nems
61. soanja
(
28/03/2008 21:46)
kelly13:
soanja> d mampisy tsirony hafa v ankia ilay siramamy?
Io no manome tsirony miavaka azy ka. Vietnamianina io nems resahiko io an. Ny sakafo sinoa sy viet matetika dia asiana siramamy kely manapaka ny tsiron'ny sira efa misy aminy. Zany hoe tsy hadino fanasiana sira.
62. miora2008
(
09/04/2008 08:49)
:) slt daholo
Ny ahy rehefa zavatra endasina dia tiako avoko indrindra fa ny nem, tia manendy koa anefa za.Ny hany toroheviotro ary de izao :
_mila aloha toton-kena,oignon,sakamalaho,ovy ,champignon noir,cyboulette.azo soloina sardine na nofon troundrou ny totonkena na raha te ho tsorina dia tsy asiana ireo fa ovy atao misimisy.
andraoy ny ovy dia potsero avy eo;rapeo ny ambiny dia afangaroy endaso dia lafiana salade verte misy voatabia arrondie rarao citron kely ,pince de sel sinon asiana pincé de poivre arosoy @ zay dia mange tout daholo :)
63. gasyjean
(
11/10/2008 12:47)
aiza na ahaona no mba mety ahazoana paty nem eeee???
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2025 - page load 0.0105