Fiekem-pinoana

41. ikaretsaka ( 14/05/2008 14:58)
dia tsy haiko hoe iza no manodikodina le voalaza mba hiety @ feeling -ny amin'izao
42. pissoa ( 14/05/2008 17:06)
:-D :-D :-D :-D :-D

Eny e - zany eo ihany fa toa lasa mihataka kely ilay tanjon'ilay dinika le izy !
(Hi hi - za anjoany efa nanatena be hoe ho eto i Prime hanazava kle)
43. fijo ( 14/05/2008 21:42)
ika an,ka andriamanitra anie tsy jesoa e.io ngamba hiaraha manaiky.
44. cutie ( 14/05/2008 22:54)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 14-05-2008 23:42:09
Lohateny : Re : Fiekem-pinoana
ika an,ka andriamanitra anie tsy jesoa e.io ngamba hiaraha manaiky.
:-D :-D :-D :-D :-D
tsy iaraha manaiky io ry fijo fa misy milaza fa i jesoa Atra e :-D
fa i jesoa alou tsy Atra amiko e :wink:
45. pissoa ( 15/05/2008 17:12)
fijo:

ika an,ka andriamanitra anie tsy jesoa e.io ngamba hiaraha manaiky.

Andriamanitra anie tsy Jesoa no tena tian'i Fijo lazaina sa Jesoa anie tsy Andriamanitra. (Hitako tsara ilay voasoratra fa ilay navalin'i cutie no mahatonga ahy manontany aloha).
46. fijo ( 16/05/2008 21:11)
ka rehefa tsy jesoa andriamanitra dia tsy andriamanitra jesoa.
47. cutie ( 16/05/2008 21:14)
ie :wink:
48. pissoa ( 16/05/2008 21:16)
Fijo : Tsy ny implications no nanotnaniako anao fa ny tianao nolazaina ka ! :-D :-D :-D :-D :-D
49. fijo ( 16/05/2008 21:18)
ssssshhh mitovy ireo amiko de tsy asiako olana,
i cutie tsy pissoa midika izany fa i pissoa tsy cutie.de zay
50. cutie ( 16/05/2008 21:19)
mbola ie koa :wink:
51. fijo ( 16/05/2008 21:24)
izay mantsy,fandrebirebena ny fanitarana izay
52. pissoa ( 16/05/2008 21:26)
Fijo : Ny tian'i Fijo nolazaina izany tamin'i Fijo niteny hoe
Fijo:
ika an,ka andriamanitra anie tsy jesoa e.io ngamba hiaraha manaiky.

dia hoe Ika an, Jesoa anie tsy Andriamanitra e, io ngamba hiaraha manaiky ?

Hi hi hi - hafahafa ihany raha i Fijo no milaza toa io satria toa efa ela ihany no nahitana an'i Fijo ni-forum teto ... ary toa fantatr'i Fijo tsara fa tena Andriamanitra i jesoa amin'ny Kristianina

:-D :-D :-D :-D :-D
53. fijo ( 16/05/2008 21:29)
manompo sampy izany ny kristianina rah amisain afa andriamanitra jesoa
54. cutie ( 16/05/2008 21:31)
:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
55. pissoa ( 16/05/2008 21:33)
Amin'ny mahaAndriamanitra an'i Jesoa dia tsy manompo sampy araka ny hevitra Kristianina ny Kristianina, satria araka ny kristianina dia tsy ny Kristianina no manao an'i Jesoa ho Andriamanitra fa Izy Tenany ihany. :-D

Fa mbola mahagaga ahy foana hoe hatramin'izay niadiana hevitra teto izay ve dia mbola tsy fantatry Fijo ihany hoe Andriamanitra i Jesoa amin'ny olona sasany.

:-D :-D :-D :-D :-D
56. fijo ( 16/05/2008 21:36)
fantatro fa misy misaina izay,fa tsy ekeko.
satria hoy ny voalaza
"Ny Ray tsy Zanaka, ny Zanaka tsy Fanahy Masina, "
iza le ray de iza le zanaka????
57. cutie ( 16/05/2008 21:39)
ie :wink:
58. pissoa ( 16/05/2008 21:43)
Sao dia somary manohitra ny nolazainao tery ambony izany "fahafantaranao" izany ry Fijo. :-D :-D :-D

Ny Ray = ny Ray.
Ny Zanaka = Jesoa.

:-D
59. cutie ( 16/05/2008 21:48)
ny Ray =Atra
ny zanaka= jesoa
60. fijo ( 16/05/2008 21:50)
ka iza le ray ry pissoa fa aza arebireby le resaka??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1744