Sipa manararaotra!
41. azamanadino1
(
02/06/2008 17:27)
resaka e waaaaaaaaaaaaa :D :lol: 8O lery zany nanatena ny hinana trafokena nafarana tany dago lay entana mahatsiro 8O :D lay bandy nanafatra ngamba mampalahelo zao ny conseille d'ami e mahita pouper gonflabla ho any lery za pandra pa hahazahony sipa hafa :lol:
42. melody
(
02/06/2008 19:22)
azamanadino1, tsy resaka poupée gonflante mihintsy ilay resaka, nentiny fitiavana izy, nanantena fa nisy resiproky ilay fitiavana, kanjo i rasipa zvt hafa no tao an-dohany
ary i azamanadino1 ve mampiasa io poupée i fôna refa tsisy sipa? =)) =)) =)) =))
ary i azamanadino1 ve mampiasa io poupée i fôna refa tsisy sipa? =)) =)) =)) =))
43. azamanadino1
(
03/06/2008 06:29)
melodie zany ve hahahahahaha ty ny andresiko msn ry melody fa mila miresaka isika roa marina e milliardera@hotmail.fr @ zay resaka rehetra ao aminy phorum de tazako ianao ary vonona ny hiady hevitra aminao za :lol:
44. yonikafopl
(
03/06/2008 07:04)
tena tratran'ny azamanadino njay melody tato kay kle hihihihihi :-D :-D :-D
45. melody
(
03/06/2008 08:41)
yonika: miala miady hevitra hono akia zahay a :-D :-D :-D
azamanadino: ay dia efa mitsikilo ahy ato @ forum an, tsy ratsy indray iny :-D :-D
azamanadino: ay dia efa mitsikilo ahy ato @ forum an, tsy ratsy indray iny :-D :-D
46. azamanadino1
(
03/06/2008 10:44)
melodie , si je t'ai pas trover sur la planette peut etre je te trouverai sur internet :D :* mila miresaka isika sy melodie hitako daholo ny resakao ato aminy phorum ronga de ampidiro ry anabavy ny adresiko msn a zany a miandry anao za toute la journee :D :D :D
47. melody
(
03/06/2008 14:34)
izaho ry azamanadino tsy mahazo miditra @ msn iza, bediny neninay za rah miresaka @ andro alina fa bdb olona mpilalao poupée gonflante hono ao :-D :-D :-D fa mandefasa hafatra e :wink:
48. azamanadino1
(
03/06/2008 16:44)
mrlodie bediny ny mamanareo ve ,andray ,aza atao any zany akia fa misy resaka important ataoko aminao ok :D
49. melody
(
03/06/2008 22:01)
aza mampime wa ry azamanadino a,inona indray ary itty resaka important ity e? :-P :°) :-D :-D
50. Belami
(
03/06/2008 22:25)
melody:
aza mampime wa ry azamanadino a,inona indray ary itty resaka important ity e? :-P :°) :-D :-D
de mihetsika ianao ry melody fa tsy te hihinana hena matavy sy hilalao poupée gonflable ? =)) =)) =))
51. Belami
(
03/06/2008 22:32)
azamanadino1:
milliardera@hotmail.fr
melody : mihetsika ianao fa ny akama ange milliardera e =)) =)) =))
53. Belami
(
03/06/2008 22:47)
melody:
marina tokoa izany, ary tsy hitako io an! misaotra Belami :-*
de efa matoky zany fa sady tsy hitafy gony no tsy hiondambiriky e =)) =)) =))
54. Falyfona
(
04/06/2008 17:09)
Belami hihihihihihih iny ndray no tsy tazako milliardera kle tsy ratsy ainao iny ka. misy afo miredareda tampoka ao am azamanadino hihih tsy aiko we ny ambony sa ny ambany io afo io an
56. melody
(
04/06/2008 17:34)
Belami:
.....de efa matoky zany fa sady tsy hitafy gony no tsy hiondambiriky e =)) =)) =))
ah tena marina izany ka, okaz tsy fahita matetika izany an :P (l)
Falyfona: tena misy afo miredareda tokoa akia ao @ azamanadino ao a, tena mi-interessé anah tokoa :wink: :-D
57. azamanadino1
(
04/06/2008 20:18)
misaotra indr indra any melodie sy faly fona namaly ahy , ka zao e diso ve za raha mangataka adresy msn any melodie sa tsy fatao ato aminy fotum zany ka za kosa anie ry reto a la recherche de l'amitier moa ka tsy zany va ve :oops:
58. melody
(
05/06/2008 08:57)
rha mitady amitié enao dia mandehana atsy @ antsony fo d lazao hoe mitady namana, fa ny olona kosa tsy hametraka ny adiresy msn nany eto fa mila mandefa haftra any aminy enao dia any nareo no miresaka... fa i melody tsy mpiresaka @ msn an dsl!
59. Falyfona
(
06/06/2008 12:16)
melody:
rha mitady amitié enao dia mandehana atsy @ antsony fo d lazao hoe mitady namana, fa ny olona kosa tsy hametraka ny adiresy msn nany eto fa mila mandefa haftra any aminy enao dia any nareo no miresaka... fa i melody tsy mpiresaka @ msn an dsl!
( fa i melody tsy mpiresaka msn an dsl.)
Sao mba azon i azamanadino any sty aleo nao mba AZAMANADINO1 no alaina an.amzay kosa anie mety matotra ny anareo roa dinio tsara anie e. (l) :-D
60. Belami
(
10/06/2008 19:59)
melody:
fa i melody tsy mpiresaka @ msn an dsl!
sao de mba tokony hanokafana adresy msn kosa aza melody =)) =)) =))
