inona no atao hoe rabofy sy rabainina?
44. penina
(
01/03/2008 19:14)
Samy manana ny nitaizana azy marina fa ny tao aminay aloha dia anisan'ny teny ratsy izany. Izaho manokana tsy miteny an'izany amin'ny RADn'olona raha tsy izy no miteny azy voaloha. :°)
45. tess
(
01/03/2008 20:11)
aminay ndray tsy teny ratsy io fa hafa mitsy ny teny ratsy....kanefa tsy mbola niantso ny ray amandreny hoe rabofy sy rabainina izany satria mendrika ry zareo.....:-P
46. tess
(
01/03/2008 20:12)
fa hitako mazava sy misy fahamarinany be ny fanazavàna nomen'i yonika aloha e!
