mosavy

1. Papoose ( 04/03/2008 05:28)
somary nampieritreritra ahy!

raha misy mpamosavy mandalo nefa ianao mivavaka ao an-trano, mbola andairan'ny mosavy ve ianao? ohatra hoe tsy afaka mihetsika na mangatsiaka tampoka na tsy fantro zay mety ho fitrangany.

Ary raha eny an-dalana koa ve ka tena mivavaka mafy @ alina dia mety mbola handairany na hosoavaliany ohatra?
répondu par ikaretsaka le 25/03/2008 16:47
2. rakapy ( 04/03/2008 05:44)
Tsy mbola henonao angaha ilay pasitera avy nampivavaka notaiganan'ny mpams tany ambanivohitr'Andilamena.
3. majesty ( 04/03/2008 05:59)
Papoose: ilàna finoana izany,fa tsy tokony ka,ny mpamosavy aza rehefa miova fo tonga Kristiana mafana fo tsy misy ôtran'izany,noho ny herin'ny vavaka.
Rakapy:marina io voalazan'isé io kanefa tsy rehefa mpitondra fivavahana akory na pasitera io na môpera...dia tsy maintsy hoe manam-pinoana avokoa,i Tomasy ary moa efa niaraka nianatra teo antongotr'i Jesoa mbola tsy nanam-pinoana ihany.:D
4. niryna ( 04/03/2008 07:26)
majesty:

:D
miombon-kevitra.Moa misy zavatra tsy vitako va hoy ny Tompo.

5. Papoose ( 04/03/2008 11:35)
ilàna finoana izany,fa tsy tokony ka,ny mpamosavy aza rehefa miova fo tonga Kristiana mafana fo tsy misy ôtran'izany,noho ny herin'ny vavaka.

azoko io!

fa ny tiko tenenina tsy le rehefa avy mampivavaka na hoe manao ahoana ilay mpamosavy fa eo am-pivavahana mihitsy na mivavaka manokana na mampivavaka olona ka! dia iny fa mandalo ilay izy!
6. tsiafoi1 ( 04/03/2008 12:31)
Tsy mampiontsona zany raha manam-pinoana e, ny devoly de fahavalo resy na inona na inona pouvoir ananany, ny anaran'i Jesosy de mampangovitra azy.
7. Papoose ( 04/03/2008 12:46)
mampieritreritra ihany mantsy raha sendra tafajanona @reny toerana be an'ireny na tafa-petraka kely any mandritry ny fotoana vitsivitsy!!
8. rijadolly ( 04/03/2008 13:02)
Tsy mampiontsona zany raha manam-pinoana e, ny devoly de fahavalo resy na inona na inona pouvoir ananany, ny anaran'i Jesosy de mampangovitra azy
. + aza miakahana,na hoe sao de,sao de
9. ikaretsaka ( 04/03/2008 14:27)
tsiafoi1:

Tsy mampiontsona zany raha manam-pinoana e, ny devoly de fahavalo resy na inona na inona pouvoir ananany, ny anaran'i Jesosy de mampangovitra azy.

tsara apetraka any @ le toerana be mpams sy mpilalao ody be izao olona izao
10. Veloo ( 04/03/2008 19:00)
+ aza miakahana,na hoe sao de,sao de

tsy ao ny finoana raha voa misy an'ireo mihitsy ka:wink:
11. ikaretsaka ( 04/03/2008 19:03)
rakapy:

Tsy mbola henonao angaha ilay pasitera avy nampivavaka notaiganan'ny mpams tany ambanivohitr'Andilamena.

izay anie hoa e
12. fijo ( 04/03/2008 23:13)
i oody io,raha ny nahalalako azy tany mahajanga dia arakaraky ny finoana no maha"masina" azy.
masina =mandaitra eto.

any mantsy rehefa misy morengy ireny dia voalaza fa manao ofy ny mpiady.de ry zalahy ihany no miteny hoe"kaia mavozo aodiny."izany hoe rehefa tsy atahoran aio dia tsy masina
13. ikaretsaka ( 04/03/2008 23:34)
izay koa marina
14. fijo ( 04/03/2008 23:36)
eo dia miverina amin'ilay efa lazana foan ahoe ao an tsaina ihany io
15. nandrianina1 ( 05/03/2008 05:13)
mila an'le mino akia an! de mila manana heri-tsaina ko zay le asa:wink:
16. Rasiligaoma ( 05/03/2008 05:17)
vava daholo izany fa mandehana testeo
17. nandrianina1 ( 05/03/2008 05:47)
io fa tsy sah de maprisika:-P ! anjaranao zao e! nereo efa vitany
18. niryna ( 05/03/2008 06:38)
Papoose:

fa ny tiko tenenina tsy le rehefa avy mampivavaka na hoe manao ahoana ilay mpamosavy fa eo am-pivavahana mihitsy na mivavaka manokana na mampivavaka olona ka! dia iny fa mandalo ilay izy!
Iny ilay mandalo? izay ilay fandrembireben'ny satana,tsy tiany hifantoka amin'ny fivavahana ilay olona,ary raha ohatra ka mivavaka na miantso ny anaran'i kristy izy fa tsy misy karazandrazan-javatra hivavahany dia tonga eo aminy ny fanahy masina ary iny no manampy azy amin'ny rehetra.
Impiry aho no tratran'ny mandeha ao anaty train irery,mifanena olona adala na olon-dratsy? Manana an'Atra aho ary miantso ny anaran'i kristy.Asian'Atra fefy eo anoloako ary takona tsy mahita ahy ilay olona,santionana izany.Raha tena mivavaka isika ka amin'i kristy irery ihany aza ary tena mino tokoa fa ny teniny no arahina hoe tsy amela anao ho irery aho,tsy anadino anao aho na hanalavitra anao,dia miaraka amintsika foana izy.Andramo ny mivavaka amin'i kristy irery fa ho hitanao izany ary dia antsoy ny anarany aza mihambahamba .Ataovy foana ny fanandramana fa izay no antony hitorina ny gospel eto. :D

19. nandrianina1 ( 05/03/2008 10:39)
jere nge his challenge zao hahazo andry atsy ho tsy e!
20. ikaretsaka ( 05/03/2008 18:12)
za efa teo ny niala.. mahatonga anahy nahay nanavaka ny heo rehefa izao dia izao.. nahatonga ahy tia karokaroka ny momba ilay mosavy sns ...
fa tsy le heo vao misy zavatra tsy hay kely dia herin'i satana sy ny maizina izay! izay!

Hazavao rehefa herin'ny maizina ko! eo isika izao!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1065