marary lamosina

61. kalasnou ( 16/04/2008 11:53)
raha marary lamosina ianao, dia aza avela sahala an'io fotsiny fa aleo mandeha mijery kiné satria raha lasa"chronique " dia ratsy be, misy vahaolana afakahitsaboana azy koa sady tena malaky , ny mandeha mijery "ostéophate" fa io aloha tsy remboursé par la sécu fa ny séance iray 60 euros (fa tena efficace)
raha @ niveau omoplates izy dia azo tolérena ihany, fa raha @ colonnes vertèbrales kosa dia mety ho grave ihany ,satria raha "chronique dia mivadika "hernie discale" izany hoe tsy misy "cartilages " intsony eo anelanelan'ny vertèbres dia izay no maha-coincé ny lamosina ka tsy maintsy hiafara @ grosse opération
izay ihany
62. om974 ( 05/12/2008 14:54)
tess:

ika: ka nyahy tsy any am taolandamosina no marary fa eo ambanimbany ny épaule iny de eny am bas du dos iny
fa henoko be hoe muscle ihany alou moa ny hatsika koa mamely!
izaho nanao hoe hioitra be mitsy tamzà tany dago farany teo fa mafy ity tsy misy mpanotra ity kanjo nony tonga tany dago tsy narary lamosina mitsy ndray de tsy nioitra akory! rehefa aty ihany vao marary fangah tsy loza!



stl?,tena mitovy io aretinao ny ahy fa isaky aty dago aho dia ohatra ny olona tsy misy inona ,fa raha io mipetraka io aza mila position;ka mety facteur koa ny hatsika ,izaho aty lyon fa tena misy fiatraikany @ asa fa ny ahy sady hernis no plm na bassin L5 S1 lordose lombaeire peu marquéefa tena marary dia tsy misy aso atao ilay plm 1azo operena fa 1/2hoy ilay Pr ny reussite ny ka aleo @izao fotsiny :ny kine dia bassin sy tifi drano ireny no atao fa gaga mihitsy aho fa raha any dago tena salama be mihitsy de* mi delire ry mme hoe voany sasany tany dago tany fa mpivezivezy ara barotra no asako taloha,fa mazefatra be tdaholo ny nofo rehetra ;tena efa natao daholo ny texte rehetra depart vih ,irm scnner fa tsy hita mihitsy ny source e tsy mrty afaka fa dia mihena 50% ny capacité aho izaho
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3626