Antihery

41. ainaheri ( 06/05/2008 04:43)
ikotoleta:

:arrow: kofboay be taboara II :?: :idea: :wink: :roll: :!: :P :o 8) :lol: 8O :) :D


Inn ny tena dikany arakeviny fa to averina fona le izy klé :roll:?


42. zoky ( 06/05/2008 04:44)
to otrany hilay be indray ty film vao2 ity :-D :-D :-D
43. xxx ( 06/05/2008 05:21)
ainaheri:

Inn marina le izy fa tsy mazava ra xxx aa,mba ataovy mazava mou nama le calcul fa za efa ela iany nijanonana nianatra zay klé hahahaha
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4815d027dde0e

http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m48146f69a8f5f

zao aza ny fiheritreretako azy :

-iza moh no tokony hoe anti....hery ato ?

-anti-hery ? hery webmaster , ainaheri fa manin ? fa ahoana ?

-satria nesorina teto izy satria namoka fiainan-diamondra

-satria nifamaly be tam ainahery cf jereo eto ireo

-niverina izy vao nisoratra anarana tam 26/04/08 de we lasa hendry :-w :-w

-de tsy mampiasa ny ps-ny hendry io hono fa ireo ps hafa no ampesainy.....f...h , i....a , a...y

-na izany aza de tsy hitako we inn no hidirako am le izy satria i ainahery , dadabe , diamondra zany no tena tiany hasiana. (cf 10% ny an'diamondra , ny an'ainahery efa hita teto daholo ny fifamaliana taminy , i dadabe indray de norma be satria dadabe-diamondra , ! fa ny tsy azoko de we inn no hidirako am le resaka ?

hery moa zany de mazava ho azy fa toundé nataony hoe "anti-hery" ny ps-ny


44. tess ( 06/05/2008 05:43)
tsy afa miala mitsy ny mpanao rats yato fa mahay ny kômisera sy ny inspektera an! :-P
45. yonikafopl ( 06/05/2008 05:56)
be ny mirediredy fa ataon'ny fianinana mitonantonana ngamba hhhihiihihihih :-D :-D :-D :-D
46. diamondra27 ( 06/05/2008 06:45)
sao de mafana koa ny andro de tsy tantiny akia a!

xxx: raha fantako ianao mety hazava amiko we iza io olona io , hatr@izao aloha de le fanazavana calcul no ohatrany mitombona

fa tsy haiko we inon no nahatonga azy nanao antidadabe koa
antihery mazava , anti-ainahery mazava, anti-diamondra mazava
antixxx tsy haiko

ka efa tsy niditra t@ le resaka faralah sy ainahery aho mbola mahazo foana any ambadika any.


47. diamondra27 ( 06/05/2008 07:08)
Papoose: :-D :-D :-D :wink:
ikotoleta: manisy inon ndray zao no anaty sainao ao hahaha!
48. kiadi ( 06/05/2008 08:34)
tsy de tena misy hidirako moa zany le zistoira fa manabe isa fotsiny zah io!!
de aleo himehezana fotsiny fa misy tsy mazaka virtoaly!
:-D :-D
49. ikotoleta ( 06/05/2008 08:46)
diamondra27:

ikotoleta: manisy inon ndray zao no anaty sainao ao hahaha!


:arrow: asa rekany e!resaka xxx fa manisy an'i diamondra ozizy :roll: :wink: :oops: :? 8O :) :D :o 8) :P
50. dadabe ( 06/05/2008 09:34)

fa tsy haiko we inon no nahatonga azy nanao antidadabe koa
antihery mazava , anti-ainahery mazava, anti-diamondra mazava
antixxx tsy haiko


ka efa hita fa toi sipako reel ko inn ko aza no tsy mazava amizany b :°) :°)
51. ainaheri ( 06/05/2008 10:04)
xxx>merci nama @ fanazavana aa

Ny hany mba koziko fotsiny d ;aleo ilamina d isesy ary asio tsiky d ampy fa virtoaly io
52. yuka ( 06/05/2008 10:39)
ainahery ary ilay akamako kay ilay izy :D
mampamangy any e!
53. kiadi ( 06/05/2008 10:48)
eo le nem eh!! :lol:
54. ainaheri ( 06/05/2008 12:59)
yuka> hihi ekany ouzy :-D :-D :-D
55. Veloo ( 06/05/2008 14:25)
betsaka ny anti - ato ... fa tsy misy miteny :-D :-D :-D
56. ikotoleta ( 06/05/2008 17:20)
:arrow: za anti-Veloo ooooo hoooo :°) :idea: :wink: :?: :!: :P :lol: 8)
57. dadabe ( 06/05/2008 18:20)
kiii :°)

pounk kely jiaby aza aloha :roll: :wink: :°)
58. yonikafopl ( 06/05/2008 18:24)
nataon'i veloo loka nga i entrecote de lasa anti??? :roll:
59. kiadi ( 06/05/2008 20:34)
ary aiza marina i antigone eh? :-D :-D :-D
60. Veloo ( 06/05/2008 21:47)
yonikafopl [ Valio ] 06-05-2008 20:24:44
Lohateny : Re : Antihery
nataon'i veloo loka nga i entrecote de lasa anti???


tsy mazava!

ka ita fa marina no lazaiko ko :roll: :roll: :roll:
ikotoleta tsara zany rehefa anti-veloo enao :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0925