Ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory?
1. niryna
(
02/04/2008 16:00)
Fa Izy nihodina, dia nijery ny mpianany ka niteny mafy an'i Petera hoe: Mankanesa ato ivohoko, ry Satana, satria tsy misaina izay an'Andriamanitra hianao, fa izay an'ny olona. Marka 8:33
Maninona tokoa ary ny olona no manankina ny fiainany amin'ny olona fa tsy amin'Atra?
Ary ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory teny ?
1- nanao fahagagana ve izy?
2- nanasitrana olona ve izy?
3- mba niresaka ny famonjena foana ve izy?
4- nisy olona voavonjy ve tamin'izay nitory ny tenin'Atra?
5- niteny ny didy folo sy ny ota isan-karazany ve izy ary nanome hery fa na inona fahotana na fahazarana ataontsika raha manatona an'Atra isika ka mangataka famelankeloka dia ho voavela tokoa ?
6- ary mba miresaka an'i kristy ve izy izay izy irery ihany no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay?
sa kosa mbola misy miteny fa misy lalana hafa andehanana ho any an-danitra fa tsy avy amin'i kristy irery ihany?

répondu par niryna le 22/04/2008 15:31
2. niryna
(
02/04/2008 16:06)
Inona izany no lalana iray izay ahatongavana any an-danitra?
Tsy misy na lalana hafa aza ahatonga antsika any an-danitra ankoatry ny lalan'i kristy.
Ny fiangonana ve ? tsy mahavonjy antsika
Ny pasitera na monpera na masera na rabbi ve ? tsia tsy mahavonjy antsika izy ireo.
Ny fanaovana batisa amin'ny rano ve ? tsia
Ny fidirana mpikambana ao amin'ny fiangonana ve ?tsia
Ny fanaovana ny marina ve? tsia
Kristy irery no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay,izy irery ihany

3. Veloo
(
02/04/2008 16:09)
Ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory?
Tsy mi-baser afa tsy @ ny Tenin'Andriamanitra izy.
10. ikaretsaka
(
02/04/2008 18:56)
misy le olona qtsy mampiasa ninoninona.. hoe baiboly e.. sns
fa tonga de mihaiky ny olona hoe 'tena olon'Atra koa aloha i Ra anona iny

12. rakaroka
(
02/04/2008 19:21)
Misy tokoa anie ny tranga mampibaradaka ny atao hoe tsy mpino aza ny hoe:"zanak'Atra tokoa iny olona iny" ^:^ ^:^ ^:^ Dia rehefa maty ilay olona tahaka ny misy mitehaka izay vitany aza indraindray! Fa misy mpitory :roll: 8O :?: :-w :-w :-w :-w :-w :-@ :-@ :-@ :-@ :@ :@ :@ :oops: :oops:
14. isambo
(
02/04/2008 19:55)
Ny ahalalana fa avy @ Atra le olona de ao anatin'ny baiboly tanteraka ny zavatra lazainy tsy manampy sady tsy manala.
Voalaza teo :
Hoatran'ny de mora be ery zany filazan'i niryna azy izany , izy nge de marina toka fa @ alalan'i Kristy tokoa no mahavonjy e fa mila manao an'ireo zavatra ataonao tsia ireo rehefa mino an'i Kristy. Rehefa manaradia an'i Kristy ianao dia mila manao ny marina ary tsy hovonjeny ianao raha tsy vita batisa ara baiboly ary mila makany ampiangonana koa izay fiangonana mankanto ny didiny fa tsy any @ doany ianao no miantso an'i Kristy de ho ekeny satria @ alalany no mahavonjy
Voalaza teo :
Ny fiangonana ve ? tsy mahavonjy antsika
Ny pasitera na monpera na masera na rabbi ve ? tsia tsy mahavonjy antsika izy ireo.
Ny fanaovana batisa amin'ny rano ve ? tsia
Ny fidirana mpikambana ao amin'ny fiangonana ve ?tsia
Ny fanaovana ny marina ve? tsia
Kristy irery no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay,izy irery ihany ]
Hoatran'ny de mora be ery zany filazan'i niryna azy izany , izy nge de marina toka fa @ alalan'i Kristy tokoa no mahavonjy e fa mila manao an'ireo zavatra ataonao tsia ireo rehefa mino an'i Kristy. Rehefa manaradia an'i Kristy ianao dia mila manao ny marina ary tsy hovonjeny ianao raha tsy vita batisa ara baiboly ary mila makany ampiangonana koa izay fiangonana mankanto ny didiny fa tsy any @ doany ianao no miantso an'i Kristy de ho ekeny satria @ alalany no mahavonjy
15. ikaretsaka
(
02/04/2008 20:15)
tsy any @ doany ianao no miantso an'i Kristy de ho ekeny satria @ alalany no mahavonjy
tsy hay tsy hay toko afa in indray y no tsy tonga tao an-tsaiko le
mety ho ekeny mety tsy ho ekeny an
sa ahoana?
16. majesty
(
03/04/2008 04:49)
Fony aho nijery akaiky ireny fomban-drazana ireny dia misy tranga tahaka an'izao ataon'ireo olona mpanasina rehefa hanao Joro izy,manokatra baiboly ry zareo,dia avy eo mivavaka sy mihira,dia avy eo izay vao manao an'ilay fiantsoana lavareny be amin'ny fombany ireny.I rasata koa nampiasa ny soratra masina rehefa naka fanahy an'i Jesoa.Misy fiangonana iray izay koa tsy lazaiko ny misy azy,fa ny ankamaroan'ny diakona rehefa amin'ny alina dia mivoaka "mamosavy" fa rehefa amin'ny atoandro izy olon'Atra ary rehefa alahady izy mampianatra sy mamaky ny teniny ery @ alitara ery.
hoy pissoa:
ireo lazaiko eo ambony ireo no neritreretiko akia a.
Ny hamaliako an'io hevitr'i Niryna io dia ilay tenin'ilay rangah izay hoe: "Ny ondriko mahalala ny feoko..."
hoy pissoa:
Inona no mampa- an'i majesty
ireo lazaiko eo ambony ireo no neritreretiko akia a.
Ny hamaliako an'io hevitr'i Niryna io dia ilay tenin'ilay rangah izay hoe: "Ny ondriko mahalala ny feoko..."
17. Fody
(
03/04/2008 13:05)
Nyrina
Avaho tsara aloha ry nyrina ny dikan'ny hoe:
1 - "Lalana= Kristy" sy ny hoe "lalana (moyen) mitondra makany amin'i Kristy"
Raha niteny ve i Kristy hoe: "izaho no lalana" dia midika fa nolaviny ny "moyen" rehetra manampy ny olona ho any aminy?
Tsy mahavonjy ny Fiangonana, hoy ianao, nefa isany lalana mitondra any amin'i Kristy io. Ny Fiangonana no manome ny Tenin'Andriamanitra ho antsika, ny Fiangonana no manoro antsika an'i Kristy toy izay nataon'i Md Joany Batista, sns... Toy izany koa ny Fikambanana Masina isan-karazany...
Aza adino fa i Kristy no namorona ny Fiangonana, ary ao amin'ny Fihombonana no itoeran'i Kristy. I Tommas tsy tafaraka tamin'ny maro tsy mba nahita azy. Ary nolazainy fa raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarany dia eo anivony mandrakariva izy.
2 - Ny sakramenta (Batemy, Eokaristia, sns...) dia izy Kristy no namorona azy. Raha lazainao fa tsy mahavonjy io dia hoy aho hoe: DISO izany.
Izao no antony: Izy Kristy mihitsy no nilaza fa "MAHAVONJY NY SAKRAMENTA". Misy ohatra vitsy ireto:
a - Batemy: "Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina. "
b - Eokaristia: "Raha tsy mihinana ny nofo sy misotro ny rako ianareo hoy i Kristy, dia tsy mba hahazo ny fiainana mandrakizay".
Misaotra anao!
18. hira
(
03/04/2008 14:59)
Mitory ny fahalemempanahy, ny fahamarinana... tsy voatery "mitory" an'Andriamanitra, fa ny asany sy izy manotolo no "mitory" an'Andriamanitra
19. nandrianina1
(
03/04/2008 15:16)
2 - Ny sakramenta (Batemy, Eokaristia, sns...) dia izy Kristy no namorona azy. Raha lazainao fa tsy mahavonjy io dia hoy aho hoe: DISO izany.
Izao no antony: Izy Kristy mihitsy no nilaza fa "MAHAVONJY NY SAKRAMENTA". Misy ohatra vitsy ireto:
a - Batemy: "Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina. "
b - Eokaristia: "Raha tsy mihinana ny nofo sy misotro ny rako ianareo hoy i Kristy, dia tsy mba hahazo ny fiainana mandrakizay".
ts aritro mints de antaniko ihany!
f'nga mo ny Sakramenta ts karazana faneoana @ fomba ita maso ny zava-panahy voalazan' Baiboly?
de iny mints v no mahavonjy sa le toe-ponao nanaiky? :roll:
20. ikaretsaka
(
03/04/2008 15:56)
mandrianina 1:
ts aritro mints de antaniko ihany!
f'nga mo ny Sakramenta ts karazana faneoana @ fomba ita maso ny zava-panahy voalazan' Baiboly?
de iny mints v no mahavonjy sa le toe-ponao nanaiky?
Izy 2 mitambatra...
misy antony le izy matoa lany t@ institution momban'ny Eokaristia sy ny batemy ny androantokon'ny Evanjely
hira:

mitovy hevitra