Tandremo an ! ny ankizy tsy maintsy manana pasipaoro tsirairay fa tsy misy firenena manaiky pasipaoro misy sarin-jaza izany intsony izao. Mba anontanio ihany ny manodidina anareo e (Mairie, Consulat...).
tena marina io ! raha ny eto frantsa aloha de tsy manankery intsony we ny ankizy hatao am passeport-ny RAD-ny ! satria efa biometrique ny passeport .