visa alaina eny Ivato

21. fahamarinana ( 09/06/2008 16:19)
:arrow: ka raha miara-mandeha dia mety fa rehefa mitady handeha irery ny ankizy dia aleo ndray ny pass gasy sy vazaha raha manana ireo dia tsy mandoa visa fa dia milahatra elaela fontsiny.Ka tena henjana be ilay vidiny.Mbola ho kotina anty budget daholo e :( (l)
22. tess ( 09/06/2008 16:28)
defa miomana alou be zany ry zareo ah! ka atao ahoana????
23. ds ( 09/06/2008 21:35)
Efa indroa niakatra ny visa ao Ivato hatramin'ny volana aogositra 2007 (15€, 58€). Mety hiakatra hatrany amin'ny 120€...:-) atsy ho atsy. Niakatra ho 45€ ny attestation d'accueil ao Frantsa, dia mba nampiakarina koa ny antsika e :-)
Tandremo an ! ny ankizy tsy maintsy manana pasipaoro tsirairay fa tsy misy firenena manaiky pasipaoro misy sarin-jaza izany intsony izao. Mba anontanio ihany ny manodidina anareo e (Mairie, Consulat...).
24. tess ( 10/06/2008 05:30)
de inona moa izany fa refa sur place dia atao izay hahavitàna passeport gasy! ialàna amin'io..... :?
25. fahamarinana ( 10/06/2008 06:35)
:arrow: ds :ny aty aminay mbola mety kah,eo ampametahana ny ankizy mihintsy za io zao fa tsy niteny ry zareo.Andraso aloha hanontaniako tsara dia miverina eto aho avy eo,eto france aho. (l)
26. xxx ( 10/06/2008 07:22)
hoan'izay nampiasa pasipaoro gasy nentina nidirana, refa miverina mody ve de pasiporo vazaha no aseho sa ahona satria misy milaza fa tsy maintsy maka visa de sortie refa miverina ra pasiporo vaza no ampesaina. mrina ve rireto zany?
27. fahamarinana ( 10/06/2008 07:27)
:arrow: pass gasy ny ahy no nasehoko dia nanontany ny visa vazaha hidirako any france izy dia nasehoko ny pass vazaha dia afaka niditra avy eo,tsy nisy olana aloha ny ahy fa asa zay tratra ny filambaniny.Normale be raha mangataka visa de sortie izy raha pass vazaha ihany no asehonao satria ianao vahiny zany eto. (l)
28. xxx ( 10/06/2008 07:42)
Fahamarinana>merci
fa ny tsy azoko ange le hoe mba ialana @ le fandoavana le vola aloha eny ivato @ visa de pasiporo gasy no aseho de ahona refa miverina pasiporo inona no aseho? (l)
29. Gie ( 10/06/2008 07:47)
xxx:

Fahamarinana>merci
fa ny tsy azoko ange le hoe mba ialana @ le fandoavana le vola aloha eny ivato @ visa de pasiporo gasy no aseho de ahona refa miverina pasiporo inona no aseho? (l)
io de misy ny gasy manana passeport gasy sy vazah !

rehefa ho any dago izy de ny passeport gasy ny hentiny ! miala ao CDG am zay tsy mila mividy visa eny Ivato !

rehefa hiverina njay izy de ny passeport vazah no ampesainy hidirana na hiverenana aty !

tsara ny fananana double nationalité ! am zay enao manana passeport 2 ! gasy sy vazah !


30. xxx ( 10/06/2008 07:55)
Gie>merci anky an! ka misy milaza fa tsy maintsy maka visa de sortie refa miverina na de pasiporo vazaha aza no ampesana!
31. Gie ( 10/06/2008 08:01)
xxx:

Gie>merci anky an! ka misy milaza fa tsy maintsy maka visa de sortie refa miverina na de pasiporo vazaha aza no ampesana!
TSIA ! tsy marina velively akia io ry xxx an ! raha manana passeport gasy sy vazah ndry (tandremo en cours de validité) io an !

raha ho any dago de ny passeport gasy no ampesaina ! de gasy zany enao ka nahoana no hividy visa ?

raha hiverina njay de passeport vazah no ampesaina ! de vazah zany enao ka nahoana no hividy visa ?

ny olona fantatro aty de manao an'io daholo ! (zay manana nationalité na carte resident) tsy mbola nisy olana fa mande ho azy ! :)


32. fahamarinana ( 10/06/2008 08:27)
:arrow: Gie : raha pass vazaha ihany no aseho dia normal raha manontany visa de sortie ry zareo satria pass vazaha nefa tsy nandoa ilay fameux 58e akory ianao fa izy 2 no tsara aseho :milaza fa vazaha hody ary gasy ka tsy mila mandoa 58e.Izay aloha no nataoko dia ok foana,ny amizao fotoana ndray no ho asa fa miha-compliqué koa ny fiainana. :( (l)
33. xxx ( 10/06/2008 08:45)
Jeankely:

kay vazah mahay miteny Malagasy hitsangatsangana iray volana Madagasikara? Tsy dia mila miomana ianao satria maivana izany mihoatra ny vola vazaha. Sahala ny tsy nandoha fa aza matahotra.



Ianao ve tsy mahatsapa fa tsy mamaly ilay fanontaniana akory ny zavatra teneninao !! Toa méchanceté sy jalousie no mameno azy
34. fahamarinana ( 10/06/2008 08:48)
:arrow: xxx pas de panique,itsikio fontsiny ,tsiky dia ampy hono hoy iHery zay.... :) (l)
35. xxx ( 10/06/2008 09:12)
Gie,fahamarinana> misotra betsaka (l) :^)
xxx> aza valiana jankely de mangina oazy, zay no fanaovana an'ireny :P , io le oe dingano fotsiny :)
36. diamondra27 ( 10/06/2008 09:42)
zao zany le izy e:
raha pasiporo gasy le efa elabe ireny ny any aminao , le ngozabe tranainy ireny de tsy mety tsony iny fa proposer ny ianao hanao laisser -passer :20 € tam avril io fa tsy haiko tsony zao an, mety efa niakatra
izay no interessant toa izay maka visa am pasiporo vazah


io laisser passer io dia apetraka 2 semaines avant ny depart ny demande fa omeny juste la veille ny depart fa tsy azo entina mandede na delivré avant , de raha mitontona week end ny depart de zoma no alaina
anontanio any am ambassade foana fa sao misy fiovana ny lalàna

Mila mande internet de maka le imprime fenoina hanaovana laisser passer fa tsy manome ry zareo any ambasady

Manaraka izany dia normale kosa raka lasa 58 ny visa fa tsika aza maka visa ho aty france lafo b am zay raha refuse le izy de tsy miverina akory iny

de zao refa ao ivato zany de le pasiporo roa no aseho hanaovana enregistrement fa refa eo am debarquement de le passeport vazah sy carte d'embarquement ihany no ilaina de pasy vazah no aseho refa tonga orly na CDG


HS fa mety mahasoa:

izay manana carte d' identite le ngozabe reny de tsy valable tsony koa ireny refa any dago fa efa le CI format kely reny zao no any sao de misy haka pension any fa tsy mahazo vola tsony an hiiii

:-D :-D

de manaova demarche

raha tany am province enao no nanao le CI de mila mande any tsimbazazamaka fiche, fa avant mila maka taratasy any am fokontany aloha misoratra anarana any we resident ao am fokontany
37. diamondra27 ( 10/06/2008 09:45)
de refa tonga dago de misorata anarana any am fokontany fa sao de endrikendron ol we ao am anona ao misy vahiny de izy le mpangalatra na mpamono ol fa eo enao no raisina

de bon voyage doly zany nareo e



ho an'zay te hijery JO any chine de ny pasiporo gasy tsy mila visa ao chine fa raha ho any hong -kong de tandremo an , efa tsy chine tsony hong-kong

38. fahamarinana ( 10/06/2008 10:36)
:arrow: diam's :merci aky fa mazava tsara a,ny ahy manko hitandry tam 2005 zay no natao dia misy milaza hoe efa niova ndray hono.Fanontaniana fontsiny ndray: ho anay aty am province ve dia tsy maintsy miakatra ao paris mihintsy manao ilay pass gasy sa afaka alefa poste ? Raha mba misy efa nanao dia mba azavao ahy ny démarches svp,merci d'avance....tsy misy akory na consulat manko aty amin'ny misy ahy. (l)
39. diamondra27 ( 10/06/2008 10:49)
fahamarinana : ye possible satria itandry efa lasa biometrik zao le pasy de aty france tsy manana apppareil de asainy manao any dago
de zay ange no tsy anamboarany sy tsy hanomezany prolongation tsony e
40. fahamarinana ( 10/06/2008 11:11)
:arrow: zay mihintsy no nolazaina ahy fa mbola tsa hitako ilay pass vaovao,dia voatery hanova ndray zahay mianakavy zany nefa efa sahirana tany farany teo nivezivezy tetsy sy eroa.
Hay tsy aty france no atao fa mila sur place any .
Fanontaniana fanampiny koa : azo atao ve amin'ny pass gasy ny mampiditra ny ankizy ao anatiny ao sa tsy maintsy sy tokony hanana pass tsi11 avy zahay? ny antony manko dia izao :ny pass vazaha efa ao ny ankizy dia ny pass gasy samy manana ny azy dia tsy ohatran'ny hafahafa be ve ny paoziko zany zao raha mandeha any.(l)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1316