inona no atao hoe rabofy sy rabainina?

21. mmmhh ( 01/03/2008 06:50)
xxx1 > HS no voretra velona, beuurrrk....:x
22. xxx ( 01/03/2008 09:34)
:-w:-w:-w:-w:-@:-@:-@
23. yonikafopl ( 01/03/2008 10:31)
=))=))=))=))

Za indray dia hafa mihintsy no havaliko azy eto, dadanay no efa nanazava ana momba io bainina sy bofy io, hoy izy tamin'izay hoe, ianareo ankizy ankehitrio dia tsy mandinika ny tena dikan'ny teny fa manarakaraka izay lazain'ny olona fotsiny.Ny olona manao tsinontsinona ny ray na reniny ,manao azy ireo ho latsaka ambanin'ny olona rehetra,tsy manisy vidiny azy, no miantso azy ireo ho rabainina sy rabofy. Avy amin'ny teny hoe RABAIS hono no niavian'ireo teny ireo fa nasiana slyle fotsiny hampiavaka azy.

Ny RABAIS dia ilazana ireo latsabidy na ambany vidy nohon'ny hafa raha adika amin'ny teny malalaka. Tsy haiko tsara moa ilay mandika azy, fa olona manao discount raha mpivarotra, izany hoe mandatsaka na manena ny vidin'ny entana amidiny.

KA ozy dadanay hoe raha heverinao fa latsabidy noho ny hafa na ambany noho ny hafa ny ray amandreninao dia antsoy hoe rabaofy sy rabainina
24. xxx ( 01/03/2008 10:44)
mazava ho azy! bien dit yonika:°)
25. vale ( 01/03/2008 10:49)
xxx:

misy fofona ny leloko tao ho ao, efa ho 4 andro izao. Voan'ny gripa mafy aho tamin'ny herinandro teo iny ary tena nangoritsina mafy isaky ny alina. Izao dia efa andalampahasitranana, saingy rehefa manisindelo dia somary hoatra nestlé marihitra be izany sady mamofompofona zany.

Ny tena mahasahirana ahy dia feno miraikidraikitra ny rindrina andohampandrianako satria eo no amafako ny tanako rehefa avy manisina. tsy manana borosy sy savony aho hanasana ny rindriko, sady tany rahateo moa ve tsy hiendakendaka raha tratry ny ranontsavony

Sa ve dia avela ho levona ho azy eny, na marihitra aza iny dia organika ihany ka ataoko fa ho bio degradabla, fa tsy haiko hoe firy taona vao ho levona.

Sao mba misy afaka mamaly. Misaotra anareo mialoha
:x beurkkkkkkkkkkkkk:?::?::?::roll::?::?::?::evil:


26. diamondra27 ( 01/03/2008 11:00)
yonikafopla: tena toraka bilao be ny anjy; tena nanome moral be bain sy bof nareo zany a!

itanjy mety tsy tiany atao an'zany ry zareo tam zany fotoana fa nahatsiaro we tsy mbola antitsa na bebe taona de milaza resaka entina hanazavana anjy

de aona koa ozy ny RAD taloha we aza dakana ny rindrina fa mampaninona???? ... nefa ra jerena am tena izy de we mandoto rindrina le manao tongotra am rindrina de mamela trace
'reo ol taloha 'reo ange tena hendry mitsy e! mahita zavatra lazaina fa refa lebe enao de kopy we hay ve ka zao zany le tiany tenenina t@iny


27. tess ( 01/03/2008 11:01)
:-D:-D:-D:-D:-D=D=D=D=Dyonika: ka tsy mahay miaina sy tsy mahay manaja tena izany matoa antsoina hoe raboffyyy
mazava tsara nyfanazavanjy azy
28. tess ( 01/03/2008 11:03)
diamondra: tsy fahadisoan'ny olona na ny zanany izany raha miantso ho rabofy sy rabainina aky fa tsy mahay miaina sy tsy manaja tena matoa natsoina anzany:-D:-D:-D:-D
29. yonikafopl ( 01/03/2008 11:06)
diams, za miteny fona we aza atao anzany bain sy bofy zany dadanay sy mamanay rehefa misy oll miteny anzany amiko,
de averiko amindry kou we aza atao anzany bain sy bofinareo zany dadanay sy mamanay:wink:

Tsy nanome moral izy fa nanazava ny dikany

Bedabe ny fomba fitenin'ny tanora nazavainy tamiko ny dikany.

Ny mpamorona ireny teny ireny nge ozy tsy namoromporona fona fa misy dikany doly ireny vao nivoaka ee.

tess, ka izay koa, hitan'ny zanany fa tena tsy alehany ilay ray amandreniny de antzoiny we rabaofy sy rabaina
30. tess ( 01/03/2008 11:10)
ny olona ety ivelany koa afaka miantso anzay raha tazana ety ivelany lay izy ka=))=))=))indrindra fa efa hita maman hanana vinanto en plus:{ mbola mipendimpedina tsy manaja tena brrrrrrrr:{:-D
indrindra fa tsy maharaka koa ny fizik, de aleo mipetrapetraka e!:-D
31. yonikafopl ( 01/03/2008 11:12)
tess,ieeee
matoa ilay oll miantso anao we o rabainn aaa na o rabaofy aaa, de mieritrereta fa misy raha ao zay:roll:
32. tess ( 01/03/2008 11:20)
yonika: yessssss mazava waz!:-D:wink:
marina ihany zany ,ny valiteny ny namana etsy ambony:^)
33. mmmhh ( 01/03/2008 12:35)
sipa na bandy manao akanjon'antitra reny koa zao ataon'olona bôfy na bainn:-D
34. xxx ( 01/03/2008 13:09)
vale:

xxx:

misy fofona ny leloko tao ho ao, efa ho 4 andro izao. Voan'ny gripa mafy aho tamin'ny herinandro teo iny ary tena nangoritsina mafy isaky ny alina. Izao dia efa andalampahasitranana, saingy rehefa manisindelo dia somary hoatra nestlé marihitra be izany sady mamofompofona zany.

Ny tena mahasahirana ahy dia feno miraikidraikitra ny rindrina andohampandrianako satria eo no amafako ny tanako rehefa avy manisina. tsy manana borosy sy savony aho hanasana ny rindriko, sady tany rahateo moa ve tsy hiendakendaka raha tratry ny ranontsavony

Sa ve dia avela ho levona ho azy eny, na marihitra aza iny dia organika ihany ka ataoko fa ho bio degradabla, fa tsy haiko hoe firy taona vao ho levona.

Sao mba misy afaka mamaly. Misaotra anareo mialoha
:x beurkkkkkkkkkkkkk:?::?::?::roll::?::?::?::evil:






:-w:-w:-w:-w:-w:-@:-@:-@


35. todisoa2 ( 01/03/2008 14:10)
no comments.... ampy hsainana n vosoratra
36. diamondra27 ( 01/03/2008 15:31)
tess zay vao mazava

yonikafopla: zay vao nazava le izy akia a! we tsy ny fanajana tena ni matonga anao ataon'ol we rabofy sy rabainina

miala tsiny am RAD njy ao zany aloha
37. ikaretsaka ( 01/03/2008 15:45)
yonika> mazava...
ampy hisainana tsara ee
38. xxxx1 ( 01/03/2008 15:46)
io aloha famingavingana ro fahitako azy,
ary tsa hoe sefa lasa baranahiny sy mahazatra ny fampiasana azy amin'izao fotoana dia mihena ny lanjan'izay famingavingana izay

saingy mazana dia taratry ny fanabeazana izy io, ary indrindra ² taratry ny maha akaiky fo ilay nanome masoandro. Ny zanaka akaiky fo ray amandreny dia noho ny fitaizana vitan'izy ireo ary tsa mba tia mamingavinga RaD zao

Valin'ny fitondrana hitan'ny ankizy ihany io
39. tess ( 01/03/2008 15:59)
ampy hieritreretanzay atsoina hoe rabofy izany ity dinika ity de mety hiova izy mba tsy hiantsoana azy tsotry hoe rabofy na rabainina, ny rabainina kou tsy de misy firy anie e!:°):-D
40. ikaretsaka ( 01/03/2008 16:01)
izay izany ko...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2084