Sipa manararaotra!
1. xxx
(
20/05/2008 16:46)
Betsaka ny kofiboay voadona rehefa tia. Nisy sipa izay niaraka tamin'ny bandy iray mba hankanisana any France. Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny vola rehetra nilainy...zao izy mitady kofiboay hafa indray fa tsy mahataty tsy manao hono...inona no tokony atao amin'izao??? (l) (l)
répondu par Belami le 10/06/2008 19:59
2. Veloo
(
20/05/2008 16:49)
zao izy mitady kofiboay hafa indray fa tsy mahataty tsy manao hono.
fa angaha ilay kofy niantoka azy tsy manao aminy? :roll:
sa tena miredareda ny an'ilay sipa ka tsy mety vonoina ilay afo? :-D :-D :-D
3. cutie
(
20/05/2008 16:57)
saovy averiny daholo ny vola lany rehetra koa, zay vo asaovy mandeha any izy :-D
4. Veloo
(
20/05/2008 17:08)
:-D :-D :-D otrany ho sarotra be ho an'ilay sipa ko, mbola mila mitady asa ikala :-P
ratsy fanahy kosa aloha zany e
ratsy fanahy kosa aloha zany e
6. rebeccaF
(
20/05/2008 17:32)
Betsaka koa anie ny bady manararaotra sipa e. Mody miantoka an'izao sy izao, nefa rehefa avy eo hamidy le sipa, ary rehefa tsy mety dia haratsina etsy sy eroa mba tsy hahita lalana, mampalahelo loatra le toetra.
Raha ny hevitro dia ataovy mazava ny zavatra hatao mialohan'ny hirotsahana fa aza jamban'ny fitiavana fotsiny: mety ho fitiavana te hahita tany io, na fitiavana te hirevy, na fitiavana te hianatra, na fitiavana tena fitiavana...

7. rajoelina
(
20/05/2008 18:20)
Mpandefa : xxx [ Valio ] 20-05-2008 18:46:35
Lohateny : Sipa manararaotra!
Betsaka ny kofiboay voadona rehefa tia. Nisy sipa izay niaraka tamin'ny bandy iray mba hankanisana any France. Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny vola rehetra nilainy...zao izy mitady kofiboay hafa indray fa tsy mahataty tsy manao hono...inona no tokony atao amin'izao???
* ka le bandy kosa mety tsy fitiavana no nakan'ledala azy fa natao hasiana fotsiny le sipa ^:^ :-D :-D
* Mety we tsy nazaka koa ledala teo @ firenena misy azy de naka tany amin'ny moramora... ka ilay olona hazo tany @ moramora mety hitombo saina sy koltora rehefa tonga tany @ firenena fiadanana sy faniriana... kanjo avy eo izy mitsam vao samy tonga saina.
* Ny fitiavana sy firaiketam-pitia @ olona anakiray koa matetika misy fiantomboany sy fiafarany.
;-)
8. cutie
(
20/05/2008 18:26)
Mety we tsy nazaka koa ledala teo @ firenena misy azy de naka tany amin'ny moramora... ka ilay olona hazo tany @ moramora mety hitombo saina sy koltora rehefa tonga tany @ firenena fiadanana sy faniriana... kanjo avy eo izy mitsam vao samy tonga saina.
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
9. endrika01
(
21/05/2008 07:03)
xxx:Ny tokony hataon\'ilay bandy?Efa fantany zany ny blem misy eo @izy roakely,tsy mety miaraka aminy le sipa izy donc le sipakely koa mba velom-panotaniana hoe:-Fitiavana ahy marina ve no nikarakarain\'ity lhl milaza ho tia ahy ity sa mba tiany hanindrina sipa hafa tsy zakany kôtina;raha fitiavana maninona izy no tsy mety miaraka amiko(manao).Koa tsy aleoko mitady kofboay hafa.Eto dia tsy azo lazaina mintsy lay sipa we mpanararaotra,incompris izy. Raha tsapanao fa tena mpanararaotra marina izy dia tsotra,aza mila ady aminy avelao izy handeha fa efa olon-dehibe,nanao soa mpiray tanindrazana ianao,efa zava-dehibe izay.Sady io koa tonga amin\'ny oham-pitenenana Malagasy izay manao hoe NY SOA ATAO ILEVENAM-BOLA,FA NY RATSY ATAO LOZA MIHANTONA soa no nataonao azy?Zava-dehibe zay;fa raha planning hafa kosa no mifonofono ao dia loza mihantona hoanao izay! Hitady kofboy hafa izy?Efa eo an-tananao ny baolina;sa kosa ianao matahotra sao bevohoka eo ra sipakely?Mety mbola tsy ampy tsara ny sôsy eo an-tanana!Afaka miaraka foana anié ny couple e na @fotoana mahabevoka aza(betsaka ny methode azo atao, nareo ndray ve no atoro anzany)zay ndray ary aloha fa sao lava loatra ka ho very ny soa!Tandremo ihany koa fa tsy azonao atao ny manao didy jadona aminy,na ianao aza no nikarakara azy(very aho vola beko maninamafy)=D=D=D
Betsaka ny kofiboay voadona rehefa tia. Nisy sipa izay niaraka tamin\'ny bandy iray mba hankanisana any France. Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny vola rehetra nilainy...zao izy mitady kofiboay hafa indray fa tsy mahataty tsy manao hono...inona no tokony atao amin\'izao??? (l) (l)
10. endrika01

11. endrika01
(
21/05/2008 07:04)

19. ratonga
(
22/05/2008 19:11)
iii marina izany andraso fa ataoko ps vaovao entna any @ karajy :-D :-D :-D