nems
41. kiadi
(
14/03/2008 09:58)
kelly13:
za tsy mahatanty sakay fa nanao sakay le tsilanidimilahy natao @ vinaigre ireny ny namako fa nikesokesona sahala ny oul tsy nisakafo depuis 1523642 taona oa, fa aveo kou klou, navaivay tsara mintsy e, hihihihi!!!!
fahamarinana>micii t@ recette sauce voandro! toa ôtran'ny voatery hanao grillade zany mantsy ono izahay fa tsara b ny andro, d hanao sauce vandro za zany
tsy vinaigre no fanao @ tsilanin5lahy fa menaka! @ iny iz masika tsara mintsy
42. fahamarinana
(
14/03/2008 10:04)
:arrow:koa tsy mahamonamonaina be ve ry kiadi raha menaka fontsiny? andraso mba andramana ndray.Misy namanay miseho mahataty sakay zay manko ato dia zay omena toa zakany daholo.(l)
43. kelly13
(
14/03/2008 10:26)
fahamarinana>asio pruneaux maromaro iany ao aminjy ra izany fa sao harary tsinay ao ny zanak'oul :-D:-D:-D
kiadi>iékany, menaka le izy fa tsy vinaigre, fa matsiro nge zany e! kay kay kay, maty aho mama fa masika bééééé
kiadi>iékany, menaka le izy fa tsy vinaigre, fa matsiro nge zany e! kay kay kay, maty aho mama fa masika bééééé
44. fahamarinana
(
14/03/2008 10:29)
:arrow:ka tena mahataty anie izy fa sady mipoera kely zay koa,iny no lasa mampanitatsaina hoe andao atao an'izao ndray:-D(l)
45. Rasiligaoma
(
16/03/2008 04:08)
ary ilay eo amoron'ny tohatohabaton'ambondrona ve mbola tsara nem?
46. Lantoer
(
22/03/2008 20:23)
salut daolo!
Nanakaiky ilay tsara indrindra hitako ilay nisy zava-maitso.
Ny ivelany aloha dia voaravaka salady sns...
Fa ny tena tao anatiny sady nampatsiro azy dia ilay tongolo maitso ... ary io no tena isan'ny mitondra ny tsirony.
Fa misy tsara koa ireo voalaza etsy ambony.
Nanakaiky ilay tsara indrindra hitako ilay nisy zava-maitso.
Ny ivelany aloha dia voaravaka salady sns...
Fa ny tena tao anatiny sady nampatsiro azy dia ilay tongolo maitso ... ary io no tena isan'ny mitondra ny tsirony.
Fa misy tsara koa ireo voalaza etsy ambony.
47. kelly13
(
23/03/2008 19:58)
tena nahavita 120 nems aho androany (be vahiny kou) fa tena leo fofona, leo nems! fa pôtakizay ny nihinanan'ny oul le nems ry reto a! hahahahahaha! t@ vô nahita azy klou le zaodahiko zay d oe "ôtran'ny tampax" d ny 1 indray nilaza oe "ôtran'ny croquettes de chien":-D:-D, tsy arak'io aveo fa nikesokesona b daholo! brrrrrr!!! aoka zay klou ny nems ho ahy fa tena tofoka b za! anio alina lasoupy legumes no ataoko sakafo fa tena monamonaina b mintsy za io! 8-)
48. Rasiligaoma
(
24/03/2008 05:46)
hafa indray izany "zaodahy" mampitovy kaly amin'ny "Tampax" izany
mety mnao angamba nedala!
mety mnao angamba nedala!
52. ikaretsaka
(
25/03/2008 16:28)
rehefa zatra dia rapide io ko.. mino aho fa mihoatra izany 120 izany no aforitr'ireny le mpivarotra nem any @ tanana ireny... sady ny azy ataony isan'andro... fa lasa foana izao e satria efa zatra
53. kallie
(
26/03/2008 05:45)
:-o mahatanty marina reny miaritra fofo-menak'endy isan'andro reny an
55. kelly13
(
27/03/2008 14:19)
nenazy aza mba oe eny ivelany izy no manendy fa za tato antrano, efa no aérer-na b ery ny trano fa nony niditra tato fofok'hendy b matsiravina! tsy te hierika nems za zao klou ka 8-)
56. ratonga
(
27/03/2008 15:43)
ra vô misy fofopofona fofok'hendy zany dé efa tsy lavitra zay i keliterezy :-D :-D :-D
57. soanja
(
27/03/2008 16:13)
kelly13:
bézoro dol!
ankoatra ny kotomila, pates blanches, champignons noirs, sira, poivre, d inn ry reto no tsara atao mifangaro @ le totokena mba hanome "gout original" kely ny nems?
miciii dol!
Tsy haiko na efa nisy namana namaly fa tsy namaky aho fa aza hadino manisy roa ny sotrokely soy sauce (sauce na soja) ary siramamy antsasaky ny sotrokely cafe. Ny tongolo maintso voatetika. Avela hilona kely ny fangaro 20mn eo vao atao anaty fonosana amin'izay.
58. kelly13
(
27/03/2008 17:05)
ratonga>mitandrtandrema mintsy fa avy za sy ny nems-be-ko :-D :-D
soanja> d mampisy tsirony hafa v ankia ilay siramamy?
soanja> d mampisy tsirony hafa v ankia ilay siramamy?
