Ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory?
21. Fody
(
03/04/2008 16:15)
ts aritro mints de antaniko ihany!
f'nga mo ny Sakramenta ts karazana faneoana @ fomba ita maso ny zava-panahy voalazan' Baiboly?
de iny mints v no mahavonjy sa le toe-ponao nanaiky?
Tsy ampy ny famaritanao ny atao hoe: sakramenta. Satria raha io fomba hamaritanao azy io dia fombafomba fotsiny izy. Tsy fombafomba fotsiny anefa izy, fa mitondra aina sy manome aina ho an'ilay mandray azy.
"Ny sakramenta dia tsy misaraka amin'Andriamanitra, izay namorona azy", noho izany sarotra ho an'izay tsy mino ny mandray azy.
Ary mahavonjy izy satria izy Andriamanitra no manome azy, sy raisina ao aminy.
Ohatra:
Batemy: Ny ain'Izy Andriamanitra Ray-Zanaka-Fanahy Masina no raisina amin'io ka mahatonga antsika ho Zanaka.
Ny batemy dia tsy ilay fandrarahana rano na fanatsobohana ilay olona ao anaty rano fotsiny, fa misy teny ifamaliana ao, misy fiekem-pinoana ao, misy famelan-keloka ao, ary misy Aina miampita ao ka mahatonga ilay olona mandray io sakramenta io ho lasa zanak'Andriamanitra.
Ny Eokaristy: "Izy Jesoa mihitsy no raisina sy manolotra ny tenany ao amin'ny Eokaristy". Tsy fombafomba izany. "Raiso ary hano fa vatako ity... sotroy fa rako ity, hoy izy".
Ary raha ekenao fa raha tsy mandray an'i Jesoa tsy ho voavonjy, dia tokony hekenao koa izany fa mahavonjy ny fandraisana ny Eokaristia anoloran'i Jesoa ny Tenany manontolo.
Misaotra anao.
22. niryna
(
03/04/2008 17:47)
Veloo:
Ahoana no ahalalanao fa avy amin'Atra ilay olona mitory?
Tsy mi-baser afa tsy @ ny Tenin'Andriamanitra izy.
ie ,ba mamikely ,mipoaka be ho an'i veloo.Io ihany no tena basiny,satria ny tenin'Atra no nomena ho an'ireo izay mitory ka raha manodikodina izy ka ny sainy no omeny ny olona dia tsy izy izay
holy kiss veloo a
:-*
24. niryna
(
03/04/2008 17:52)
ikaretsaka:
@ ny asany, ny fihetsiny, ny ataony ary ny soa azo avy aminy!
yap,ary raha mitory izy ka manome ny reference dia raisina an-tsoratra ary dinihina tsara raha mifanaraka ilay teneniny ,ny omeny
ny asany ? ahoana no ahalalana azy fa avy amin'Atra ilay olona? Misy izao mahay mitarika olona maro tokoa izy ao am-piangonana kanefa ny teny izay nomeny dia tsy mi-base an'i kristy dia ahoana tokoa ?
Ny fihetsiny ,marina tokoa izany ry ika,raha nanolotena an'Atra isika dia mila miezaka ny hanana toetra tsara amin'izay ,tsy mora fa mangataka aminy ny mba ampianariny.
Ny ataony,asa aloha izay eritreretinao fa na dia tsy miteny aza ny olona hoe olon'Atra io dia hita eo amin'ny asa ataony ilay izy,miasa tsy mila patron manaramaso ohatra ary dia omeny andraikitra sy atokisany amin'ny zavatra maro ilay olona.
Ny soa azo avy aminy: zaraina izany satria maimpaipoana ary dia manome maimaipoana koa isika
misaotra ika a
:-* :-*
25. niryna
(
03/04/2008 17:55)
pissoa:
Inona no mampa- :-w an'i majesty
koa mampime ahy le size koa :-D :-D :-D
fa maninona no mampime an'i pissoa an'izany? Eritrereto hoe lavitra ny fiangonana niangonanao hianao ary tsy maintsy mifidy fiangonana ,ahoana no ahalalanao fa fiangonana misy ny fanahin'Atra ilay izy? Ahoana koa no ahalalanao fa ity olona izay mitory teny anao ity dia avy amin'Atra?
diniho tsara anie e,raiso izay tsara sy mahasoa aky a,fa any aoriana any mety ametraka an'io fanontaniana io indry
26. niryna
(
03/04/2008 17:57)
rakaroka:
Misy tokoa anie ny tranga mampibaradaka ny atao hoe tsy mpino aza ny hoe:"zanak'Atra tokoa iny olona iny" ^:^ ^:^ ^:^ Dia rehefa maty ilay olona tahaka ny misy mitehaka izay vitany aza indraindray! Fa misy mpitory :roll: 8O :?: :-w :-w :-w :-w :-w :-@ :-@ :-@ :-@ :@ :@ :@ :oops: :oops:
rakaroka a,tsy azoko ny tianao ho tenenina mba afaka azavainao ve azafady e
27. niryna
(
03/04/2008 18:01)
ikaretsaka:
misy le olona qtsy mampiasa ninoninona.. hoe baiboly e.. sns
fa tonga de mihaiky ny olona hoe 'tena olon'Atra koa aloha i Ra anona iny
nenilava ,ny pasitera aty aminay,ny olona maro,ireny olona izay lasa mpaminany ireny,dimam-polontaona lasa izao nisy mpaminany nilaza fa California dia ho lasa toerana feny olona manotafady,inona no nitranga amin'izao fotoana izao? hianao mahalala ny tiako ho tenenina.
Ny olona izay voafidin'Atra dia ainy tokoa ny mampiasa azy amin'izay herin'Atra nomeny azy, ary dia ny lelany, ny tanany no omen'Atra hery anao izany fitoriana izany,maro dia maro io ka dia isaorako hianao.
Efa nolazaiko koa ity fa nisy zaza iraika ambin'ny folo taona tamin'iny iray volana iny nitoriteny tao amin'ity fiangonana iray,ny feony fontsiny no henoko eny ambony fiara andeha hiasa fa saingy lavitra ny toerana nisy azy ka dia tsy mba afaka nanatrika an'izany ny tena
28. ikaretsaka
(
03/04/2008 18:14)
angaha i california ihany no feno toerana mamoafady ry niryna?
dia farito mazava tsara aloha ilay "mamoafady"nao eee
dia farito mazava tsara aloha ilay "mamoafady"nao eee
29. pissoa
(
04/04/2008 13:21)
Niryna:
fa maninona no mampime an'i pissoa an'izany?
Ny mampime ahy dia izao : niova be Niryna tamin'ity dinika ity :-D
Ny zavatra hitako matetika amin'ny dinikao mantsy dia ny hahafantarana ilay sandoka no mahaliana anao tokoa ! Ny mitory ny afobe sy ny fijaliana no toa isan'ny tena manavanana anao ! sns (ny hitako io hoa a)
Tamin'ity indray mitoraka ity toa mba liana hahafantatra ilay "tsy sandoka" indray.
Tohizo ny ezaka fa efa mihatsara ! :-D :-D :-D :-D :-D
30. ikaretsaka
(
04/04/2008 17:05)
miombonkevitra
ny hitako koa io ho'a an
Ny zavatra hitako matetika amin'ny dinikao mantsy dia ny hahafantarana ilay sandoka no mahaliana anao tokoa ! Ny mitory ny afobe sy ny fijaliana no toa isan'ny tena manavanana anao ! sns (ny hitako io hoa a)
ny hitako koa io ho'a an
31. niryna
(
05/04/2008 05:28)
Fody:
Nyrina
Avaho tsara aloha ry nyrina ny dikan'ny hoe:
1 - "Lalana= Kristy" sy ny hoe "lalana (moyen) mitondra makany amin'i Kristy"
Raha niteny ve i Kristy hoe: "izaho no lalana" dia midika fa nolaviny ny "moyen" rehetra manampy ny olona ho any aminy?
Tsy mahavonjy ny Fiangonana, hoy ianao, nefa isany lalana mitondra any amin'i Kristy io. Ny Fiangonana no manome ny Tenin'Andriamanitra ho antsika, ny Fiangonana no manoro antsika an'i Kristy toy izay nataon'i Md Joany Batista, sns... Toy izany koa ny Fikambanana Masina isan-karazany...
Aza adino fa i Kristy no namorona ny Fiangonana, ary ao amin'ny Fihombonana no itoeran'i Kristy. I Tommas tsy tafaraka tamin'ny maro tsy mba nahita azy. Ary nolazainy fa raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarany dia eo anivony mandrakariva izy.
2 - Ny sakramenta (Batemy, Eokaristia, sns...) dia izy Kristy no namorona azy. Raha lazainao fa tsy mahavonjy io dia hoy aho hoe: DISO izany.
Izao no antony: Izy Kristy mihitsy no nilaza fa "MAHAVONJY NY SAKRAMENTA". Misy ohatra vitsy ireto:
a - Batemy: "Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina. "
b - Eokaristia: "Raha tsy mihinana ny nofo sy misotro ny rako ianareo hoy i Kristy, dia tsy mba hahazo ny fiainana mandrakizay".
Misaotra anao!
HIanao no fiainana sy fahamarinana ry tompo o,lalana tokana mankany amin'ny ray o ,tompo o .....io voalaza ao amin'ny hiranareo io izy io.
Jaona 14:6
6 Hoy Jesosy taminy: Izaho no lalana sy fahamarinana ary fiainana;[ tsy misy olona mankany amin'ny Ray, afa-tsy amin'ny alalako.
6 Jesus saith unto him, I am the way, and the truth, and the life: no one cometh unto the Father, but by me.
fa mbola misy manana lalana hafa hono any ho any fa tsy manaiky an'i kristy ho lalana tokana tahakan'io voalazan'io hira io ..
:roll:
32. Rasiligaoma
(
05/04/2008 05:38)
mba le fanontaniana valiana tsara ry niryna fa tsy tanisa sy pingpong a
33. niryna
(
05/04/2008 05:38)
isambo:marina izany
Ny ahalalana fa avy @ Atra le olona de ao anatin'ny baiboly tanteraka ny zavatra lazainy tsy manampy sady tsy manala.
Voalaza teo :
Ny fiangonana ve ? tsy mahavonjy antsika
Ny pasitera na monpera na masera na rabbi ve ? tsia tsy mahavonjy antsika izy ireo.
Ny fanaovana batisa amin'ny rano ve ? tsia
Ny fidirana mpikambana ao amin'ny fiangonana ve ?tsia
Ny fanaovana ny marina ve? tsia
Kristy irery no lalana mankany amin'ny fiainana mandrakizay,izy irery ihany ]
ka aleo aloha azava tsara fa ilaina ireo fa tsy mahavonjy velively fa ny fanatonana an'i kristy no mahavonjy,izy irery ihany tsy misy na Atra hafa,raha tsy mila famonjena moa dia tsy maninona fa dia minomino izay atra be dia be ireny.
hi,hi ,isambo koa mampihomehy ahy
Hoatran'ny de mora be ery zany filazan'i niryna azy izany
, izy nge de marina toka fa @ alalan'i Kristy tokoa no mahavonjy e fa mila manao an'ireo zavatra ataonao tsia ireo rehefa mino an'i Kristy. Rehefa manaradia an'i Kristy ianao dia mila manao ny marina ary tsy hovonjeny ianao raha tsy vita batisa ara baiboly ary mila makany ampiangonana koa izay fiangonana mankanto ny didiny fa tsy any @ doany ianao no miantso an'i Kristy de ho ekeny satria @ alalany no mahavonjyizay indrindra fa tsy ny anaran'ny fiangonana no reherehana na heverina fa hoe mahavonjy :arrow: raha mahafantatra fa tsy ao mihitsy ilay fiangonana,tsy mitory an'i kristy fa manova ny rafitra maha kristiana aza dia afaka mivoaka tao anatin'ilay fiangonana aingana na mivavaka mafy mba omen'Atra hery ilay mpitondra fiangonana hilaza ny fahamarinana.Afaka mankany aminy ihany koa manontany izay teny manitikitika lazain'ny olona lava eto.
Manaiky azy aloha,dia izay vao atao batisa ho marika fa mpanara-dia azy ary ho vavolombelona izany,ny fihinana ny fandraisana na ny kominio anefa dia tsy mahavonjy velively satria mila mifona ,mila manadio tena ,mila mangataka fibebahana vao mandray an'io ka dia eo koa dia mbola olana manaraka ny arabe satria saropady io ka mety mankarary ,ary manimba sy mahafaty mihitsy aza(ara-panahy io) raha tsy mendrika ka mihinankinam-poana an'io.
35. niryna
(
05/04/2008 05:43)
MIsy fiangonana izao dia manangona vola ry zareo anaovana frais hono hijerana an-dRa ...... loza ity,lasa io olona io no solon'ATra,na ny marina dia io no andrimanitr'izao tontolo izao izay eritreretiny ho tena izy.NIsy iray maty aza tsy nanambara na nanao teny akory hoe mivavaha hianareo rehetra ary mankanesa any amin'i kristy fa any aminy irery no famonjena,oops, tsy izay no noteneniny efa eo am-pelantanan' i ,,,, ny fanahiko ,hmm
36. Rasiligaoma
(
05/04/2008 05:47)
ray misy kao fiangonana manangona frais hono hamelomana ny vadin'i pasitera manohy fianarana any ivelany.
inona no hidiran'ny famonjena amin'i vadin'i pasitera?
inona no hidiran'ny famonjena amin'i vadin'i pasitera?
37. pissoa
(
05/04/2008 10:30)
Niryna a, hita amin'ny soratrao hoa ny ao am-ponao ! Sa ahoana moa le sermon be teto :wink:
Rasiligaoma : ka mety ilay vadin'i Pasitera koa izany no "andriamaniny" rehefa atao ny analogy amin'ilay ohatra nataon'i Niryna lol.
:-D :-D :-D :-D :-D
Rasiligaoma : ka mety ilay vadin'i Pasitera koa izany no "andriamaniny" rehefa atao ny analogy amin'ilay ohatra nataon'i Niryna lol.
:-D :-D :-D :-D :-D
38. Rasiligaoma
(
05/04/2008 21:43)
HIanao no fiainana sy fahamarinana ry tompo o,lalana tokana mankany amin'ny ray o ,tompo o .....io voalaza ao amin'ny hiranareo io izy io.
ny voalohan'io hira io dia hoe " Tonga nizara ny Mofo ianao ry Tompo o"
mahalaza tsara ilay lazain'i Fody manao hoe
Eokaristia: "Raha tsy mihinana ny nofo sy misotro ny rako ianareo hoy i Kristy, dia tsy mba hahazo ny fiainana mandrakizay".
a bon entendeur!
aza tapatapahina ilay izy ry niryna fa raiso contextuellement a
39. Fody
(
06/04/2008 09:57)
fa mbola misy manana lalana hafa hono any ho any fa tsy manaiky an'i kristy ho lalana tokana tahakan'io voalazan'io hira io ..
Mba mamaky tsara ny zavatra soratana ve i nyrina sa maika ny hitsikera fotsiny?
ito averiko izay voalazako dia mba vakio tsara aloha izay vao mamaly.
Nyrina
Avaho tsara aloha ry nyrina ny dikan'ny hoe:
1 - "Lalana= Kristy" sy ny hoe "lalana (moyen) mitondra makany amin'i Kristy"
Raha niteny ve i Kristy hoe: "izaho no lalana" dia midika fa nolaviny ny "moyen" rehetra manampy ny olona ho any aminy?
Tsy mahavonjy ny Fiangonana, hoy ianao, nefa isany lalana mitondra any amin'i Kristy io. Ny Fiangonana no manome ny Tenin'Andriamanitra ho antsika, ny Fiangonana no manoro antsika an'i Kristy toy izay nataon'i Md Joany Batista, sns... Toy izany koa ny Fikambanana Masina isan-karazany...
Aza adino fa i Kristy no namorona ny Fiangonana, ary ao amin'ny Fihombonana no itoeran'i Kristy. I Tommas tsy tafaraka tamin'ny maro tsy mba nahita azy. Ary nolazainy fa raha misy olona roa na telo mivory amin'ny anarany dia eo anivony mandrakariva izy.
2 - Ny sakramenta (Batemy, Eokaristia, sns...) dia izy Kristy no namorona azy. Raha lazainao fa tsy mahavonjy io dia hoy aho hoe: DISO izany.
Izao no antony: Izy Kristy mihitsy no nilaza fa "MAHAVONJY NY SAKRAMENTA". Misy ohatra vitsy ireto:
a - Batemy: "Izay mino sy atao batisa no hovonjena; fa izay tsy mety mino no hohelohina. "
b - Eokaristia: "Raha tsy mihinana ny nofo sy misotro ny rako ianareo hoy i Kristy, dia tsy mba hahazo ny fiainana mandrakizay".
Misaotra anao!
Raha tsy mazava aminao dia apetraho ny fanontaniana fa hovalina soa aman-tsara. Misy fanontaniana koa ao anaty ao mba valio azafady.
Misaotra anao!
40. ikaretsaka
(
06/04/2008 16:39)
niryna tokoa tsy mamaly ny fanontaniana apetraka aminy fa ny manesika ihany no ataony an.
mba tsetsatsetra ny ahy iny!
mba tsetsatsetra ny ahy iny!
