Ampidiro aloha ny tenimiafina
Fitsapana!
1. Fody
(
08/04/2008 10:14)
FITSAPANA! FITSAPANA!... Misy ve ?
Azo lazaina ve fa Andriamanitra dia mitsapa ny olona ? Raha eny satria nahoana ? Raha tsia omeo re ny antony e!
Manasanao indray àry hitafa sy hidinika mikasika an'io lohahevitra iray io:
Fitsapana, fitsapana...
Misaotra mialoha.
novalian'i Fody ny 05/05/2008 16:18
2. nikopol
(
08/04/2008 10:53)
Fitsapana, fitsapana ?
za aloha efa nisy nitsapa fa tsy sura za hoe Andriamanitra ilay izy e
za aloha efa nisy nitsapa fa tsy sura za hoe Andriamanitra ilay izy e
4. rakaroka
(
08/04/2008 11:36)
Haiiiiii :-D :-D :-D :-w :-w =)) =)) =)) =)) :-$ Bô mahita "size" koa nama 'nareo :-D :-D :-D Izay ilay nanjo an'i Joba hono an! :roll: :oops: :?: :wink:
5. majesty
(
08/04/2008 11:45)
Freako manokana:
Ny olona no mitsapa an'Atra fa Andriamanitra tsy mitsapa olona izany.
Averiko ihany freako manokana io :D
Ny olona no mitsapa an'Atra fa Andriamanitra tsy mitsapa olona izany.
Averiko ihany freako manokana io :D
6. karinah
(
08/04/2008 13:34)
:-D :-D :-D Nikopol! :lol:
ny hevitro indray dia tsy misy ny fitsapàna fa toa fampitandremana no misy, fa rehefa sendra fotoan-tsarotra dia mihevitra foana isika fa avy amin'Andriamanitra lay izy! anefa anatin'ny fiainana mba misy mangidy ihany koa fa tsy dia ho mamy foana, fa Andriamanitra dia vonona hamaly vavaka foana sy hihaino antsika raha mitady azy, mandritra ny andro sarotra iny!
Dia aza kivy izany eeh, tsy maintsy mandalo sarotra kely doly na iza na iza olombel !
:wink:

7. daniella
(
08/04/2008 13:47)
Bjr! daholo @ko aloha d tsimaitsy mandalo fitsapana refa panaradia an'A/tra e! amiko manokana io a!
8. rakaroka
(
08/04/2008 13:57)
Amiko koa aloha dia be lé "fomba firesaka" tahaka ny hoe "fitsapana" ; "kapok'Atra";sns; fa tant que tsà hitako maso,ilay "acteur" dé :-w :-w matahotra aho sao manendrikendrika Azy dia aleoko kokoa aza mino lay gasigasy hoe ny tody tsy misy fa ny atao 'ngaha no miverina, na mety ho fiantraikan'ny traikefan'ny hafa no miako @ sasany :-D :-D :-D
9. ikaretsaka
(
08/04/2008 14:19)
amiko aloha ny fiainako isan'andro die efa fitsapana e.. satria tahaka ny heo omeko an'ialahy letsy ity fiainana ity ra ika, ahoana ny anaovan'ialay azy?
10. pissoa
(
08/04/2008 14:29)
Za aloha tena tsy mahay an'izany fitsapana (Avy amin'Andriamanitra) sy hoe fakam-panahy (Avy amin'i Satana) izany e :oops: :oops: :oops:
Tsy haiko zany na tena misy na tsy misy ... :-D :-D :-D
Tsy haiko zany na tena misy na tsy misy ... :-D :-D :-D
12. cutie
(
08/04/2008 15:38)
. Mpandefa : nikopol [ Valio ] 08-04-2008 12:53:11=)) =)) =)) =)) =)) =))
Lohateny : Re : Fitsapana!
Fitsapana, fitsapana ?
za aloha efa nisy nitsapa fa tsy sura za hoe Andriamanitra ilay izy e
13. bozzy
(
08/04/2008 15:57)
ity angamba no anisan'ny hevitra azo aroso raha izay mikasika ny fitsapana izay no asian-teny
http://bozzy.blaogy.com/post/350/4579
http://bozzy.blaogy.com/post/350/4579
14. rakaroka
(
08/04/2008 16:14)
nikopol:
Fitsapana, fitsapana ?
za aloha efa nisy nitsapa fa tsy sura za hoe Andriamanitra ilay izy e
=)) =)) =)) :roll: :roll: :roll: Fa iza koa aza no nitsapatsapa an'i Nika izany :?:
Mahasaropiaro an-drizareo mpisera anie izany :-D :-D :-D
15. Fody
(
08/04/2008 16:27)
bozzy:
Inona àry ilay antsoina hoe Fitsapana e?
Mba azonao valina amin'ny teny vitsy ve io.
Izao mantsy:
- marary mafy ny zanaka ao an-trano lazaina fa fitsapana
- Tsy misy vola ao an-trano, very asa dada, lazaina fa fitsapana...
- Maty dada, maty indray zoky, maty koa zandry... lazaina fa fitsapana.
- Mitory teny eran-tanana ny gropy evanjelika, manakotaba ny filaminan'ny olona ka voaroakan'ny polisy, ... lazaina fa fitsapana......
Inona ilay fitsapana ?
Raha lazaina fa avy amin'Andriamanitra io, izy Andriamanitra ve tia tsapatsapa izany ?
16. ikaretsaka
(
08/04/2008 17:14)
ny ahy ialy fisainana mihitsy hoe raha vao misy zavatra manjo ny tena dia ahilika amin'ny hafa io no tsy laitrako aloha
le cas lazain'i fody eto manko izao tahakan'ny hoe raha very asa i dada ohatra, dia ahilika any an-kafa ilay izy.... mety sitrapon'i dada koa no naha very asa azy !
izay ilay voiziko foana hoe atombohy aminao aloha ilay fandinihantena alohan'ny hi accusena an-drakoto sy rabe

18. tywa68
(
08/04/2008 18:01)
i booboo mbola tsy namaly fa laozany miomehy :lol:
Rehefa mino amiko d mandray ny zava-tsarotra diavina ho fitsapàna, ary manaiky aza hisedra zany satria efa voalaza hoe tsy ho mora ny fanarahana an'i Kristy.
Rehefa mino amiko d mandray ny zava-tsarotra diavina ho fitsapàna, ary manaiky aza hisedra zany satria efa voalaza hoe tsy ho mora ny fanarahana an'i Kristy.
19. Fody
(
08/04/2008 18:10)
za koa manana fanontaniana e
Atra ve mamaly ratsy ny ratsy ??
Inona no ifandraisan'io amin'ny lohahevitra fa tsy azoko
Misaotra
20. pissoa
(
08/04/2008 18:11)
Rehefa mino sy mifikitra amin'Andriamanitra dia hasambarana no azo avy Aminy fa tsy fitsapana ! Saingy tsy manafoana ny zavatra ratsy (izay tsy fitsapana) mety miseho eo amin'ny fiainana izany.
:-D :-D :-D
:-D :-D :-D