nems
1. kelly13
(
12/03/2008 13:32)
bézoro dol!
ankoatra ny kotomila, pates blanches, champignons noirs, sira, poivre, d inn ry reto no tsara atao mifangaro @ le totokena mba hanome "gout original" kely ny nems?
miciii dol!
ankoatra ny kotomila, pates blanches, champignons noirs, sira, poivre, d inn ry reto no tsara atao mifangaro @ le totokena mba hanome "gout original" kely ny nems?
miciii dol!
répondu par gasyjean le 11/10/2008 12:47
2. booboo
(
12/03/2008 13:59)
zay mety ho karazana épices sy bozaka nenà afangaroko ao aby ..bizarroïde be ny tsirony avy teo :-D:-D:-D
3. fahamarinana
(
12/03/2008 14:50)
:arrow: Ilay ireny amin'ny sinoa ireny koa misy carottes rapéees kely,misy namako manisy haricots verts voatetika dia tsara koa aloha e! ,crevettes hachées koa sns sns ....(l)
4. kelly13
(
12/03/2008 14:55)
carry kou v ry booboo (inn mou ny carry @ teny gasy fa toa tsisy itovizany @ curry aty ny tsirony?), le thym maina tsy tiko fa vôtery nde hitsindroka thym etsy ambony etsy za zany hahahaha.
fahamarinana>ka le oul manodidina ny tenanay alerzik fruits de mer (makamo mintsy, hihii), fa ilay legumes no tô ôtran'ny hevitra mety
d zao kou, asa ra ôtran'izany nareo refa vita le nems fa ôtran'ny makinakina zany le izy oa e! je veux dire oe otran'ny lasa maina kely zany ilay farce ao anatiny! misy hevitra v?

5. mamzelkely
(
12/03/2008 15:09)
normaly le somary maina satri le galette de riz no mahatonga anzany
asio solila kely ee (menthe) sambos alou no tena tsara an'io eee:lol:
asio solila kely ee (menthe) sambos alou no tena tsara an'io eee:lol:
6. kelly13
(
12/03/2008 15:12)
non, za tsy mampiasa galettes de riz fa ilay pate surgelé no ampiasaiko ka!
7. fahamarinana
(
12/03/2008 15:21)
:arrow: Ilay namako ato manao nems miaraka amin'ny totokenan-kisoa manta (tsy endasina zany an,rehefa manao samossa ihany izy no manendy ilay hen'omby),afangarony am légumes rehetra ireo eo ambony ireo dia avy eo asiany tamenakatody,asa aloha raha io no mampiova azy na tsia fa tsy voa-remarquer-ko ilay hoe maina ,za koa angamba no efa mailaka hihinana:lol:,fa ny azy koa pate surgelé ireny no ampiasainy fa mandreraka be hono ny galette de riz.(l)
9. kelly13
(
12/03/2008 15:28)
le izy lemana etc... no tena makaleo b @ le galette de riz. hafa indray le oe asina tamenak'atody zany kle! ande hanao nems mantsy za io @ paques fa toa tsy mbola nihinana an'izany ireto rafozako ireto (ra tsy diso aho klou)
ratonga>fa taiza aza toi t@ ora nidona? sa laozana ... (kôpy enao) hahahaha
ratonga>fa taiza aza toi t@ ora nidona? sa laozana ... (kôpy enao) hahahaha
11. kelly13
(
12/03/2008 15:35)
ary nakaiza ny suite-ny ry ratonga fa eo no laozanao mivanitika eo fotsiny :-D:-D
12. kiadi
(
12/03/2008 15:41)
de antsoy zah ry kelly refa vita fa nenah ilay minana ihany no aiko an! :-D:-D:-D
ilay asina salade in de sakay hummm! tô hatsiarovako ny nem tetezan'i behoririka iz zany le! :-D:-D
ilay asina salade in de sakay hummm! tô hatsiarovako ny nem tetezan'i behoririka iz zany le! :-D:-D
15. kiadi
(
12/03/2008 16:28)
iza no ba mpihinana new teo @ tetezan'i behoririka io? t@ zany fotoana zany 50 frs ny ray ! année 1992 tany zany
16. xxx
(
12/03/2008 16:46)
booboo:
zay mety ho karazana épices sy bozaka nenà afangaroko ao aby ..bizarroïde be ny tsirony avy teo :-D:-D:-D
boozaka ? :@
17. kelly13
(
12/03/2008 17:01)
za tsy nihinana fa otran'ny reko zany le tsiron'ny nems ataon'i ny avo ry kiadi! d le composé ao kou :miam::miam::miam::miam:
xxx>hahaha bozaka eto herbes de provence, thym, persil, coriandre ... fa tsy :@ ka
xxx>hahaha bozaka eto herbes de provence, thym, persil, coriandre ... fa tsy :@ ka
19. fahamarinana
(
12/03/2008 17:13)
kiadi:
iza no ba mpihinana new teo @ tetezan'i behoririka io? t@ zany fotoana zany 50 frs ny ray ! année 1992 tany zany
:arrow:Za mpihinana teo am tetezana teo ambony teo tam izany fa ny vidiny tsy tsaroako loatra,:lol: tena efa ela zany an!(l)
20. kiadi
(
12/03/2008 17:40)
tsy teo ambony teo ry zareo tamizany fa teo @ totohatra midina eo @ cinema soa taloha iny