko tenenina eto. Ohatry ny lasa mivaona mantsy ilay resaka.izay indray ary alou!!!

Za izany tsy te handrangitra fa raha miakatra kely ery ambony ery dia hoy ianao hoe mba vakio aloha vao ....Fa ny ahy koa moa lava raha teo ka aiza no ho araka e...Raha tsy hoe tia mamaky toa anay angaha!
Ary ilay pejy aterineto nalefako eo io raha ny marina resaka gene...dia rehefa mamaky ianao dia hahita ny valiny siantifika momba io resaka gene io @ mahia sy matavy...Sa inona ilay resaka mivoana fa toa tsy arako...:roll :8-)

Dia ny anarako tokoa Bola ...eo @ Bo ny tsindrim peo fa tsy la...Toy ny hoe Mbola fa tsy misy m na soratra na feo. Nefa moa toa tsy manova zavatra loatra rehefa dinihana izay hilazana azy! :wink:

36. karinah ( 08/07/2008 12:10)
BOLA: ny oe mivaona tiko hotenenina dia ilay hevitra tiko tohanana sy ifandinihako eto dia ny resaka GENE. Fa tsy ny oe ny antony mampatavy na tsia.mdrr,.. ary nitsotra aho fa tsy voavakiko, ka in kou moa no nokihaniko tao? ny hevitra ery ambony no hitako misy fanazavàna ny antony mampahy sy mampatavy, dia izay no nitenenako oe nivaona (@ ilay tiko hifandinihana, satria ny resak'i Orona voalohany dia oe tsy resaka GENE ony fa resaka hakamoana sy hatendan-kanina.mdrr). slt!
37. karinah ( 08/07/2008 12:15)
adinoko> za tsy te hiady hevitra intsony fa be ny oul itako manahaka ny rainy na ny reniny, misaotra na izany aza mitondra rohy manazava ny antony hafa, fa za alou tsy miova @ hevitro eee, be lotra ny oul itako matavy satria mitovy @ Rainy na ny Reniny izay kah!! mazotoa ary ô!!
karinah. ^:^
38. Bola ( 08/07/2008 13:22)
karinah:

adinoko> za tsy te hiady hevitra intsony fa be ny oul itako manahaka ny rainy na ny reniny, misaotra na izany aza mitondra rohy manazava ny antony hafa, fa za alou tsy miova @ hevitro eee, be lotra ny oul itako matavy satria mitovy @ Rainy na ny Reniny izay kah!! mazotoa ary ô!!
karinah. ^:^




:D :D :D mitsiky dia manga lanitra :wink: :wink: :wink:
39. orona ( 10/07/2008 06:16)
karinah --- tlop tald ndray a--- ny atony itenenako oe atendana no betsaka dia oe --- naoana ny afrikanina no taolana mifono oditra --- ny vazaha matavy misesika?? --- volokoditra ve? --- y a aussi des gros lards noirs --- tsy maitsy sakafo sy akamoana hitaiza vatana iany io
désolé pr la lecture diagonale --- g croyait q cetait ta soeur aînée :?
40. Bola ( 13/07/2008 23:58)
Ity tsy mitady valiny, tsy mila ady fa vao io mihitsy no nivaoka t@ fandaharana fahasalamana ilay izy ka te hizara aminareo aho. Izay mandray tsara, izay tsy mandray koa...tsara satria tsy mampiova zavatra loatra raha ny marina - ho ahy izany tsy mitondra inona na mandray ianao na tsia...

izao no voalaza t@ ilay izy fa ny fitomboana (poids) dia 70% miankina @ sakafo hohaninao, 30% miankina @ exercices physiques atao ary ny 10% no miankina @ gene.
Ka mbola miverina @ ilay page Internet nomeko iny ihany ny fanazavana fa mety hoe misy gene mitanila ho matavy ny olona iray kanefa 10% @ antony mampatavy ihany izany ary ilay 90% hafa mbola azo amboarina satria sakafo sy exercices!!! Ka tsy hoe rehefa manana gene mora matavy dia tsy maintsy matavy fa mafy kokoa fotsiny no ho ny olona normal. Ary ny zavatra mila tandremana dia ny siramamy (minimum arry ny sucre naturel preferer-na @ sucre rafine na ajoute ao anaty produit), ny menaka ary ny sira.
Ka marina hoe misy antony genetique dia fianakaviana iray manontolo matavy fa iny 10% ihany...ILay 90% sakafo sy exercice. Rehefa hita fa tsy mampihena ilay fomba fisakafoana maninona moa no tohizana fa mila ovaina izany rehefa hita fa tsy mahomby. Raha efa manao exercices dia mila ampitomboina izany. Raha tsy manao exercice mihitsy dia mila manomboka manao izany. Sarotra na dia ny mi reconnaitre aza hoe afaka ny mihena aho...Raha tsy convaincu ianao manokana hoe afaka mihena dia tsy hanao ny ezaka ilaina koa ianao hihenana ary tsy hihena. Fa raha vao manao positif hoe vitako io dia motive ho azy hanao ezaka ary important ny support avy @ fianakaviana sy namana.
Ny ahy dia ny mamporisika ihany hoe tout est possible!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0085