inona no atao hoe rabofy sy rabainina?

1. manaraka ( 29/02/2008 17:43)
Efa niteraka ve sa efa be taona?
Raha efa niteraka, 15 dia efa afaka miteraka. Raha efa be taona, firy ary?
répondu par tess le 01/03/2008 20:12
2. xxxx1 ( 29/02/2008 18:00)
misy fofona ny leloko tao ho ao, efa ho 4 andro izao. Voan'ny gripa mafy aho tamin'ny herinandro teo iny ary tena nangoritsina mafy isaky ny alina. Izao dia efa andalampahasitranana, saingy rehefa manisindelo dia somary hoatra nestlé marihitra be izany sady mamofompofona zany.

Ny tena mahasahirana ahy dia feno miraikidraikitra ny rindrina andohampandrianako satria eo no amafako ny tanako rehefa avy manisina. tsy manana borosy sy savony aho hanasana ny rindriko, sady tany rahateo moa ve tsy hiendakendaka raha tratry ny ranontsavony :roll:

Sa ve dia avela ho levona ho azy eny, na marihitra aza iny dia organika ihany ka ataoko fa ho bio degradabla, fa tsy haiko hoe firy taona vao ho levona.

Sao mba misy afaka mamaly. Misaotra anareo mialoha :-*:-*:-*
3. Ylly ( 29/02/2008 18:18)
xxxx1:

Ny tena mahasahirana ahy dia feno miraikidraikitra ny rindrina andohampandrianako satria eo no amafako ny tanako rehefa avy manisina. tsy manana borosy sy savony aho hanasana ny rindriko, sady tany rahateo moa ve tsy hiendakendaka raha tratry ny ranontsavony :roll:

Sa ve dia avela ho levona ho azy eny, na marihitra aza iny dia organika ihany ka ataoko fa ho bio degradabla, fa tsy haiko hoe firy taona vao ho levona.
feno miraikidraikitra ny rindrina andohampandrianako satria eo no amafako ny tanako rehefa avy manisina.
maninona hoe e?eo @ rindrina adoham-pandrinanao no hamafanao ny tananao rehefa avy masisin-delo ianao??


4. manaraka ( 29/02/2008 18:58)
Matoa mahavita manoratra an'io ry xxxx1 dia efa nisy fotoana niainanao na ny olona akaiky anao an'izany. Diso aho raha hilaza hoe tsy mbola nahita olona voretra noho ianao sy ny mitovy aminao.
sady HS tsy misy ilavanao mihitsy eto.
5. tess ( 29/02/2008 19:00)
6. ikaretsaka ( 29/02/2008 19:01)
ny olona efa bebe taona nefa tsy integre any @ le sokajiny sy tsy mbola mihevitra ny tenany ho izany fa mbola be pendimpendina te ho jeune no atao hoe rabofy sy rabainina..
ankoatran'ilay fiantso morsen'ny dada sy mama.
7. tess ( 29/02/2008 19:09)
http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46bd8b0f5c369

jereo laharana faha 14 voalazany ao hoe baina!:-w


ikaretsaka::wink::-D mahay manazava tsara kosa enao! mazava tsara kani!:wink:
8. tess ( 29/02/2008 19:12)
ny ahy indray ny pozipoziny mitsy sy ny fihetsiny ny toetrany no azoko ilazàna azy hoe rabofy na rabainina! (jereo akaiky ny toetran'ny antitra, kizitimbelona masika miady am tsy antony ny fitafy mazava ho azy am maha antitra azy, taitaitra)
misy ny vevavy azo antsoina bofy 60 ana fa mitàna dool na ny toetra ny bika ny tarehy ny toetsaina sns! tsy rabofy izy fa mbola jeune na efa be taona aza:°)
9. xxx ( 29/02/2008 21:01)
IFOABAR sy ANINIABAR-- de samy misy BAR BAR EE
10. diamondra27 ( 29/02/2008 21:17)
manaraka: nga enao matsiaro lazain'ol we rabofy sa rabaina

11. diamondra27 ( 29/02/2008 21:21)
manaraka : am manaraka de soraty na vavy na lahy nareo de tenenina na rabofy enao na rabainina


fa mba hanomezana fahafampo anao de zao:
ra samy bandy am zao fotoana no mifampiresaka na mifankahita na mifampiatso am tel de zao ny fandehany

tsinjina ny numero de miandry sonnerie de mamaly le ol atsoina de lazaina we ahoan bain a!

de refa mande ny resaka de we ary inon ny kaly nataon'ny rafotsinareo ao e,


de zao no izy ry manaraka a! tanjemo ndray sao de mialoka anaty ny corps na bandy refa nahazo sopapa fa mba hoe: tsy nahy ny dikan'ny le mot nareo de mba nomena sy nazavaina

efa tsy fiteny tsony zao ny hoe "sali akia njy a"!
12. diamondra27 ( 29/02/2008 21:30)
fa manaraka ve gasy sa metisy gasy e, sa zana bazah
13. tess ( 29/02/2008 21:42)
diamondra: ka efa we io
lay ps fantomas kou!:-D
14. tess ( 29/02/2008 21:45)
diamondra:http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bd896c0675e
15. tess ( 29/02/2008 21:51)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m47bd896c0675e


ts nety lay teo
16. karinah ( 29/02/2008 22:52)
ikaretsaka:

ny olona efa bebe taona nefa tsy integre any @ le sokajiny sy tsy mbola mihevitra ny tenany ho izany fa mbola be pendimpendina te ho jeune no atao hoe rabofy sy rabainina..
ankoatran'ilay fiantso morsen'ny dada sy mama.
poika,:lol: efa niteraka, zaizany rabfyyy?:-D


17. xxx ( 29/02/2008 23:27)
misy fofona ny leloko tao ho ao, efa ho 4 andro izao. Voan'ny gripa mafy aho tamin'ny herinandro teo iny ary tena nangoritsina mafy isaky ny alina. Izao dia efa andalampahasitranana, saingy rehefa manisindelo dia somary hoatra nestlé marihitra be izany sady mamofompofona zany.

Ny tena mahasahirana ahy dia feno miraikidraikitra ny rindrina andohampandrianako satria eo no amafako ny tanako rehefa avy manisina. tsy manana borosy sy savony aho hanasana ny rindriko, sady tany rahateo moa ve tsy hiendakendaka raha tratry ny ranontsavony

Sa ve dia avela ho levona ho azy eny, na marihitra aza iny dia organika ihany ka ataoko fa ho bio degradabla, fa tsy haiko hoe firy taona vao ho levona.

Sao mba misy afaka mamaly. Misaotra anareo mialoha
18. ikaretsaka ( 01/03/2008 00:20)
karinah:

[quote
ny olona efa bebe taona nefa tsy integre any @ le sokajiny sy tsy mbola mihevitra ny tenany ho izany fa mbola be pendimpendina te ho jeune no atao hoe rabofy sy rabainina..
ankoatran'ilay fiantso morsen'ny dada sy mama.
poika,:lol: efa niteraka, zaizany rabfyyy?:-D

[/quote]
diniho tsara fa izy izanao raha
Raha tsy manaiky sy tsy integre apo @ le sokajin'ny olona mitovy taona aminao ianao fa mandeha any @ le sokajin'ny taona sy ny revin'ny mbola tanora noho ianao, nefa ianao efa tsy a la pagen'ny revy any intsony dia lazain'ny any fa midegany

19. tess ( 01/03/2008 00:28)
ka izay lay izy e!:-D:-D:-D tsy midegany fa rabofy no etsoan'ny oul azy kou efa taraiky am rehetra:-D
20. Rasiligaoma ( 01/03/2008 04:45)
miombona definition amin'i Ika
karinah> reflechis de ianao ihany no mahavaly ny fanontanianao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.384