marary lamosina

1. kelly13 ( 27/02/2008 19:08)
makaleo b, inn no azo atao?
répondu par om974 le 05/12/2008 14:54
2. kelly13 ( 27/02/2008 19:09)
azafady, adino : misaotra mialoa :°)
3. tess ( 27/02/2008 19:19)
mitovy aretina zany tsika roa!
ny ahy aloha efa hatramizay fa ny fieptrahako maharitra eo manoloana ny ordi no fahafatarako azy e! sy refa mahazo aina be iny aho de marary kounkou ny lamosina, tsy mety amiko lay ngezai izay no antony hanaovako regime vao me ngeza aho
:? manjeraka be ô!:? amzay tsy msiy olona afaka hanotra akory fa mila mande kiné vao mba otszay tssss
4. kelly13 ( 27/02/2008 19:28)
za kou ankia nahazo poids a :? ny henoko kou nefa d oe ny hatsika no mahatonga an'io! nefa tsy d mangatsika aty aminay zao fa tsara andro b :? tena leo mintsy za, ande hitady lamosina amidy ankia za a hahahahah
5. tslem ( 27/02/2008 19:39)
Hatraty io, dia nisy olona nanoro anah oe hosorana pommade tigre ny lamosina alohan'ny hatory dia mba efa nanao zah zao 3jrs dia mba azoazo.
6. booboo ( 27/02/2008 19:43)
isan'ny mety mamparary lamosina kounkou ny paozin'ny tongotra ( voûte plantaire ) tsy tena ao tsara.
7. kelly13 ( 27/02/2008 19:54)
tslem>za nitady baume tigre fa tsy nahita :( aiza ankia no mety ahitana? any @ mpivarotra sinou v?

booboo>d aôna ankia no ahafantarana an'io?
8. ikaretsaka ( 27/02/2008 19:57)
kelly13:

makaleo b, inn no azo atao?



ny ahy tapaka mihitsy dia tsy nahazo manao basket tsotry dia nitapoka aretina reins hono dia nosoloina ny piece dia nahitsy ny tapaka dia izao lasa mipetrapetraka izao sisa.
9. ikaretsaka ( 27/02/2008 19:59)
fa aza misomonga amin'io!

tess: efa lazaina foana hoe blackberry na portable na iphone ampiasaina fa tsy laozana mipetraka eo.. raha nasiana atody zao tao ambany fipetrahana tao efa foy ohatr'izay

mampiasa blackberry na iphone dia sady mandehandeha no miserasera ...:-P
10. kelly13 ( 27/02/2008 20:15)
inn zany blackberry e? burberry no haiko :°)

mahakamo le ande hijery mpitsabo d omeny karazana fanafody fotsiny d lazainy oe refa hitanao tsy d mety d miverena fa hijerevana solutions hafa... ny vavony @ io miantoka mintsy. ary marina v fa tsy ampy fanaovana sport (sport tena izy ry zareo a :-P) ono mahatonga marary lamosina
11. tess ( 27/02/2008 20:22)
ikaretsaka:

fa aza misomonga amin'io!

tess: efa lazaina foana hoe blackberry na portable na iphone ampiasaina fa tsy laozana mipetraka eo.. raha nasiana atody zao tao ambany fipetrahana tao efa foy ohatr'izay

mampiasa blackberry na iphone dia sady mandehandeha no miserasera ...:-P


ka anay tsary mahatakatra anzany kou!:cry:

fa efa misy anlay portable afaka atsofoka anaty sac ireny izao no tedaviko fa toa efa lany aby ny stock hono :x

kelly: ié ny aty aminay klou mangatsika be e!
isan'andro zao no humide de zany retra izany aky! leo mitry aho fa zaho izao tentée amlay appareil massage milay kely izay ! misy tondro be roa ngoda ngoda izay lay izy de tena manotra tsara 30 mn ny durée ny de zay no fatako fa mety amiko fa tsy vitan'ny manosotra menaka tigre fa manitra loatra aky reny no mipetaka be lay menaka ah hihihih


12. tess ( 27/02/2008 20:24)
kelly: ny ahy aky refa tonga ato lay nièce keliko ireny de asaiko hitsahiny mitsy ny lamosina fa mahazo aina be! njy manana papooz ihany manin raha asaina itsahiny! manamaivana no mahazo aina ery hummmmm
13. kelly13 ( 27/02/2008 20:25)
mba omeo soupapa @ zany appareil massage izany oe ankia za oe aiza sy aiza no mety ahitako azy? micii d'avanse d bonne nuit dol klou, tomorrow kou is day
14. ikaretsaka ( 27/02/2008 20:53)
ary tsy efa nojerena tokoa ve hoa ny vertebres sao misy raha tsy milamina? T_Y be nge ny manitsy an'io raha sanatria hoe hitakitsahana eo kanjo nisy raha tena tapaka tao eee:cry:
15. sakaizakely ( 27/02/2008 22:04)
ny henoko, précautions tokony atao mandavantaona

tazomina hahitsy tsara foana ny lamosina, na hitsangana na hipetraka, na hibata zavatra, dia tsy azo aforitra ny lamosina, fa ny 7mbenana sy ny fe no manome impulsion. Manaova ange ceinture lombaires ahatsiarovana azy am voalohany

Rehefa mipetraka dia tokony manao zoro mahitsy 90° ny lamosina sy ny fe, mila manisy repose pieds kely atao fipetrahan'ny tongotra raha toa ka ilaina

Rehefa miasa dia kendrena ny hahavon'ny latabatra mba ho an'ivon'ny kiho dia manao zoro mahitsy koa ny sandry sy ny lohantsandry mba tsy hampisy fandrirotana (pression) @ny vertèbres.

Ny fanafody anti inflammatoires omen'ny dokotera ireny manasitrana ny symptômes fotsiny fa tsy ny causes tena mampatonga ilay marary ka raha azo atao dia fantaro aloha ny antony araky ny voalazan'i ika io. Mangataha radio -irm -scanner satria raha hihinana fanafody lava dia ny vavony no simban'ny fanafody koa

Mirary fahasalamana :-*:-*
16. tess ( 27/02/2008 22:12)
ikaretsaka: ny ahy koa ny muscle no tena itako marary kou mivona be mitsy lay izy!:?

merci sakaiza:-*
17. tess ( 28/02/2008 08:09)
hoatran'ity aky ilay izy ry kelly an!
matsiro be io an!
efa nanana aho mantsy fa nataoko nihoatra ny 30mn de may ny moteur:? efa elabe de zao hita eny am magasin njay lay izy...

ilay mandeha kiné maharomotra be fa tsy otran'ny manotra ry zareo fa otran'ny manafosafo tsy heno akory de maha be kizitina be anefa ny huile atao manitra ery tsssss:-D lany vola fotsiny am tsy misy dikany:-P

http://www.relaxo-boutique.com/mag/fr/product-2723.htm?utm_source=leguide&utm_medium=export_sf
18. ratonga ( 28/02/2008 08:16)
zah mahay manoutsa ô!!!:-D:-D
19. tslem ( 28/02/2008 08:18)
kelly13:

za nitady baume tigre fa tsy nahita :( aiza ankia no mety ahitana? any @ mpivarotra sinou v?



Ie,dia ao @ Asia store koa betsaka azy.Dia any @ pharmacie koa misy fa ny any @ pharmacie samy manana ny vidiny ry zareo, ny an'ny sasany ataony lafobe fa miteteza klou mampitaha ny vidiny vao mividy fa misy tena avo sasaka mitsy. :-*:-*:-*:-*
20. tess ( 28/02/2008 08:20)
ratonga: mitongava aza fa ata otsara ny karama!:°):-P:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1862