Antihery

21. kelly13 ( 05/05/2008 18:21)
hahaha, misy oa d kely asa mihintsiny e
22. ainaheri ( 05/05/2008 18:29)
za kou nahazo,d noraisiko hanihany le izy fa ompa b no naveriny taty amiko:roll:
23. milaibe ( 05/05/2008 18:38)
lazalazao ny momba azy hery dia aoka izy tsy hifandraisantsika fotsiny ,ary maninona moa raha tonga fohanana izany efa miteny ratsy izany e
24. tess ( 05/05/2008 18:53)
efa izy hanobmoka korotana ndraiky izay e!
tsy antihery ihany izany fa antidiamondra27 :-D :-D :-D :-D tondé mety ho kobo hoe izaè ! fô pa sersé à côprandra :/
25. simplex ( 05/05/2008 18:58)

kay
mety ho vavolombel ndray ity kle :-w
avoay le vandro eeee 8)8)
26. xxx ( 05/05/2008 19:00)
manina moa raha avy dia aseo eto ny ip sns eto wa misy devoly masika mila mande aty mitsiny reo mpiandry bdb ao ambohibao reo mandroka devoly mba mampiditra ps kely ato fa tsy zakany ny devoly mistiny ny filaminana ato @ sera ato kle

zany zao dia hoe antihery lol lol efa tsy mahita atao tsony fa dia mandrebireby manakorotana fotsiny
:^) :^) :^) :^)
27. kiadi ( 05/05/2008 19:05)
ze mpanao xxx ko devoly :-D :-D :-D
28. ainaheri ( 05/05/2008 19:08)
:-D :-D :-D :-D
29. melody ( 05/05/2008 19:32)
kiadi: :-D :-D :-D :-D
30. majakely ( 05/05/2008 19:48)
:-D :-D
31. xxx ( 05/05/2008 20:02)
:-w :-w :-w :-w :-w

1-anti.........hery

2-manisy an'i diamondra

3-date nisoratana anarana

a) 26/04/08------f

b)26/04/08-------c

c) 21/04/08-------a

ohatran-hoe TDM zany le izy..... :-w :-w :-w :-w :-w
32. xxx ( 05/05/2008 20:05)
azonareo ve le izy ? cf biz'ourk ainaheri vavolombelona :-w :-w :-w :-w :-w
33. tess ( 05/05/2008 20:10)
:-P :-P :-P try hay trony izy ity fa aza ivakina loha e! :-D
34. kiadi ( 05/05/2008 20:18)
ary misy calcul matematika iz zany! :-D :-D :-D
35. ainaheri ( 05/05/2008 20:47)
kiadi> :-D :-D :-D

Inn marina le izy fa tsy mazava ra xxx aa,mba ataovy mazava mou nama le calcul fa za efa ela iany nijanonana nianatra zay klé hahahaha
36. kiadi ( 05/05/2008 21:15)
hita lesy ko!!
37. ikotoleta ( 05/05/2008 21:27)
:arrow: kofboay be taboara II :?: :idea: :wink: :roll: :!: :P :o 8) :lol: 8O :) :D
38. glady ( 05/05/2008 21:34)
zah mba té anaraka filma fa tena ty kôpy mintsy :roll: mba ampio mô lé fanazavana é :°)
39. ikotoleta ( 05/05/2008 21:36)
xxx:

:-w :-w :-w :-w :-w

2-manisy an'i diamondra


40. Papoose ( 06/05/2008 02:14)
ny fahitako azy raha vavy le izy d tsy ampy lahy arak'le voalazan'i diams
moa raha lahy de tsy ampy voninahitra!

ntsooooooooooooooo!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1781