Fiekem-pinoana
1. pissoa
(
10/05/2008 14:23)
Manao ahoana daholo :-D :-D :-D
Ahoana kay ny fiekem-pinoana ataon'ny protesta ?
Ito no mahatonga ahy manontany :
:-D :-D :-D

Ikaretsaka t@ 25-04-2008 14:46:28:
tsy ao @ protestanta ary tsy eken'ny fiekem-pinona protestanta ny ".Deum de Deo, Lumen de Lumine, Deum verum de Deo vero...," (A/tra avy amin'Atra, fahazavana avy @ fahazavana, Atra marina avy @ Atra marina... tsy misy an'io ny Fiekem-pinoana prot!
satria apostolika (nolovaina tany @ filazan'ny apostoly) io fa tsy baibolika (notsimponina tao anaty boky baiboly)
nefa io ny concept an'ny trinite... ny trinity dia eken'ny prot kanefa...
:-D :-D :-D
répondu par fijo le 21/05/2008 20:33
2. xxx
(
10/05/2008 14:28)
tsy tadidiko tsony raha tsy miverina any Dago za mivavaka any @ fiangonana gasy :-D :-D :-D :-D :-D
3. ravakamalala
(
10/05/2008 14:47)
" Mino an Andriamanitra ray tsitoha mpanao ny lanitra sy ny tany aho
ary mino an i Jesosy Kristy zanany lahitokana tompontsika
zay notorintoronina tamin ny fanahy masina
naterak i Maria virjiny, nijaly raha nanapaka pontio pilato,
nombohina tamin ny hazo fijaliana,
maty ka nalevina
nidina tany amin ny fiainan-tsy hita
nitsangana tamin nmaty tamin ny andro fahatelo
niakatra ho any andanitra
mipetraka eo ankavanan'Andriamanitra Ray tsitoha
avy any no hiaviany hitsara ny velona sy ny maty
Mino ny fanahy masina aho, ny fiangonana masina manerana izao tontolo izao fiombonan ny olona masina, ny famelan-keloka, fitsanganan ny tena maty, ary ny fiainana mandrakizay.
Amen

4. ravakamalala
(
10/05/2008 14:50)
Fa tsy maintsy "Deum de Deo, Lumen de Lumine, Deum verum de Deo vero...," (A/tra avy amin'Atra, fahazavana avy @ fahazavana, Atra marina avy @ Atra marina..." no zavatra tenenina ve izany izay vao azo atao hoe mino ny "telo izay iray"
Fa nahoana?
Fa nahoana?
5. ravakamalala
(
10/05/2008 14:51)
efa ela aho no tsy nivavaka tany amin ny protestant ka tena ifonako raha misy diso na tsy ampy io fiekem-pinoana nosoratako io. :oops: :oops:
7. sariaka
(
10/05/2008 15:40)
Azafady hay efa ao fa tsy voajeriko tsara, ilay hoe fiangonana masina manerana an'izao tontolo izao. Inona ary ny ezaka anehoana ilay finoana e.
9. ikaretsaka
(
10/05/2008 15:50)
ravakamalala:
Fa tsy maintsy "Deum de Deo, Lumen de Lumine, Deum verum de Deo vero...," (A/tra avy amin'Atra, fahazavana avy @ fahazavana, Atra marina avy @ Atra marina..." no zavatra tenenina ve izany izay vao azo atao hoe mino ny "telo izay iray"
Fa nahoana?
satria raha tsy misy an'io dia tahakan'ny very sy nariana ilay concept mahatonga ilay maha Andriamanitra an'i Jesoa sy ny Fanahy Masina ( hahafahana mitompo teny heo Avy amin'A/tra Izy)
Azo atao manko hoe ny Olombelona avy amin'A/tra ---> olombelona ve nefa andriamanitra?
Fahazavana avy @ Jiro sy ny masoandro... sns....
10. rakaroka
(
10/05/2008 16:29)
Ny hoe Andriamanitra avy amin'Andriamanitra. Izany hoe misy ambaratonga isan-karazany izany Andriamanitra :roll: :?: Misy hierarchie :roll: :?: Misy fototra :roll: :?:
12. ravakamalala
(
10/05/2008 16:50)
Credo : symbole des Apôtres
Je crois en Dieu, le Père tout-puissant,
Créateur du ciel et de la terre.
Et en Jésus Christ, son Fils unique, notre Seigneur;
qui a été conçu du Saint Esprit,
est né de la Vierge Marie,
a souffert sous Ponce Pilate, a été crucifié,
est mort et a été enseveli,
est descendu aux enfers ;
le troisième jour est ressuscité des morts,
est monté aux cieux,
est assis à la droite de Dieu le Père tout-puissant,
d'où il viendra juger les vivants et les morts.
Je crois en l'Esprit Saint, à la sainte Église catholique,
à la communion des saints, à la rémission des péchés,
à la résurrection de la chair, à la vie éternelle.
Amen.
ary aiza ho aiza ao amin ny symbole des apôtres io no misy an 'izay?

13. ikaretsaka
(
10/05/2008 20:28)
Rakaroka> tsy hoe resaka hierarchie loatra fa hanaporofoana ilay hoe avy aiza no maha Atra an\'i Jesoa ka... mazava ho azy... avy amin\'Atra!
eo le \"filioque clause\"
Ravakamalala> le credo lava alaina (fa na izany aza eto misy ilay hoe est concu du saint esprit
Je crois en un seul Dieu, le Père tout-puissant, créateur du ciel et de la terre, de l\'univers visible et invisible.
Je crois en un seul Seigneur, Jésus-Christ, le Fils unique de Dieu, né du Père avant tous les siècles ; il est Dieu, né de Dieu, lumière, née de la lumière, vrai Dieu, né du vrai Dieu. Engendré, non pas créé, consubstantiel au Père ( et non pas : \"de même nature que le Père\", ce qui caractérise l\'hérésie arienne. (voir à arianisme)), et par lui tout a été fait. Pour nous les hommes, et pour notre salut, il descendit du ciel; par l\'Esprit-Saint, il a pris chair de la Vierge Marie, et s\'est fait homme. Crucifié pour nous sous Ponce Pilate, il souffrit sa passion et fut mis au tombeau. Il ressuscita le troisième jour, conformément aux écritures, et il monta au ciel; il est assis à la droite du Père. Il reviendra dans la gloire, pour juger les vivants et les morts; et son règne n\'aura pas de fin.
Je crois en l\'Esprit Saint, qui est Seigneur et qui donne la vie; il procède du Père et du Fils. Avec le Père et le Fils, il reçoit même adoration et même gloire; il a parlé par les prophètes. Je crois en l\'Eglise, une, sainte, catholique et apostolique. Je reconnais un seul baptême pour le pardon des péchés. J\'attends la résurrection des morts, et la vie du monde à venir. Amen.

15. ravakamalala
(
11/05/2008 08:05)
fantatro io "credo de nicée constantinople" io, ary efa hitako hoe tao no nahitanao an ireo fehezan teny ireo, fa fanhy iniako ilay "symbole des apotres" no nalaina satria :
1 - raha jerenao ny dikan-teny, dia tsy mifanlavitra amin ny fanekem pinoana protestant izay voalaza ao,a laivo isa-fehezanteny mihitsy anie hijerena azy e!
ohatra
a été conçu du saint esprit ---> novolavolain ny fanahy masina
2 - ny symbole des apotres no fanao matetika any am-piangonana rehefa alahady.

16. ravakamalala
(
11/05/2008 08:14)
zavatra hafa koa momba ny fiekem-pinoana :
isan' ny fototry ny finoana katôlika koa ny resaka "peché originel" ; hoe nandova ny ota nataon i adama sy eva ny olombelona taranany, nefa tsy ao anatin ny credo (na ilay lava be na ilay fohy kely).
Ny tiako tenenina dia hoe : raha tsy voalaza mazava anaty fiekem-pinoana ve, nefa inoana, dia tsy mitombina?

17. ravakamalala
(
11/05/2008 10:53)
kiadi:
aiza fijo?
mety mbola manabe kibo amin ny labiera any amoron-drano any izy fa mafana loatra ny andro!! :-P :-P :-D :-D :-D
18. ikaretsaka
(
11/05/2008 12:54)
Ravakamalala:
1-Fanamarihana kely: Ny symbole de nicee no fatao matetika any am-piangonana (katolika) rehefa alahady sy lamesa http://katolika.org/index.php?option=com_content&task=view&id=85&Itemid=37
2- Raha miteny ve hoe "novolavolain'ny Fanahy Masina" dia afaka miteny avy hatrany ve izay hoe "donc Atra koa ny fanahy masina"? raha tsy manaiky aloha hoe "Atra avy amin'Atra"
3-
amin'ny Kato io dia tsy misy hafa amin'ny baiboly ihany: raha tsy voalaza aoanaty baiboly ve nefa inoana dia tsy mitombina? Scriptures et traditions... izay foana!
4-Momban'ny "fahotana tamin'ny forotra na peche original" ny mahatonga antsika hoe "nanota t@ fototra amin'ny Kato dia tsy hoe satria nanota i Adama... fa hoe isika rehefa teraka dia tsy manana ilay hoe "sanctyfying grace"
Efa t@ andron'i St Augustin io no niova, Vakio St. Augustine, "Contra duas epist. Pelag.", IV, iv, 6).
Ny Prot de nitazona ny fijery Pelagiens amin'io!
But according to Catholic theology man has not lost his natural faculties: by the sin of Adam he has been deprived only of the Divine gifts to which his nature had no strict right, the complete mastery of his passions, exemption from death, sanctifying grace, the vision of God in the next life. The Creator, whose gifts were not due to the human race, had the right to bestow them on such conditions as He wished and to make their conservation depend on the fidelity of the head of the family. A prince can confer a hereditary dignity on condition that the recipient remains loyal, and that, in case of his rebelling, this dignity shall be taken from him and, in consequence, from his descendants. It is not, however, intelligible that the prince, on account of a fault committed by a father, should order the hands and feet of all the descendants of the guilty man to be cut off immediately after their birth.

19. pissoa
(
11/05/2008 14:39)
Misaotra an'i Ravakamalala nanome ilay credo.
Tsy hoe rehefa tsy voalaza ao amin'ilay fiekem-pinoana akory dia tsy inoana - fa ilay hoe tsy eken'ny fiekem-pinoana protesta ozy i Ikaretsaka ilay "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" nefa ny protesta mino ny Trinite no tsy azoko.
Ny fahazoako azy dia toy ny hoe nisy fifampidinihana be nataon'ny protesta izany, dia tsy nanaiky io ampahany amin'ilay fiekem-pinoana lava io. (Bon - ahitsio raha diso). Ilay hoe "Andriamanitra" ve no tsy eken'ny protesta sa ilay hoe "avy amin'Andriamanitra" ?

20. ikaretsaka
(
11/05/2008 14:53)
ny fahalalako azy (omeo argument aho dia ahitsio raha diso)
dia mba hanampiana ilay teorian'ny prot @ ilay sola scriptura ilay izy...
tsy voasoratra ao anaty baiboly mazava mihitsy manko ilay hoe Trinite Masina (Ray=Atra, zanaka =Atra, Fanahy masina=Atra)
kanefa ny prot le heo baiboly ihany dia noesoriny...
taty aoriana anefa tsapany ny fahamarinan'ilay trinite.. fa ny prot moa tsy fombany loatra io hoe rehefa tsapa fa misy diso sy tsy nety ny voasoratra dia ahitsy io .