marary lamosina

21. ratonga ( 28/02/2008 08:31)
tess: tsy karama fa vali-tanana ka:-P:-D
22. tess ( 28/02/2008 08:40)
ohatra hoe inona izany vali-tanana ry ratonga fa tsy azo:°)
23. ratonga ( 28/02/2008 08:45)
zé fouy:-D::-P:°):-D
24. kelly13 ( 28/02/2008 09:31)

tess>sady tsy d lafo ankia le izy kou, miciii nizara :-*

sakaizakely>misaotra ankia a, io ceinture lombaire io ankia saika nandramako iany kou a, saingy... lafondoza vel tsy remboursé hihihihi :-*

tslem> hay v misy any @ pharmacie e? iny ndray no tsy fantako miciii kou ankia a :-*
25. ratonga ( 28/02/2008 12:58)
horina vé i kelly é:lol:
26. kelly13 ( 28/02/2008 13:05)
mahay nga? :°)
27. ratonga ( 28/02/2008 13:08)
io efa azavaiko an'i tess io ko:°)
28. kelly13 ( 28/02/2008 13:19)
ountsss, ny oul mahay manotra tsy miteny oe "za mahay manoutsa ô" :-P
29. tess ( 28/02/2008 13:40)
:-D
30. ikaretsaka ( 28/02/2008 14:19)
kelly, tess> jereo @ IMR sy ny Xray ihany aloha hoa fa sao manotrotra eo vao mainka hmmm!
ny ahy izao kat takaitra vertebres tsy norme t@ basket taloha niampy reins ity hoe marary lamosina.... neverina fa muscle de nohorina fotsiny kanjo vao mainka...
31. tess ( 28/02/2008 15:20)
ika: ka nyahy tsy any am taolandamosina no marary fa eo ambanimbany ny épaule iny de eny am bas du dos iny
fa henoko be hoe muscle ihany alou moa ny hatsika koa mamely!
izaho nanao hoe hioitra be mitsy tamzà tany dago farany teo fa mafy ity tsy misy mpanotra ity kanjo nony tonga tany dago tsy narary lamosina mitsy ndray de tsy nioitra akory! rehefa aty ihany vao marary fangah tsy loza!
32. ikaretsaka ( 28/02/2008 15:22)
jereo koa izany sao nono na ovaires na tsy haiko aby
aza atao kitoatoa le
33. ratonga ( 28/02/2008 15:48)
:-$elah ko letsy ry ika aza mandonto rano fa avelao anantona ah ny ankizy:-D:-D iza mo no niteny an'io=))=))
34. ratonga ( 28/02/2008 15:52)
kelly13:

ountsss, ny oul mahay manotra tsy miteny oe "za mahay manoutsa ô" :-P

:-D:-Dka tsy maintsy manao pub kely ihany fa efa sarotra ny fiainana ko

35. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:27)
sao tsy massage ny an'ialahy fa lamasse ko...
na samy arch aza ..... rehefa tsy le tadiavin'ny kil de alamino
36. ratonga ( 28/02/2008 17:43)
=))tataraiko eo ihany ny fandéhany fa tsy kwa é, ny plan de masse ngé 1 1Ospensable é:-D:-D
37. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:50)
eto aty aloha ny coupenazy jerevako vao approuve ary:-D:-D:-D:-D
le AA sa le BB?
38. ikaretsaka ( 28/02/2008 17:51)
distribution distribution eeeee:-P:-P:-P:-P8)
39. Veloo ( 28/02/2008 17:53)
kelly13 [ Valio ] 27-02-2008 21:25:12
Lohateny : Re : marary lamosina
mba omeo soupapa @ zany appareil massage izany oe ankia za oe aiza sy aiza no mety ahitako azy? micii d'avanse d bonne nuit dol klou, tomorrow kou is day

Tsy misy appareil zany aky a

keliterezy a ity misy excercice mety ho tsara. Manana dokotera tena itako fa mahay mihitsy aho ary ny ahy dia sitrana mihitsy ny fiantson-ndry zareo azy dia "Back pain syndrome" ka izao atao:

(manisa folo daholo retsy a) ary ataovy miadana sy relaxe ndry an)

1- mitsilany @ tany droit be, ny tanana mahitsy @ tany doly e.
2- ampiakaro tsiray2 ny tongotra (manisa folo) dia ampidino miadana ny tanana @ tany doly
3- alaivo ny tongotra ray dia plieo @ ny tanan-ndry anakiroa (manisa folo miadana an) dia ataovy koa ny iray otran'izay tereo kely ataovy hatramin'ny tratra mihitsy ilay izy
4- ampiakaro ny tongotra roa pliena - ny tanana eny @ tany ihany an (folo) - ampidino miadana
5- ampiakaro ny tongotra roa plievo @ tanana roa dia tereo kely ilay izy (folo) ampidino miadana
6- Ampidino doly ny rehetra dia tereo ny vodin-njy (folo)
7- Essayeo manakatra ny tongotra ny tanan-ndry roa (folo)
dia izay ataovy pendant une semaine dia lazao ahy raha mety na tsy

Mahereza an:-*:-*
40. kelly13 ( 28/02/2008 19:26)
veloo>ndraso ndray klou andramana ary! fa tena mampijaly le izy ka

ikaretsaka>aza mampitahotra ka
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.612