NY VEHIVAVY FANAJA(omena hasiny kokoa)

1. endrika01 ( 07/03/2008 08:28)
Maro be ny vehivavy nohon\'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao?Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano.
2. veromahefa ( 07/03/2008 08:43)
hoy lay namana izay hoe "ny an'ny lehilahy efa mandeha ho azy ny fanjonoana, mahazo moa tsara; tsy mahazo dia mipetraka"!
Za vehivavy, fa hoy aho hoe tsy an'ny lehilahy irery kosa ny tsiny, satria teny ieran'olondroa lay izy matoa misy; ny vehivavy efa mahalala fa manambady ilay bandy nefa mbola misisika ihany dia tsinìko!!!
Isika aloha no tokony hanaja tena mba hanajan'ny hafa antsika, sa ahoana?
3. ari.malala ( 07/03/2008 08:50)
marina tanteraka ny an'i veromahefa! fa misy koa anefa ny mahay manjono sy manafina, fa rehefa mahalala kosa ilay vevavy fa manana ny vadiny d tokony miala e! ny ts tsapan'ilay misisika mants d ilay lelà efa manana ny anjarany, fa le vevavy d very anjara am vadin'olona... ny fahendrena d mahay miala e!
4. ni81 ( 07/03/2008 09:06)
Misy ny vehivavy mihitsy koa no mihantsy ilay lehilahy e! Na dia efa fantany izao aza fa efa manambady dia tsy te-hahalala araka ny fiteny izy. Eny fa misy koa ny samy manambady fa dia milaza hoe:manala azy hono:!::!:
5. lapino ( 07/03/2008 09:34)
endrika01:

Maro be ny vehivavy nohon'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao? Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano.

Ilay mampirafy ihany izao amin'ireo no maha soldé ny kaonty. Fa ny pede aloha dia voa mafy(*) mihitsy e!

(*) azo raisina ara-bakiteny :D
6. Papoose ( 07/03/2008 10:20)
ray izay
fa misy koa ny vhv sarotra iaraha-maiaina ka tsy mahatamana ny miaraka aminy
7. endrika01 ( 07/03/2008 13:07)
Misy sipakely namako be zao,tsy mbola niarakaraka na tamina lhl zany!Misy kôfa zay haka vady azy!Dia toa we naka zany carte maha celibataire zany mihintsy le kôfa,de andro vitsy sisa satria sabotsy ny Paka zao no hatao ny raharaha!Kinanjo izy 2niaraka hijery vitrine iny,no nihaona taminy namany iray avy ao Tana le kôfa,de hoy le ranamana:f\'aona lesy a,elah toa tsy hita nefa ny zanak\'elah niditra hôpital?Ny baviko zao no miandry ny tranonareo ao,fa ny vadin\'lah tsy afa-mihetsika eny @hôpital!Ary izy no iza?Hoy lay ranamana!De novalian\'ny le kôfa moramora we:Baviko leisy io an,ngah moa mbola tsy nikôziko anlah io bainina?Tsy nahateny tsy nahavolana ra-sipa kely...andry zareo ny tohiny!Tsy atao resaka businness ny viavy fa mba asiana fanajana na dia faran\'izay kely sy bitika aza!
8. veromahefa ( 07/03/2008 13:53)
mahavariana sy mampalahelo zany !
F'angaha tsy mba namotopototra ? dia ny ray aman-drenin'ilay bandy ve tsy mahalala n'inona n'inona koa ? sa bandy niteraka tany amin'ny sisiny fa tsy novadiany ilay sipa ? zava-pitranga foana zany fa mila manadihady aty ambadika...
9. diamondra27 ( 07/03/2008 14:43)
firy zao ny statisika kay

Lahy 1 ho an'ny vavy 4, zay no farany haiko

@zao fotoana firy?

10. penina ( 07/03/2008 15:44)
ireo lehilahy ireo hampirafy


:-@, ny lehilahinao no mampirafy ka ny rehetra no omena tsiny.
11. endrika01 ( 07/03/2008 16:29)
Penina>sambatra kosa ny vadinao zany kou!
12. endrika01 ( 07/03/2008 16:43)
veromahefa:
mahavariana sy mampalahelo zany ! F\'angaha tsy mba namotopototra ? dia ny ray aman-drenin\'ilay bandy ve tsy mahalala n\'inona n\'inona koa ? sa bandy niteraka tany amin\'ny sisiny fa tsy novadiany ilay sipa ? zava-pitranga foana zany fa mila manadihady aty ambadika...
Ka le kôfa we efa kamboty ray sy reny!Ny tenany irery no sady dadany no mamany!De nindran\'olona moa we izy!3mianadahy we ny zanakany,10ans lehibe,tsy vitan\'inon\'inona ry zareo(fisehona,fangatahana,vodiondry,ara-panjakana tsy misy ka zany hono no nahazoany zany certificat zany,tsy azoko)
13. ni81 ( 07/03/2008 17:46)
Ka le kôfa we efa kamboty ray sy reny!Ny tenany irery no sady dadany no mamany!De nindran'olona moa we izy!3mianadahy we ny zanakany,10ans lehibe,tsy vitan'inon'inona ry zareo(fisehona,fangatahana,vodiondry,ara-panjakana tsy misy ka zany hono no nahazoany zany certificat zany,tsy azoko

Rehefa tsy vita soratra ara-mpanjakana dia célibataire izy izany kou! Ny soratra ihany no tena manamarina fa ara-dalàna ny fanambadiana eo imason'ny fanjakana.
14. ni81 ( 07/03/2008 17:48)
Misy ny mère célibataire, ary dia mba nanao père célibataire koa izy izany. Kanefa tsy mety fa tokony mba ho nilazany ilay vehvavy vaovao ho alainy fa efa manan-janaka hafa izy talohan'ny niarahany taminy.
15. tsiambaratelo ( 07/03/2008 20:28)
Marina daôly izany!Tokony io sipakely io tsy hety am-piakarin\'io tovolahy io intsony!Na izy aza no safidin\'ilay kôfa ho vady mariazy!Atao ahoana ny hiadana eo ambony ranomason\'ny hafa!Zaza 3 be izao!Le zalahy io no tsy manana fo mitempo!@rariny!
16. Papoose ( 08/03/2008 03:35)
zay le mba ilaina mijerijery ny mombamomba fa sty tonga de mitsobo-drano tsy fantatra akory zay halaliny!amiko zany tena ridicule be!
17. Rasiligaoma ( 08/03/2008 04:05)
penina:

ireo lehilahy ireo hampirafy


:-@, ny lehilahinao no mampirafy ka ny rehetra no omena tsiny.


f'hita ho'aho..

a kao anie oe mety avy aminao koa no mahatonga azy hampirafy e..
tsy ny filazana foana hoe ra anona izao sy izao no fanalana ny olona fa ny fijerena ny tena fototr'ilay olana
communication sy ny carte sur table no fanalahidy e
18. Vitsikakely ( 08/03/2008 05:15)
tsiambaratelo:

Marina daôly izany!Tokony io sipakely io tsy hety am-piakarin\'io tovolahy io intsony!Na izy aza no safidin\'ilay kôfa ho vady mariazy!Atao ahoana ny hiadana eo ambony ranomason\'ny hafa!Zaza 3 be izao!Le zalahy io no tsy manana fo mitempo!@rariny!



19. endrika01 ( 08/03/2008 10:27)
ndryyy fa taiza foana?Tonga soa ndray i Vitsikakely,tsisy hita daholo nareo any!Sady tsisy namaly hafatra!Afaka miresaka ndray ve?Mialatsiny kely fa mba nalahelo an\' Vitsikakely aho.
20. endrika01 ( 09/03/2008 09:32)
Rasiligaoma:

penina:

ireo lehilahy ireo hampirafy


:-@, ny lehilahinao no mampirafy ka ny rehetra no omena tsiny.


f'hita ho'aho..

a kao anie oe mety avy aminao koa no mahatonga azy hampirafy e..
tsy ny filazana foana hoe ra anona izao sy izao no fanalana ny olona fa ny fijerena ny tena fototr'ilay olana
communication sy ny carte sur table no fanalahidy e


:-*:-*:-*:-*:-*:-*

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3015