NY VEHIVAVY FANAJA(omena hasiny kokoa)

21. ikaretsaka ( 09/03/2008 16:50)
miombonkevitra @ ilay hoe jereo akaiky aloha ny tenanao... sao mety ianao no fototry ny olana..
acceptation de soi foana kao manko ilaina ihany
22. ANARIM ( 10/03/2008 06:55)
samy mampirafy na ny lehilahy na ny vehivavy e! fa le lhl vitsy an'isa miohatra amin'ny vhv koa tsy maintsy misy fiantraikany eo amin'ny fiarahamonina...

le mandao ny tokantrano mandeha mamorona akany vao² indray aloha, aleo apetraka amin'ny fahendren'ny tsi-1-1, fa ny azo antoka dia ny fiarahamonina malagasy tsy mbola manaiky ny divorsa... na d efa hita aza fa efa mijaly ny ao anatiny ao d oe : tokantrano fihafiana, io anjara sns sns.....
indrindra enao oe vhv no mampiditra divorsa, na oe vhv nisarabady, mivilana kokoa ny mason'ny fiarahamonina...
23. ari.malala ( 10/03/2008 08:08)
aza atao anaty lasaka iray hoe samy mampirafy ny lehilay sy ny vehivavy, fa misy ny tsy mampirafy an!:-Pna lahy io na vavy
24. xxx ( 10/03/2008 10:54)
ianareo no tsy te hampirafy ko eo mahita lazaina eo ko raha tsinona ko io vady iray io foana no ho manganana eo fa tsy maintsy mihodina kely mba manome fahafaham-po ho an'ny sasany izay efa tena mirangorango sy efa molamola de ho jerena fotsiny ve izy ireny fa tsy homena ny anjarany avy eo adona mafy amin'ny tolana ho tonga saina fa marihina fotsiny fa ampahafantarina azy ny marina de hadalany raha mazoto sy miditra izy an!!:^):^):^):{:-D:{
25. endrika01 ( 10/03/2008 17:29)
Papoose:
ray izay fa misy koa ny vhv sarotra iaraha-maiaina ka tsy mahatamana ny miaraka aminy
matoa lay vehivavy sarotra iaraha-miaina dia misy antony ao,ohatra ny vadiny fantany fa manao zavatra maizi-maizina any am-badika any!Tiny le lhl hitsotra sy hilaza ny marina,tsy ametraham-panontaniana!Fa lay vehivavy kosa tsy hisikotra fa mampiasa fomba maro an-kolaka!Ny efa hitako zao,vao miditra ny trano ra-lhl dia mianjona ramatoa,manalava molotra,mamaly boraingina,dia hoy ra-lhl!Sarotra iaraha-miaina koa zany ra-vhv!Mandaginina,manorisory,mankaleo ny miara-miaina aminy!(nefa tsy takatrin\'ny sainy fa le zavatra ataony ao an-damosin-dramatoa anié no anton\'izao é,ra-vhv koa tsy te handratra ka mikombom-bava ,dia tonga ny fahaleovana)dia laomonina @zay ny lhl!Raha efa mpivady zay,fa raha sipasipa kosa samy milefa refa tsy mahataty lay tsy fanajana=))=))=))=))
26. endrika01 ( 10/03/2008 17:31)
Papoose:

ray izay
fa misy koa ny vhv sarotra iaraha-maiaina ka tsy mahatamana ny miaraka aminy



27. ikaretsaka ( 10/03/2008 20:17)
dia izay.. tadiavo aby ny antony fa tsy heo rakoto foana no blamena na i razay foana
28. tsiambaratelo ( 10/03/2008 21:02)
Ika>hi hi hi
29. ANARIM ( 11/03/2008 07:30)
ari.malala:

aza atao anaty lasaka iray hoe samy mampirafy ny lehilay sy ny vehivavy, fa misy ny tsy mampirafy an!:-Pna lahy io na vavy


bien sur
30. ari.malala ( 11/03/2008 09:13)
xxx:

ianareo no tsy te hampirafy ko eo mahita lazaina eo ko raha tsinona ko io vady iray io foana no ho manganana eo fa tsy maintsy mihodina kely mba manome fahafaham-po ho an'ny sasany izay efa tena mirangorango sy efa molamola de ho jerena fotsiny ve izy ireny fa tsy homena ny anjarany avy eo adona mafy amin'ny tolana ho tonga saina fa marihina fotsiny fa ampahafantarina azy ny marina de hadalany raha mazoto sy miditra izy an!!:^):^):^):{:-D:{



mba ratsy loha koa izany! enga koa anie ianao io ho tratran'ny mangidy tsy telinao!:evil::evil::evil:
31. xxx ( 11/03/2008 12:20)
saotra tompoko de tsongoy ny sofiko de aza atao maharary fa malpiditr'hopitaly vita tompoko de mahasoava anao ny hozona:-D:-D:-D:-D:*:*:*
32. tsiafoi1 ( 11/03/2008 14:58)
ko raha tsinona ko io vady iray io foana no ho manganana eo

Toa tsy mampa-mangana le izy fa plaisir milay be fôna.
ianareo no tsy te hampirafy ko eo mahita lazaina eo

Vas au :evil::evil::evil::evil:
mba manome fahafaham-po ho an'ny sasany izay efa tena mirangorango sy efa molamola de ho jerena fotsiny ve izy ireny fa tsy homena ny anjarany avy eo adona mafy amin'ny tolana ho tonga saina

Samy mendrika an'izany na ny mpaka :evil:na ny alaina:evil::
33. tsiambaratelo ( 11/03/2008 21:32)
tsiafoi1:
ko raha tsinona ko io vady iray io foana no ho manganana eo
Toa tsy mampa-mangana le izy fa plaisir milay be fôna.
ianareo no tsy te hampirafy ko eo mahita lazaina eo
Vas au :evil::evil::evil::evil:
mba manome fahafaham-po ho an\'ny sasany izay efa tena mirangorango sy efa molamola de ho jerena fotsiny ve izy ireny fa tsy homena ny anjarany avy eo adona mafy amin\'ny tolana ho tonga saina
Samy mendrika an\'izany na ny mpaka :evil:na ny alaina:evil::
Marina mihintsy!Fa raha tojo hoatr\'ity tsy afaka manao n\'inon\'inona,bevohoka be efa hoteraka ty vhv ty,mampiditra sipa ao an-trano le bandy!De miaraka manao ny ataony eo @sallon eo,ramatoa mitazana fotsiny!Tsy afaka ny hamono!Hitomany?Mba ni-filmé de we misy atondro an\'iDADA sy Mama!Nopotehin\'ny le bande ny camera ,ny cassette nodorany,refa tsy tiany lay zanak\'olona tokony tsy nabotsina!Eo imasonao zao?Tsisy fanajana tsony na ny kely aza!
34. tsiambaratelo ( 11/03/2008 21:34)
tsiafoi1:

ko raha tsinona ko io vady iray io foana no ho manganana eo

Toa tsy mampa-mangana le izy fa plaisir milay be fôna.
ianareo no tsy te hampirafy ko eo mahita lazaina eo

Vas au :evil::evil::evil::evil:
mba manome fahafaham-po ho an'ny sasany izay efa tena mirangorango sy efa molamola de ho jerena fotsiny ve izy ireny fa tsy homena ny anjarany avy eo adona mafy amin'ny tolana ho tonga saina

Samy mendrika an'izany na ny mpaka :evil:na ny alaina:evil::



35. niryna ( 12/03/2008 02:36)
ari.malala:

xxx:

ianareo no tsy te hampirafy ko eo mahita lazaina eo ko raha tsinona ko io vady iray io foana no ho manganana eo fa tsy maintsy mihodina kely mba manome fahafaham-po ho an'ny sasany izay efa tena mirangorango sy efa molamola de ho jerena fotsiny ve izy ireny fa tsy homena ny anjarany avy eo adona mafy amin'ny tolana ho tonga saina fa marihina fotsiny fa ampahafantarina azy ny marina de hadalany raha mazoto sy miditra izy an!!:^):^):^):{:-D:{



mba ratsy loha koa izany! enga koa anie ianao io ho tratran'ny mangidy tsy telinao!:evil::evil::evil:

---------------------
:D :cry: izy aky no tena fadiranovana!!mamita-bady,andainga lava sy hisoloky na dia ny tenany aza dia efa voafitany sahady .:-@
Aza manody ny goavy manta ry xxx

36. tsiafoi1 ( 12/03/2008 09:07)
xxx :
saotra tompoko de tsongoy ny sofiko de aza atao maharary fa malpiditr'hopitaly vita tompoko de mahasoava anao ny hozona

Mba nivoaka t@'ny lava-behivavy ihany ny loha-kelin-dry xxx, de manao fisainana toy izany...

Ny tody tsy misy fa ny atao no miverina hoy fahendrena malagasy. Ary mpamosavy milevina amoron-dalana, matatesa valin-kitsaka
37. endrika01 ( 12/03/2008 12:00)
Rahovina no ahita fanajana tanteraka ny vehivavy?Mahagag fa taloha dia tena lamban\'akoho no fetra! Nirona tanteraka t@tokan-trano ny toe-pisainan\'ny lhl!Ny mariazy zany misy ankalazaina hatramin\'ny faha-60taona!@zao fotoana izao 20 angamba raha ela ndrindra!Amin\'izao koa malaza be mihintsy le fiteny we \"Antitra vao be ny tanora\"lava le masooou!!!
38. endrika01 ( 12/03/2008 12:00)
Rahovina no ahita fanajana tanteraka ny vehivavy?Mahagag fa taloha dia tena lamban'akoho no fetra! Nirona tanteraka t@tokan-trano ny toe-pisainan'ny lhl!Ny mariazy zany misy ankalazaina hatramin'ny faha-60taona!@zao fotoana izao 20 angamba raha ela ndrindra!Amin'izao koa malaza be mihintsy le fiteny we "Antitra vao be ny tanora"lava le masooou!!!
39. tsiafoi1 ( 12/03/2008 16:29)
Amin'izao koa malaza be mihintsy le fiteny we "Antitra vao be ny tanora"lava le masooou!!!

Ka ny vady jerijery anie e ; matetika anefa ny vehivavy raha vao mahazo vady de mivoretaka tsy mahakarakara tena fa variana mikarakara ny ankizy sy ny tokantrano..., ny kibo mivarotaka, ny tena me botrefona... contre basse na aponga miantona sisa.Taitra avy eo le vady mahita mandoline na guitare any ivelany tonga izy de mitendry...
40. tsiambaratelo ( 12/03/2008 20:01)
tsiafoi1:
Amin\'izao koa malaza be mihintsy le fiteny we \"Antitra vao be ny tanora\"lava le masooou!!!
Ka ny vady jerijery anie e ; matetika anefa ny vehivavy raha vao mahazo vady de mivoretaka tsy mahakarakara tena fa variana mikarakara ny ankizy sy ny tokantrano..., ny kibo mivarotaka, ny tena me botrefona... contre basse na aponga miantona sisa.Taitra avy eo le vady mahita mandoline na guitare any ivelany tonga izy de mitendry...
Ianao tyyy,aiza koa de we aponga miantona!Ny aponga anié no milay nohon\'ny mandoline é!Vazivazy!Tsisy mahavita nohon\'ny efa anao (vadinao)na barika na aponga na lasa miboresa mila hajaina ny vhv!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0075