mosavy
41. prime
(
18/03/2008 10:51)
ika> tsia dia tsia... Andriamanitra aza mandidy ny hijoroan'ny olona rehetra nandray ny famonjeny hijoro vavolombelona ka ianao indray va handrara??? aiza ary ianao izany ra-ika...
42. ikaretsaka
(
18/03/2008 14:37)
ka ny nety t@ prime tsy ho voatery ho mety tamiko.. izay no maha olombelona anankiroa samihafa antsika sy i prime
raha nety le izy t@ prime dia raha ny hevitro dia tsy tokony ho iny no entin'i prime mitatatata atsy sy eroa, fa maninona raha atao silence moramora eo dia ny olona no mi discover azy? toy izay mi imposer olona hoe za zao hattramin'izay niarahako t@ i anona izay nefa rehefa hitan'ny olona kay anefa tsy zany!
Amiko ny hoe mijoro vavolombelona dia hoe aleo ny olona no hahita hoe ary mahery tokoa iny bandy iny , noho ilay bandy no manao heo jereo za!
raha nahita soa aho t@ niarahako na nanokanako tena niaraka tamin-draha anankiray (Jesoa ohatra) , dia tsara sy mety kokoa, raha ny fijeriko, raha hoe ny olona manodidina no mahita hoe ah tena nahita soa tokoa lety, nohon'ny hitatatata hoe nahita soa aho kinanjo avy eo lazain'ny olona hoe " kay vyyy izao iznay nahita soa izany yyy"
asa aloha an!

43. prime
(
19/03/2008 11:55)
ika> ka zavatra hafa indray izany resahinao izany...
Ny fijoroana vavolombelona dia fijoroana eo imason'ny hafa ny nataon'Andriamanitra tamin'ny tena... ka tsy izaho na ilay olona no torina hoe izaho toa izao, fa Andriamanitra no torina hoe izao no nataon'Andriamanitra tamiko na na nataony tamin'ny tranga toa izao...
Mifanohitra amin'ny ambaranao aza no anton'ny fijoroana vavolombelona... tsy "jereo izaho" no fototry ny FV fa ny hoe jereo ny herin'Andriamanitra sy ny voninahiny tamin'ny tranga toa izao na izatsy... ary ilay "izaho" @ izay fotoana izay aza vao maika tsy manan-danja rehefa tena Andriamanitra no torina...

44. ikaretsaka
(
19/03/2008 18:33)
ka na izany aza ange misy tenin'i Francois d'assise izay manao hoe .. "tsy mila miteny ianao raha tena hijoro marina e"
fa hita ho 'azy hoa io
fa hita ho 'azy hoa io
45. prime
(
21/03/2008 09:29)
ika> mitombina ny anao satria mety koa izany satria izay no fampianarana zezoita...
Fa Kristy koa mampianatra fa tena ilaina ny fijoroana vavolombelona mba inoan'ny olona satria hoy indrindra Izy : "Ary ilay nahita dia vavolombelona manambara, ary marina ny fanambarany; ary fantany fa milaza ny marina izy, mba hinoanareo koa." Jaona 19:35

46. Rasiligaoma
(
22/03/2008 06:07)
aleoko aloha amin'ny ataoko , raha izaho manokana no asaina misafidy, fa ilay mpitari-bato vilam-bava kao anie izao ka betsaka e!
ny lazain'ny "fijoroana vavolombelona" hafa, ny atao hafa.
aleoko ilay olona be tsy miteny ireny nefa ahitana endrik'Atra ao anatiny

47. xxx
(
24/03/2008 20:56)
Izaho koa aloha dia tsy mahazoazo ilay fijoroana vavolombelona etsy sy eroa eee.
Jesosy ary rehefa avy nahavita fahagagana t@ fanasitranana olona dia nolazainy ilay olona hoe mandeha dia aza miteniteny. Raha vao be loatra ny fijoroana vavolombelona dia lasa takona ilay voninahitr'Andriamanitra fa ilay pub tsinona no mandeha aloha. Jereo fotsiny ilay Jesosy namahana olona t@ mofo 5 sy hazandrano 2. Mbola nisy fanindroany iny nony avy eo ary nony taty aoriana dia mbola nanantena ihany ny olona fa hanao fanitelony izy. Ka efa tamana tsinona koh, fa dia nahazo tenigasy soamantsara t@ Jesosy.
Tafaresaka t@ olona aho indray andro dia hijoroany vavolombelona hono fa kristiaina izy(vehivavy) dia nanambady silamo hiringiriny ary dia voaovany ho kristiaina hono ilay lehilahy. Saingy maty nony avy eo.
Nangorintsina aho naheno azy, mirehareha ery izy ny amin'izany nefa ny zavatra tsy fantany dia hoe raha mba toy izany tokoa moa ka avadika indray. Hisy silamo hijoro vavolombelona fa nahavadika kristianina maromaro. Ny tsy fantany mantsy dia raha nahaova silamo iray ho kristianina izy ka hirehareha dia kristiaina zato no ho voaovan'ny silamo ho valin'izay.
Nisy nijoro vavolombelona koa fa marary izy ary tsy mihina-panafody intsony fa sitrana tanteraka sns..Kinanjo nianjera ny poketrany ary dia ireny ny comprimé isankarazany fa mitsipatsipaka t@ tany.
Raha izany izany ianao no mino azy dia mba hianatry ny tsy hihinam-mpanafody koa dia eo ny tranonao.
Ny finoana sy ny asan'Andriamanitra amiko dia hita taratra eny amin'izay olona niharany fa tsy ilay olona no handeha hitantara.
Aleo ny olona no hanontany dia hahazo valiny mahafa-po toy izay hisy hilaza tsy nanontaniana.

49. Mandefitra
(
25/03/2008 09:54)
Hono ho aho : ireny olo-masina marobe tsarovanareo ireny, tsy vavolombelon'ny finoana ve izy ireny?
50. ikaretsaka
(
25/03/2008 16:47)
ny maha samihafa azy :
ireny matetika tsy mijoro vavolombelona fa ny olona nahita ny nataony no miteny hoe ity mendrika hatao modely.
tsy nisy masina maria na masindahy josefa na st augustin na mere theresa nijoro vavolombelona mihitsy, fa ny olona no nahiota hoe masina izy t@ asa vitany ka mendrika ho fakan-tahaka , dia izay no naha olomasina azy