NY VEHIVAVY FANAJA(omena hasiny kokoa)

41. tsiambaratelo ( 13/03/2008 16:05)
endrika01:

Maro be ny vehivavy nohon\'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao?Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano.



42. tsiambaratelo ( 13/03/2008 16:06)
endrika01:

Maro be ny vehivavy nohon\'ny lehilahy,dia izany ve no mahatonga ireo lehilahy ireo hampirafy?Handao ny tokan-trano ka lasa mamorona ankany vaovao?Na koa tsy voatery handao ny tokan-trano.



43. tsiafoi1 ( 14/03/2008 12:04)
tsiambaratelo :
Tsisy mahavita nohon'ny efa anao (vadinao)na barika na aponga na lasa miboresa mila hajaina ny vhv!


Marina tokoa izay, fa hafa ny akoho taman-trano, sady harena mitoetra, no sakafo tsara, fa ny akanga na tsara soratra aza, dia voron-dia, rehefa hikopa-kelatr'izy tsy tana.

Fa tsy hita moa fa le maso adaladala, ka izay no maha-zava-dehibe ny tsy anaovana tsinontsinona ny fikolokoloam-batana.
44. tsiambaratelo ( 16/03/2008 11:52)
tsiafoi1>Misy anié lhl tena mampalahelo ny mahazo azy,amin'ny fampijaliana ataon-dravehivavy azy.raha olona tsara aza mba tsinotsinohavina.

Misy ndray ny lhl tsy vitan'ny mampirafy fa sady
mamono vady,no mamolava.Soa ny manandroa hoy ny lay hira zay!ny vady ao an-tokan-trano hadino avy eo
satria mahazo tambitamby sy safosafo any ivelany any.


Zaho aloha mbola tsy manambady fa tia jerijery ny
tokan-tranon'ireny vhv manodidina ireny,dia toa kivy
ny handeha hanambady satria,tsy haiko é:-D:-D:-D:-D
45. Vitsikakely ( 24/03/2008 10:44)
=((=((=((
46. IWH ( 30/03/2008 15:31)
Raha ny hevitro manonkana aloha dia na lehilahy io na vehivavy io, na manambady na tsia dia mitovy daholo. Tsy tonga lafatra isika olombelona ka misy ny mahay miady amin'ny fankampanahy misy ny tsy mahay. Na amin'ny lehilahy io na vehivavy dia mitombina fa tsy hoe ny lehilahy ihany akory. Fa ny soso-kevitro dia rehefa hita fa tsy taty ny hataon'i olona iray dia aleo mihala toa izay mizizo miaraka aminy. Hapitombo halahelo sy hatezerana fotsiny ny fizizona amina olona iray hoy aho.
Fohy ny fotoana hiainantsika olombelona ety ka aleo hatao feno fifaliana izany toa izay feno fankahalana sy halahelo fotsiny.
Mino aho fa tsy mitovy hevitra amiko daholo ny olona rehetra. Fa raha ny filosofiako aloha dia ny mifaly lalandava. Ary ny mananararaotra ny fotoana rehetra ampifaliana. :D
47. la ( 02/04/2008 12:47)
endrika01: mapalahelo tokoa zany!!
veromahefa: amizao ange tsy fantatra tsony e misy ny ray aman-dreny tsy mahateny ny zanany tsony fa we efa lehibe ka tsy azoko tenenina, misy koa moa ny ankizy mafy loha na de efa tenenina aza de milaza fa fiainana mandalo ve tsy mba atao ze mafinaritra fa de tsy hay tsony e! fa mba samy tokony hieritreritra daholo, fa tsy ratsy ny manao izay tiana sy mifaly fa refa manao ze mapalaelo olona kosa na mamitaka olona de zay no ratsy
48. tsiambaratelo ( 05/04/2008 21:20)
la>miombon-kevitra!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0073