Sarandalana makany Dago

41. Belami ( 05/06/2008 13:32)
melody:

ay va re e! nohveriko fa zvt hafa, ny saiko koa efa tena lasa lavitra lôtra koa :-D :-D :-D :-D :-D



fa ianao koa makafy batavy zany ? :-D :-D :-D
42. mbaliana ( 05/06/2008 13:47)
toa tsy misy toerana ho anay zany koa... toa tsy ho tafaverina aty zahay intsony raha ianareo no compagnie .. aleo mande avion ihany zany koa :cry: :cry: :-D :-D :-D
43. Belami ( 05/06/2008 13:48)
mbaliana:

toa tsy misy toerana ho anay zany koa... toa tsy ho tafaverina aty zahay intsony raha ianareo no compagnie .. aleo mande avion ihany zany koa :cry: :cry: :-D :-D :-D


tsy mialonjafy akia ny compagnie tsika a!
:-D :-D
44. mbaliana ( 05/06/2008 13:55)
tsy mialonjafy ahoana akia ??? ka na ny zafy aza toa tsy hisy koa ..ho lany eny andalana ny reniny :-D :-D :-D
45. Belami ( 05/06/2008 13:56)
mbaliana : aiza kosa de ho lany ny reniny, vao maika botrabotra aza :-D :-D
46. kiadi ( 05/06/2008 16:03)
raikitra zany fa tairina le dia tongotra an! TDM=tonga de mada
47. mbaliana ( 05/06/2008 16:48)
za te hande fa sao lany any mbamin'ny taolako...:cry:
belami> za aloha tsy matoky ka :?
48. Belami ( 05/06/2008 16:52)
mbaliana:

za te hande fa sao lany any mbamin'ny taolako...:cry:
belami> za aloha tsy matoky ka :?



aiza kosa de hifika taolana, akonjo de ampy :-D
49. ni81 ( 05/06/2008 17:44)
hoy tess
+OU- 500 EURO eo jusk'à 600 euro

Toa tsy mahita an'izany intsony @ zao nohon'ny fiakaran'ny vidin-tsolika koa :roll: Ny mora indrindra hitako izao dia 705€ TTC fa asa koa na efa tsy hisy toerana intsony!
50. sipagasy ( 07/06/2008 14:55)
Miarahaba antsika rehetra

ito misy rohy mora ho an'izay vonona e!!!! fa tsy afaka manova ny fotoana handehanana kosa aloha e!!! fa dia ny talata sy ny alakamisy no mivoaka ny 'offres' ary manao 'enchère' ianao eo @ 5 euros isaky ny mampiakatra eo fa tsy tonga alavitra izany akory ilay izy, ary tsy maharitra ela ihany koa fa raha be indrindra dia ora 1, no lany aminy

http://encheres.nouvelles-frontieres.fr/nf/listeEncheresAVenir.do

tsy hisy hanana 'excuses' intsony hoe tsy afaka ny hamangy havana any an-tanàna fa lafo ny saran-dalana annnn

:-* daholo e!!!
51. tess ( 07/06/2008 15:06)
merci sipagasy fa interessant be mitsiny an! :-* ;-)
tonga d ataoko any am favoris io
52. kiadi ( 08/06/2008 00:09)
efa oe andao revena tongotra io ko! :-D
53. diamondra27 ( 10/06/2008 10:01)
Belami: efa nahita frais mora am zay ve cheri e !
vidio am zay ny billets-tsika de andao ande dago :* :* :*

kiadi: refa any akia vao mande tongotra fa tsy vita tongotra zany io a! raha nage de mety ho hety ihany

sipagasy : ok be le izy an :* :* :*
54. melody ( 11/06/2008 13:47)
oh ry diams a, hataony Belami sy kiadi appat ny atsantsa fotsiny any indry fa mitandrema fa fetsy be reo 2 lahy ireo :-D :-D :-D
55. xxx ( 11/06/2008 16:57)
diamondra27, melody : aza asina ahiahy fa azo antoka ry zalahy reo, jereo ny sariny de misoratra @ andriny ny hoe azo antoka :-D :-D
56. Belami ( 11/06/2008 17:34)
sipagasy : merci akia a :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075