Sarandalana makany Dago

21. kiadi ( 04/06/2008 17:32)
lafo be zany ry papa faandao revena tongotra wa
22. melody ( 04/06/2008 17:41)
Izaho aloha tsy hande raha vao kiadi sy Belami no tafaraka e, mitady raharaha any:!: :-D :-D :-D
23. kiadi ( 04/06/2008 18:51)
manin injay zao zay?? tssssssss!
aventure milay be ange zany eh!
24. melody ( 04/06/2008 19:01)
mety tsy ho ampy antsika rehetra ny akondro d hatsipinareo hoany atsantsa any zah ko, aventura a aventura! ny atsantsa no tena manao aventura @ izany knou :-D :-D :-D
25. kiadi ( 04/06/2008 19:39)
refa tsy ampy ny sakafo de enao sy tselm no atsatsika !!na enao atsatsika de tsem atao apat antsatsa! :-D :-D :-D
de hoanina ny antsatsa avy eo
26. Papoose ( 05/06/2008 02:45)
mitady hanao TDM an-dranomasina ndray i dada marina! :-D Tour De Mer :-D
27. rastafarai ( 05/06/2008 03:43)
Janvier no tena mora e! Le misy cyclone iny any Dago! :lol:
28. ari.malala ( 05/06/2008 08:28)
kiadi, ts enao wa no andrasako:-P sad jereo ny namako omenao ho appat ny atsantsa! enao no tena tokony atao appat ny atsantsa fa da fety be da fety be ra enao no lasa any :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
29. tslem ( 05/06/2008 08:41)
ari >>>ratsy fanahy mintsy ho ah io kiadi io,nefa ve ki zah efa mba sahirana nikarakara plan ho any @ firy kilometatra any :-D :-D :-D
30. ari.malala ( 05/06/2008 08:48)
zao ky a, mitondrĂ  ndry dite (kopy ndry an) d ampisotroy dite io, fa tena tiany iny d refa le manomboka otrotrizay iny d atoseo any anaty ranomasina amizay, sa misy totohatra midina ny lalanareo? ra zay mants mora kely mints, entina midina am tohatra izy fa vo mahadingana zanatohatra 2 izy tonga d mitsingidingidina hatraryyyyyyyyy am farany ambany aryy e! :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
31. kiadi ( 05/06/2008 11:25)
papoozy> tonga de mada wa fa tsy tour de mada zany!
tselm> mifona aza zah fa melody no atao kaly eh!! :-D :-D :-D :-D
de i aribota re atao in?=))=))
32. melody ( 05/06/2008 12:25)
kiadi:

........melody no atao kaly eh!! :-D :-D :-D :-D

ataony kiadi kaly ve za sa atao kaliny atsantsa? :?
:-P
33. Belami ( 05/06/2008 12:33)
melody:

kiadi:

........melody no atao kaly eh!! :-D :-D :-D :-D

ataony kiadi kaly ve za sa atao kaliny atsantsa? :?
:-P



de inona no mba kaliko zany :?: :?:
34. melody ( 05/06/2008 12:51)
de inona no mba kaliko zany

AKONDRO =)) =)) =))
35. Belami ( 05/06/2008 12:55)
melody : arakaratarehy voajavatra zany ? :-D :-D :-D
36. melody ( 05/06/2008 12:58)
izany moa ilay fiteny ve? :wink: :-D :-D
37. Belami ( 05/06/2008 13:11)
melody : de ny akondro zany no atao zay mahabe azy e :wink:
38. melody ( 05/06/2008 13:15)
mahabe inona? ny atsantsa ? :-D :-D :-D :-D
39. Belami ( 05/06/2008 13:22)
melody:

mahabe inona? ny atsantsa ? :-D :-D :-D :-D



Tsy miala @ akondro batavy fa tsy lasa raha akondro ranjaly :wink:
40. melody ( 05/06/2008 13:27)
ay va re e! nohveriko fa zvt hafa, ny saiko koa efa tena lasa lavitra lĂ´tra koa :-D :-D :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1643