visa alaina eny Ivato
1. xxx
(
07/06/2008 07:58)
Manahoana daholo,
Hoany dago @ faran'ny volana ny tenako dia hijanona any 1 volana.
Mbola afaka mividy visa eny ivato ve? dia otrinona kay
Misotra
Hoany dago @ faran'ny volana ny tenako dia hijanona any 1 volana.
Mbola afaka mividy visa eny ivato ve? dia otrinona kay
Misotra
répondu par niryna le 19/06/2008 16:47
2. Jeankely
(
07/06/2008 08:14)
kay vazah mahay miteny Malagasy hitsangatsangana iray volana Madagasikara? Tsy dia mila miomana ianao satria maivana izany mihoatra ny vola vazaha. Sahala ny tsy nandoha fa aza matahotra.
3. kelly13
(
07/06/2008 08:57)
ra tsy diso aho d eo @ 15 euros eo ny visa! nga ianao tsy manana passeprot malagasy kosa? sa sanatria "nariana"? :)
4. fahamarinana
(
07/06/2008 09:29)
:arrow: kelly,ohatran'ny hoe efa lasa 50e et quelques hono fa asa aloha raha marina,raha ao ivato no alaina ny visa io an,tam 2005 dia 13e no naloako fa mino aho fa efa niakatra.I diam's zao mahalala tsara ny tarif farany. (l)
5. xxx
(
07/06/2008 09:33)
"xxx":55€ ny visa ao Ivato zao ! na 1 volana na 15 andro na 3 volana no hijanonanao any ! vao t@ 15 avril zah no tany ! ny ao @ ambasady mbola lafo noho io fa aleo any an-toerana no maka azy ! 62€ ny ao @ ambasady !
Mbola afaka mividy visa eny ivato ve? dia otrinona kay
6. fahamarinana
(
07/06/2008 09:36)
:arrow: oadray fa maninona no tsy mitovy ny ao am ambassade sy any tokoa ry reto? Ho anay mipetraka alavitra moa dia aleo sur place ihany sady raha mora tokoa... (l)
7. xxx
(
07/06/2008 09:41)
hatramin'zay tsy nitovy mihintsy ny visa ao am ambasady sy eny Ivato ! t@ herintaona zah tany ary saika naka tao am ambasady ! 40€ nefa 3 semaines no nilaiko ! nefa tam tonga tany dago 13€ fotsiny no nalohako !
zao izy efa lasa niakatra 55€ ary 62 ao am ambasady !
zao izy efa lasa niakatra 55€ ary 62 ao am ambasady !
8. booboo
(
07/06/2008 09:41)
58 euros ny visa raha ilay alaina eny Ivato. T@ voalohan'ny volana Mey teo io. tsy haiko raha efa niakatra indray.
10. sipagasy
(
07/06/2008 14:19)
booboo:
58 euros ny visa raha ilay alaina eny Ivato. T@ voalohan'ny volana Mey teo io. tsy haiko raha efa niakatra indray.
tonga soa injay injiko e!!!!
11. tess
(
07/06/2008 14:53)
booboo: niakatra 58euro ve???? :roll:
mba lalina koa izany fidangany izany an!
13 euro no nalohako tam eritaina 1 mois
tongasoa booboo sy sipagasy :-*
mba lalina koa izany fidangany izany an!
13 euro no nalohako tam eritaina 1 mois
tongasoa booboo sy sipagasy :-*
13. tess
(
07/06/2008 15:08)
aiza io ry sipagasy????
any lile ve????zà zao vo tam jeudi no tany tournai forntière ny belgik france fa lile kay akaiky ihany eo am 2h30 eo miala aty aminay raha mande fiara, satria hatreo tournai 2h no nanaovako azy raha mande mi roule tsara tsy misy ambotaka...lazaiko ndry raha senja mande any ndray zà e!

14. kelly13
(
07/06/2008 20:08)
kay, tsy ampy heritaona v ry reto d nisondrotra efa ho 400% b zao??????????
15. fahamarinana
(
08/06/2008 08:15)
:arrow: lasa luxe be na ilay visa fontsiny aza ry keliterezy,efa mahazo inona zany tonga any ? tena mba nidangana be marina tokoa aloha ilay izy. (l)
16. tess
(
08/06/2008 08:46)
loozzzzz! mitovy prix am maka visa aty ihany izany kou! fa zany hoe any pratik tsy miandry elabe fa eo noho eo ihany de azo
17. kelly13
(
08/06/2008 18:50)
fahamarinana>soa fa mbola manana passeport gasy aho d tsy mandou io 58 euros io, saingy ny ankizy sy ny rainy zao zany d efa au moins 116 euros! maty aho!
tess>tena lasa lafo lôtra ankia kou :(
tess>tena lasa lafo lôtra ankia kou :(
19. fahamarinana
(
09/06/2008 15:54)
:arrow: keliterezy :ka za koa manana fa toa lasa hafa be koa zao hono dia mila soloina ny ahy nefa vao tam 2005 no natao.Ié ny rangahy sy ny kilonga dia mandoa vola fa ny tsara atao fontsiny dia atambatra ao am dadany ny ankizy mba ho pass 1 no andoavana vola ( raha miara-mandeha koa...),raha mbola kely io an,asa -de 12 na 15ans moa sa firy tokoa...
xxx : isaky ny pass presenter-nao no andoavana visa ,zay no mahatsara io atambatra am pass -ny Rar io mba ny any lehibe no mikoty fa misy age limite koa manko izy zay fa tsy tadidiko.Fa ny fahafantarako azy toa mitovy an fa asa anefa ...mety ho diso aho. (l)