Fiekem-pinoana
61. pissoa
(
16/05/2008 21:56)
cutie:
:-D :-D :-D :-D :-D
tsy iaraha manaiky io ry fijo fa misy milaza fa i jesoa Atra e :-D
Fijo : tsy mandrebireby resaka aho ka ! (Sao i Fijo no mandrebireby miovaova hevitra eo). Fa ny Ray dia Ray, ary ny Zanaka dia Zanaka. Raha ilay soratra hoe Andriamanitra no (somary) andrasanao amin'ny valin-teniko dia tena Andriamanitra ny Ray ary tena Andriamanitra ny Zanaka araka ny Kristianina :-D :-D :-D :-D :-D
63. pissoa
(
16/05/2008 21:59)
Bon - tsy taritiko lava ity resaka ity fa sao miala ny tanjoko tamin'ny nanokatra ny lohahevitra. (Bon - neveriko hoe hitondra fanazavana kely i Fijo fa toa Protesta taloha no nahatonga ahy nanontany hoe inona no tena tian'i Fijo nolazaina teo) :-D :-D :-D
Tsy hoe rehefa tsy voalaza ao amin'ilay fiekem-pinoana akory dia tsy inoana - fa ilay hoe tsy eken'ny fiekem-pinoana protesta ozy i Ikaretsaka ilay "Andriamanitra avy amin'Andriamanitra" nefa ny protesta mino ny Trinite no tsy azoko.
64. fijo
(
16/05/2008 22:07)
tena Andriamanitra ny Ray ary tena Andriamanitra ny Zanaka
dia nefa hoe "Ny Ray tsy Zanaka, ny Zanaka tsy Fanahy Masina,"
rehefa mamo aho hiresahana an'io fa mety hino;

65. pissoa
(
16/05/2008 22:21)
Fijo : mamo ? Raha ny fahafantarako azy dia Mino no filazana ny olona mino fa tena Andriamanitra ny Ray, ny Zanaka, ny Fanahy Masina. Ny mety ho ataoko hoe mamo kosa dia ny olona tahakataha izao :
Ka sao izao ianao no tokony hiresahana ? :-P :-D :-D :-D
Bon - zany eo ihany, ny hevitrao mikasika an'Andriamanitra, ny trinite ary ny mpino (izay lazaina matetika fa mamo, manonofy, nihanika hazo, sns) dia efa fantapantatro ihany ... Tsy hanao izay hinoanao izany no antony nanokafako ilay lohahevitra, Fa ny trinite ao amin'ny fanekem-pinoana protesta. Raha hitondra fanazavana i Fijo (fa i Fijo moa toa hoe protesta taloha) dia tonga soa, sinon tonga soa ihany fa zaho aloha hatory kely :-D :-D :-D
Fijo:...
ika an,ka andriamanitra anie tsy jesoa e.io ngamba hiaraha manaiky.
Fijo:
fantatro fa misy misaina izay,fa tsy ekeko.
Ka sao izao ianao no tokony hiresahana ? :-P :-D :-D :-D
Bon - zany eo ihany, ny hevitrao mikasika an'Andriamanitra, ny trinite ary ny mpino (izay lazaina matetika fa mamo, manonofy, nihanika hazo, sns) dia efa fantapantatro ihany ... Tsy hanao izay hinoanao izany no antony nanokafako ilay lohahevitra, Fa ny trinite ao amin'ny fanekem-pinoana protesta. Raha hitondra fanazavana i Fijo (fa i Fijo moa toa hoe protesta taloha) dia tonga soa, sinon tonga soa ihany fa zaho aloha hatory kely :-D :-D :-D
66. niryna
(
17/05/2008 00:12)
ravakamalala [ Valio ] 12-05-2008 10:52:45
Lohateny : Re : Fiekem-pinoana
"avy any no hiaviany indray, hitsara ny velona sy ny maty " no izy.
Mitovy amin ilay amin ny teny frantsay hoe "d'où il viendra
[/quote] misaotra nanitsy e,izany no noteneniko hoe mbola nisy fitadidiana kely aho fa tsy manao an'io intsony ny fiangonana aty aminay .
ka tsy any mihitsy anie lery e,kristal no endrika iray hivavahany koa hitovy ve,manohitra izay olona mitory an'i kristy izy fa tsy manana document ahafahana mana-porofo satria tsy tia mamaky ny tenin'Atra ihany koa ,jereo daholo fa ny voa hafafy no ahalalana azy ,mila mivavaka ho azy isika hoy aho fa mampalahelo izy (spiritual blind ) ihany koa io mahazo azy io ,mitovy ny tsy mpino ihany ,oops ,fantatrao tsara no tiako ho tenenina
fa mbola mivavaka sy mamerina ny "Lord's prayer, na Ny Vavaka nampianarin'ny Tompo izahay. Ny hoe Rainay izay any an-danitra...Our Father .....

aza atao mahagaga izany fa spiritual blind no hilazana an'izany ,manana maso fa tsy mahita ,manana sofina fa tsy mandre,ary manana tanana fa tsy afaka mandray ary manana tongotra fa tsy afaka mandeha ,mila mivavaka ho azy isika,fa raha mangidihidy ny sofiny dia efa naheno izy
Fa mbola mahagaga ahy foana hoe hatramin'izay niadiana hevitra teto izay ve dia mbola tsy fantatry Fijo ihany hoe Andriamanitra i Jesoa amin'ny olona sasany.
veloo:
Voalaza teo :
"olona mitovy endrika amintsika" no teny fa tsy "olona mitovy amintsika ara-batana"
rehefa tsy mahita lazaina maninn tsy miteny tsotra fa ahodikodina eo ilay izy
ka tsy any mihitsy anie lery e,kristal no endrika iray hivavahany koa hitovy ve,manohitra izay olona mitory an'i kristy izy fa tsy manana document ahafahana mana-porofo satria tsy tia mamaky ny tenin'Atra ihany koa ,jereo daholo fa ny voa hafafy no ahalalana azy ,mila mivavaka ho azy isika hoy aho fa mampalahelo izy (spiritual blind ) ihany koa io mahazo azy io ,mitovy ny tsy mpino ihany ,oops ,fantatrao tsara no tiako ho tenenina
Niryna : tsy dia azoko loatra ilay tian'i Niryna hahatongavana. En tout cas, tsy mitovy mihitsy ny "Fanekem-pinoana" sy ny "Vavaka nampianarin'ny Tompo" ka.tsy miteny na mamerina an'io intsony ny fiangonana aty aminay satria efa samy hiaraha mahalala fa misy hitovizany izay voalazan'ny soratra masina ,ny antony dia tsy fantatro.
fa mbola mivavaka sy mamerina ny "Lord's prayer, na Ny Vavaka nampianarin'ny Tompo izahay. Ny hoe Rainay izay any an-danitra...Our Father .....
67. ikaretsaka
(
21/05/2008 13:35)
niryna:
ireto mba fanontaniana efa napetraky ny olona ombieny ombieny aminao fa odianao fanina foana:
1)Inona no atao hoe "spiritual blind" aminao?
2) dia inona no atao hoe " Tia mamaky ny tenin"'Andriamanitra"lazainao? dia maninona no heo ferana @ baiboly ilay izy? sady ny teny ange tsy famaky fa ny soratra no famaky e! ary ianao manaiky fa ny teny rehetra dia tsy ho ary ho voasoratra, ary "na ilay nahita (jaona) aza niteny fa be dia be lavitra no nataon'ny Tompo fa tsy ary ho voasoratra aby,
mbola tsy nahitam-baliny mazava avy aminao io mandrak izao fotoana anoratako izao