Ary inona no soa ho azonay, raha mivavaka aminy?

1. niryna ( 24/03/2008 17:39)
Nahoana no velona ny ratsy fanahy Ka sady tratrantitra no be hery?
Ny zanany koa mitomoetra tsara eo anatrehany, Ary ny zafiny eo anoloany.

Ny ankohonany miadana ka tsy manan-tahotra, Ary ny tsorakazon'Andriamanitra tsy mamely azy.

Kanefa anie ireo no manao amin'Andriamanitra hoe: Mialà aminay! Fa tsy mba irinay ny hahalala ny làlanao.
Inona izay Tsitoha, no hotompoinay? Ary inona no soa ho azonay, raha mivavaka aminy?
mahasala saina ny tenin'i Joba e ? :roll:

http://baiboly.org/toko.asp?boky=JOBA&toko=21&dika=

Ireo ilay olona izay manda ny tenin'Atra foana,manohitra ny teniny ary tsy mahalala na mody tsy mahalala ny fahasoavana nomeny azy.
Ny mankasitraka sy manaiky ny teniny dia tsara lavitra noho ny manao fanatitra,diniho avokoa ny soa rehetra azontsika eny na ny vola ampiasaintsika aza dia avy amin'Atra avokoa.
mahereza
niryna


répondu par niryna le 22/04/2008 17:03
2. ikaretsaka ( 24/03/2008 18:17)
farito ilay hoe manda ny tenin'Atra ..
3. pissoa ( 24/03/2008 19:05)
Inona a ? :roll::-D:-D:-D
4. Rasiligaoma ( 24/03/2008 19:14)
reo ilay olona izay manda ny tenin'Atra foana,manohitra ny teniny ary tsy mahalala na mody tsy mahalala ny fahasoavana nomeny azy.

andriamanitra tanteraka no ankatoavina sa ny teniny fotsiny e?

velabelaro kokoa ny tian'ny mpanokatra adihevitra hahatongavana
5. hira ( 24/03/2008 23:32)
Inona a ?


:-D:-D zà kounkou very...
6. ikaretsaka ( 24/03/2008 23:35)
niryna ho'a rehefa manao sobjektra dia aza adino ny atribotra fa manjary tsary miady ny sentence
7. hira ( 24/03/2008 23:52)
vaknà angaha i ikaretsaka?
8. ikaretsaka ( 25/03/2008 00:02)
eny taoko yyyyy
9. hira ( 25/03/2008 00:03)
hay va re e. zà ànga tsary nahalala...
10. ikaretsaka ( 25/03/2008 00:07)
ka ndroky tsary mamaky tsara ko aia ro hahalala yyyy
11. hira ( 25/03/2008 00:12)
:lol: de ny taigna samy taigna ihany zany ko, faly mahita vaknà...
12. ikaretsaka ( 25/03/2008 02:25)
hira:

:lol: de ny taigna samy taigna ihany zany ko, ...

betsileo izany 8)

13. majesty ( 25/03/2008 05:08)
ry Mosesy,Abrahama...toa sady tratra antitra no feno hery nefa mino an'Atra,toy izany koa dadabeanay sy le rafotsy be ao ampiangonanay izay toa d tena tratra antitra ery izy nefa Kristiana,donc tsy mitombina io amiko satria manjary mampiteny hoe raha tratra antitra aho zany d sao d manao an'Atra hoe tsy misy v,tsia kosa angamba.Ny Kristiana ary no tokony tena ho tratra antitra satria manana fiadanam-po.
14. ratstare ( 25/03/2008 10:30)
[quote=majesty]
zao rrrrrrrrreto a. Izay miala amin'Atra mbola omeny chance foana hiverenany aminy sy handrenesany ny teniny fa izay efa ao amin'Atra tsy maninona na tsy maharitra eto aza fa efa assuré nenazy ny paradisa.Aza alaim-panahy hitsiriritra ny tombontsoan'ny ratsy fanahy izany fa misy limite reny e. za aza ratstare miezak ny o tsara fanahy ko.

15. niryna ( 25/03/2008 11:37)
ikaretsaka:

farito ilay hoe manda ny tenin'Atra ..



hi,hi,ka mety tsy tia namaky ilay soratra masina hianao dia kale teo:D
16. ikaretsaka ( 25/03/2008 11:40)
ka farito ilay hoe soratra masina
17. hira ( 25/03/2008 11:52)
Hoy i hira:

de ny taigna samy taigna ihany zany ko, ...


betsileo izany


hi hi tsa fatatr'ikaretsaka angaha fa ny vaknà tapaka betsileo sy tapaka merina?

nyrina>>>
araky ny tenenin'i rasiligaoma dia velabelaro kokoa fa vague sy vaste be ange izany e! zà zao ny famakiako ny zavatra lazainao dia lasa ohatran'ny hoe "loterie" fotsiny ilay atao hoe "mamaky ny Soratra Masina" fa au lieu de mahazo euro millions dia lasa lava andro hiainana sy mi-éviter attentats sns sns... Interessé be zany.
18. ikaretsaka ( 25/03/2008 11:59)
hira> aka nga mo zay fa hotsen'olona ho HS eo atsika sendroky yyy!
19. hira ( 25/03/2008 12:25)
:°)marina 'zany.

izao ary e, raha fivavahana miendrika bingo na loterie dia angamba ny mpitari-posy any bira mieritreritra hoe tsy mivavaka "assez" izy matoa tsy manana villa be any vinaninkarena, ary ny mpivarotra ovy any antsenakely manontany tena hoe tsy tia azy "assez" Andriamanitra fa tsy mianantra any @ collège français ny zananay.
20. rabilabila ( 25/03/2008 12:30)
hi!hi!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0729