Sipa manararaotra!
27. cutie
(
22/05/2008 19:47)
. Mpandefa : ratonga [ Valio ] 22-05-2008 21:44:28
Lohateny : Re : Sipa manararaotra!
tsy azo soloina ngà ny ip zany
afaka fa za tsy te hanolo :-D
28. ratonga
(
22/05/2008 20:04)
in no lainga fa tsy misy azo tsony izyz any:°) , ny ip sa ny ps sa ny tsy tafiditra sa ny hafaka soloina sy ny tsy azo soloina :^) :roll: :/ :-D :-D :-D
33. cutie
(
22/05/2008 20:32)
tsy nanin tsy nanin :-D
ny serveur-nay tsy mamela anay miditra tsaty :-D
ny serveur-nay tsy mamela anay miditra tsaty :-D
35. melody
(
24/05/2008 15:16)
cutie:
tsy nanin tsy nanin :-D
ny serveur-nay tsy mamela anay miditra tsaty :-D
tongava aty aminay ary d afaka michat nareo e, ny nay tsisy blem kiintsy-D :-D :-D :-D
37. ratonga
(
24/05/2008 19:32)
mba kozio ko ny tary ry vieforce efa hita lé any amin-dry zareo any, fa zah ko ho any :-D :-D :-D
39. azamanadino1
(
01/06/2008 22:50)
tsy mazava tiny mpnaoratra lazaina ,aza atao resaka eeeeeeee moa e, de izy ve zany tonga de nahita taratasy de nahazo trano,mdr :lol: :evil: :lol: :lol: :lol: aza manao resaka eeeeeeeeeeemdr
raha nilaza ela we hazony ny taratasy de hazony ny trano fa izy vao tonga de nahazo paradisa e
mdr
raha nilaza ela we hazony ny taratasy de hazony ny trano fa izy vao tonga de nahazo paradisa e
mdr
40. melody
(
02/06/2008 15:46)
azamanadino1: raha araka nyfamakiako azy dia tsisy resaka paps na trano izany re io e,fa kosa resaka fitaka nataon'ilay sipa t@ e, vakio indray mande ange,
:-D :-D :-D
......Rehefa lasa any izy dia nodiany fanina le bandy niaraka taminy niantoka ny frais-ny sy ny vola rehetra nilainy...zao izy mitady kofiboay hafa indray
:-D :-D :-D
