Sarandalana makany Dago

1. Belami ( 03/06/2008 21:32)
Fotoana toy ny inona tsara no tena maha mora ny sarandalana makany Dago ao anatiny taona?
répondu par Belami le 11/06/2008 17:34
2. kiadi ( 03/06/2008 22:02)
andao revena tongotra ry akama fa vita io an!!!iampita ranomasina refa ary @ sisiny faran ary!
3. Belami ( 03/06/2008 22:09)
Kiadi : hanao ohatrany Zoto ve ??? :-D :-D :-D
4. kiadi ( 03/06/2008 22:18)
tairo fa zah vonona eh! feno akondroa ange eny @ lalana andehanantsika in eh!
5. Belami ( 03/06/2008 22:34)
kiadi : milay zany fa tairo ny pub de maromaro mba misy hanalana lalana
6. tslem ( 04/06/2008 05:05)
kiadi:

tairo fa zah vonona eh! feno akondroa ange eny @ lalana andehanantsika in eh!


tairotairo daholo àry ny namana fa zah koa vonona,sady efa misy plan voadinika tsara aty :-D :-D :-D
7. tess ( 04/06/2008 05:20)
Belami:

Fotoana toy ny inona tsara no tena maha mora ny sarandalana makany Dago ao anatiny taona?

kalou zà hamaly hevitra vao hisômasôma.....


:-D
belami: entre janvier ka hatram mois de juin no mora ny frais mande dago.... :-P sauf hoe mahita last minute tampoka angaha de iny hafa ndray fa de tsy maitsy mande amin'iny date atondron-jareo iny....
8. ni81 ( 04/06/2008 06:19)
Hatramin'ny ohatrinona no mbola azo lazaina hoe mora ilay billet dago azafady? Satria misy namana zao mandeha @ ty volana ity dia 830€, ny an'ny sasany indray 900€.
9. fahamarinana ( 04/06/2008 09:28)
:arrow: nisy olona fantatro koa dia 800e io no nadehanany tam nouvelles frontieres.Izany angamba efa antonony fa any am 21 jiun any dia hidangana be ndray fa haute saison. (l)
10. tess ( 04/06/2008 09:53)
ni81: +OU- 500 EURO eo jusk'à 600 euro
11. kiadi ( 04/06/2008 11:49)
andao wa tairina dian_ tongotra io fa vita!! efa misy telo zany zao efa mazoto!!
tslem: guide fa manana carte
belami:animateur
kiadi: mitady kaly hoanina isanandro
de iza ko mazoto fa lasa zao!!
tess?? fahama?? mazoto venareo eh?
12. fahamarinana ( 04/06/2008 12:13)
:arrow: fahamarinana :lanjaina fa efa antitra... (l)
13. kiadi ( 04/06/2008 12:41)
fahama zany no mpitantara angano eny andalana raha izany!! de i belami no milanja azy! :-D :-D :-D :-D
14. ari.malala ( 04/06/2008 12:45)
za mazoto e! :-D:-D:-D:-Dza mitsena anareo eny amoron-dranomasina:-D:-D:-D
15. kiadi ( 04/06/2008 12:53)
tonga de tsoda be aminah ve refa mifanena eny @ plage?? atao hotsan'ny film romantika(romantika fa tsy erotika) amerikanina reny!! le miazakazaka de avy eo mianjeranjera eny @ plage de tsoda beuuuuuuuuu!!???
ntsss! aza manofy eo!=))=))=))=)) :-D :-D :-D :-D :-D
16. sakaizakely ( 04/06/2008 13:26)
ho lasa TDM ity raharaha ity :-D
17. ari.malala ( 04/06/2008 13:38)
ntsssssss!! iza kou no hanoroka trimobe? :roll: :roll: :-D :-D :-D :-D :-D mbay ery!!!!!! :-D :-D :-D :-D :-D ra le oul 1 zay angaha hoe d manaiky za :-P (il se reconnaitra :-P)
18. kiadi ( 04/06/2008 14:49)
mody zany eo!! nefa vô hainga aty zay de efa miandry be anay eo ] plage eo!! :lol: :lol: :lol:
sakaiza> tonga de mada no dikany amizay! :wink:
19. Belami ( 04/06/2008 17:07)
kiadi : elà ty letsy =)) =)) =)) =))
20. Belami ( 04/06/2008 17:08)
tess:

ni81: +OU- 500 EURO eo jusk'à 600 euro



zany zao azo hidirana tsara, Merci njy :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1695