olona matavy

41. haritianah ( 17/07/2008 07:23)
zà alou zafad raha manakiana lé isanjato nomeny bola io,(70 sakafo,30 exercices,10 gene) ts en generale io bola.
Mbetsaka ny fahatavezana ts miankina @ sakafo sy fanatanjatena mits, ary misy io gene maro mitsy ny oé taranaka matavy.
Fa ny tiako amarinina fotsiny dia na avy aiza ny mahatonga ny fahatavezana dia Azo atao ny miady amin'izany Saingy mila fivononana sy faharetana.
Si tu veux tu peux.
Na eo koa anefa ny fahavononana sy faharetana dia mitaky bediabé vola ny fampahiazana ary mitaky fanohanana ratoa ka efa matavy ianao no té hiena.
Ny manodidina anao ao an-trano mitsy koa mila manohana anao, ts nataotao foana ireny centre fampahiazana ireny sy ny fomba isankarazany ahafahana mihena.
Maro ny milaza oé efa mba nanao ihany ao fa reraka fa ts itako ny vokany, ts nanaraka arabakiteny ny fampahiazana ianao na nanaonao foana ianao dia ts nety.
Nanana cousine ao, zareo rehetra matavy daholo dia ny iray t@ zareo nanana fahavononana dia tena nanaraka dé A à Z ny toromarika ny centre fampahiazana(regime tsis menaka sy sucre+fanatanjahatena+menaka mampahia+apareil tao @ lé centre ) fa very 24kg lé cousine ko.Ary à partir n'iny amin'izay no mihinana ny rehetra fa en quantité tokony ho izy amin'ny vatany satria efa taranaka matavy.En forme be izy zao ary isany isakafo izy dia mahay mandajalanja ny hampidiriny @ vavany satria efa ao aminy ny mahatarana mora matavy azy.
Fa misy io taranaka matavy io ary mijaly mitsy ny olona sendra ireny satria na kely aza no ohanina ka misesisesy fotsiny dia vetivety dia matavy zany.
Misy anefa olona mahia mihinana na vary firy plat +menaka+sucre nefa ts manao fanatanjahatena, nefats mety matavy.Donc gene mahia mits.
Fa zà alou miteny oé sarotra ny miala @ fahatavezana, saingy azo resena kosa.
42. Bola ( 18/07/2008 02:27)
haritianah:

zà alou zafad raha manakiana lé isanjato nomeny bola io,(70 sakafo,30 exercices,10 gene) ts en generale io bola.
Mbetsaka ny fahatavezana ts miankina @ sakafo sy fanatanjatena mits, ary misy io gene maro mitsy ny oé taranaka matavy.
Fa ny tiako amarinina fotsiny dia na avy aiza ny mahatonga ny fahatavezana dia Azo atao ny miady amin'izany Saingy mila fivononana sy faharetana.
Si tu veux tu peux.
Na eo koa anefa ny fahavononana sy faharetana dia mitaky bediabé vola ny fampahiazana ary mitaky fanohanana ratoa ka efa matavy ianao no té hiena.
Ny manodidina anao ao an-trano mitsy koa mila manohana anao, ts nataotao foana ireny centre fampahiazana ireny sy ny fomba isankarazany ahafahana mihena.
Maro ny milaza oé efa mba nanao ihany ao fa reraka fa ts itako ny vokany, ts nanaraka arabakiteny ny fampahiazana ianao na nanaonao foana ianao dia ts nety.


Fa zà alou miteny oé sarotra ny miala @ fahatavezana, saingy azo resena kosa.


Raha ny @ ilay pourcentage dia izay no reko t@ ilay emission (X-weighted) dia nosoratako teto ary ireo notazomiko eo ambony io @ nolazainao no nezahiko navaoka teto fa angamba tsy haiko ve milaza azy....Manaiky aho hoe mety ny gene nao no mampangeza kanefa araka io ohatra io tsy hoe tsy azo resena ilay izy. Efa nilaza koa aho fa mafy kokoa @ gene hoe mora matavy ary izay ilay site napetrako ery ambony... Ny but ko zany teto dia hoe tokony tsy atao excuse handevonana lefona ilay izy fa rehefa hay hoe misy azo atao dia mihotra na dia mafy aza.
Izaho dia anisan ireo mpanome courage ny olona miady mafy mihena satria misy betsaka manodidina ahy ary ilay cle koa dia ny mahazo fahalalana marina momba ny vatanao sy izay ilainy mba hanomezana ilay tena mety...
Ady mitohy ilay izy nefa tena faly @ tenanao ianao avy eo!
Misoatra Hari namoaka ny hevitra @ fomba mazava! :D


43. haritianah ( 18/07/2008 13:53)
eny oa ry bola é, mitovy fa ts sahala fotsiny ny valintenintsika é
44. 08051972 ( 30/07/2008 20:53)
Bola:

karinah:

orona> misy oul efa vaventy mintsy ka, ary tena avy @ resaka gène ilay izy, fa tsy mihinan-kanina firy aza de matavy eny foana! tena mampalahelo!!! ka aza de sorena oe masosotra mintsy sns izany, tsy fidiny ho azy ny hatavy, ..hafa injay ny oul tendan-kanina, fa misy koa anie oul mihinan-kanina be fa tsy mety matavy e, ny kibony fotsiny no hita mibontsina kely eny! :-D :-D :-D :-D :-D :°)

Tsy misy resaka gene ilay izy fa firifiry ny olona miteny an io dia imasonolona tsy mihinana fa any an trano mihinana be dia be - na iafina mihinana!!! Efa tany an tranon ireny mpiteny an io aho hoe izaho tsy mihinana mihitsy...Inona fa raha tsy mihinana tokoa aza: tsy mosarena ve izany...dia mazava ho azy hihena raha tena tsy mihinana - fa tsy izany no mahasalama hoe ny tokony ho izy mihinana voalanjalanja na habetsahana na hatsarana (quantite - qualite) sady mampiasa vatana na dia mandeha tongotra fotsiny aza ary ny olona tsy mitombo mihinana betsaka indray iny ilay haingana ny metabolisme ny fiasany ka tsy mivadika ho tavy, tsy mitahiry tavy ny vatana. Ny olona manana thyroide hyperactif no voan io. Fa tsy midika hoe salama izy raha tsy hoe angaha sakafo mahasalama fa betsaka no hohaniny. Ka toy izay manala tsiny efa nolazaiko tokony tonga saina dia miala @ fahazarana ratsy misakafo sady manery ny vatana hihetsika....



An!an! Tena marina tokoa anie izany fa misy mihintsy ol mivoraka nefa tsy mihinankaniana e!!! Ny mpiandry ny tananako any Dago tena azo lazaina mihintsy hoe mosarena talohan'ny nampiasaiko azy fa de tena matetika mandry fotsy ne fa de mivoraka be ery ; nefa izaho mba te hatavy fa na de miletra hanina toy ny inon'aza de tena marina mihintsy hoe ny kibo fotsiny no mibontsina kely d'izay !

45. SHOAN ( 08/08/2008 22:06)
asa kah ?
ny ahy tsy ny zaza no hitako fa izaho ! hihihhi
tena ngôda bé mihintsy !
sady efa habontsin'ny fanafody aminy traitement ataoko no mbola tendankanina ihany koa aizao moa no tsy ho ngôda bé ! téna sumo mihintsy !
efa lazaina hoe aza mihinantsira, mbola mihinana ihany (ndraindray é !) , efa hita fa lasa ngôda bé taminy fanafody dia mbola misésika mihinana iany
ngôda é !
fa aoka hazàva fa tsy mitaraina aho hoe ngôda bé fa mba milaza ny zava-misy fotsiny ry ORONA an !anomboka rézime angamba atsy ho atsy hihiihhihi (raha mazoto ! hihihihih)
H
orona:

Mba misy tombony iany ve le matavy sa dia akiviana dia eleo matavy any?

Efa hita fa mematavy le zaza -- mbola sisiana sakafo iany. Ailika we gène -- gène -- nefa ny hatendana no be. :x :x Masosotra mitsy ny nijery azy ndraindray.



© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.4179