Antihery
1. hery
(
05/05/2008 16:13)
Salama daholo,
Sao misy namana hafa koa mandray hafatra hafahafa avy amin'izany Antihery izany? :-)
Efa olona 3 izao no nitaraina mantsy.
Hery
Sao misy namana hafa koa mandray hafatra hafahafa avy amin'izany Antihery izany? :-)
Efa olona 3 izao no nitaraina mantsy.
Hery
répondu par ANARIM le 16/05/2008 14:34
6. diamondra27
(
05/05/2008 17:03)
antihery: za klou aza mba endrikendrena @ zavatra tsy nolazaiko an! sady am zay ve nama zavatra tsy mitombina akory le izy.
8. dadabe
(
05/05/2008 17:07)
4. Mpandefa : rajoelina [ Valio ] 05-05-2008 18:41:15
Lohateny : Re : Antihery
geltru, salmo1, gasyjean... reo le 3 ninja reo.
adinona angaha zah ...dadabe andraso ataoko kopi kole ny ahy ny zavatra nosoratany .. :roll:
nefa aoaka ihany fa misy teny ratsy b kle :roll:
sady nanosopotaka an'i diamondra izy , no namely ahy .. :roll:
9. diamondra27
(
05/05/2008 17:12)
tess: reny akia le ol efa tsy manakery tsony angamab de manao antihery a hiiii
fa le manaratsy sy mamorona resaka no tena tsy tiako , kopy ndry an! :wink:
dadabe: tsiky de ampy e! tsy mampihontsina antsika zany sa ahoana akia? :-D :-D :-D
fa le manaratsy sy mamorona resaka no tena tsy tiako , kopy ndry an! :wink:
dadabe: tsiky de ampy e! tsy mampihontsina antsika zany sa ahoana akia? :-D :-D :-D
11. tess
(
05/05/2008 17:15)
tsy azoko lay resaka mandeha klou hatreto ry diam fa mba omeo sopapa kely! efa ela no tsy nanana galère teto tsin :wink: :-D :-D :-D
13. Veloo
(
05/05/2008 17:25)
diamondra27 [ Valio ] 05-05-2008 19:03:48
Lohateny : Re : Antihery
antihery: za klou aza mba endrikendrena @ zavatra tsy nolazaiko an! sady am zay ve nama zavatra tsy mitombina akory le izy.
diams fa angaha injy tonga dia tratran';ilay izy no tonga dia nisafoka?
14. diamondra27
(
05/05/2008 17:25)
tess: manaratsy anah akia le ol a, we za hono manely tsaho aty dago aty momban'i le ol 1 izay, asa na iza le namana nihaona tamiko taty ka noresahako zany resaka voretra zany. Mety izy no tsy ampy lahy any akia a! hahahha :-D :-D :-D :-D
17. melody
(
05/05/2008 17:41)
tena mampalahelo aloha raha izany no fandehany e, fa sura mihintsy za fa ilay olona nanoratra io soratra antihery io, olona MARARY SAINA ka mila fitsabona malaky d malaky tokoa ...
aleo tsy haverina eto ilay izy fa teny tsy mendrika.
:evil:
aleo tsy haverina eto ilay izy fa teny tsy mendrika.
:evil:
18. xxx
(
05/05/2008 17:54)
hery:zah aloha de anisan'nahazo hafatra taminy koh...manompa sy milaza fa alika sy KISOA zah !
Salama daholo,
Sao misy namana hafa koa mandray hafatra hafahafa avy amin'izany Antihery izany? :-)
Efa olona 3 izao no nitaraina mantsy.
ny mahagaga fotsiny de misy resaka diamondra koh le izy.
19. kiadi
(
05/05/2008 18:03)
melody:
tena mampalahelo aloha raha izany no fandehany e, fa sura mihintsy za fa ilay olona nanoratra io soratra antihery io, olona MARARY SAINA ka mila fitsabona malaky d malaky tokoa ...
aleo tsy haverina eto ilay izy fa teny tsy mendrika.
:evil:
anga njy ko tratra ry melody?
20. melody
(
05/05/2008 18:16)
kiadi: tsy misy resaka momba ahy io ka FA hitako ilay message, dia izay fotsiny, tsy mendrika wa!!!!