fanabeazamboho ny fifandraisany ts1-1

1. naughtyboy ( 17/02/2008 20:27)
Betsaka ny zv nahafinaritra ahy tato @ serasera ka isaorana ny mpandrindra sy ny mpikarakara rehetra ny vita rehetra
lasa ny eritreritro ndray2 fa ny fahasamihafany ts1-1 no tokony hampivelatra ny fifandraisany(arapiarahamonina sy reo sehatra hafa)fa tsy ampizara azy
Anisany ny fomba mampirindra azy voalohany indrindra de ny fifamenony otrany singa mifameno manome vondrona.
Taratra @ resaka ifanakalozana eto mo zany ,ny mitovy hevitra no miaraka ary ny tsy mitovy tsy maintsy mifanaraka mba tsy isaraka
Ny fifanajana no tsy azo adino @ reo rehetra reo na de tsisy aza ny tanteraka anisany nampalaza ny fahendrena malagasy ra tsy diso aho ..
Miala tsiny @ reo ze mety natsapa fa noresahiko tsy ampanajana tato voalohany ny lasa de lasa fa ny @sisa anarina,ary na ny rehetra aza de itako fa miezaka koa=D=D=D sa ahona ozy nareo

répondu par ratonton le 27/04/2008 13:12
2. tess ( 17/02/2008 22:13)
hummm! enga anie mba tena izany tokoa ry nôty! misy ny mpanara-body fotsiny de......:^)
3. ikaretsaka ( 17/02/2008 23:40)
marina izany..
Ato aloha dia marina mihitsy fa misy io bloc an'ny mpitovy hevitra io e
fa voamariko koa fa misy sokajy 2 ilay toetran'ny mpiditra bloc eto (tsarao aho raha misy mihoatra)

-misy ilay manana firehankevitra azy manokana: izany hoe rehefa ohatran'izao ny resaka dia izao no position raisiny momba iny resaka iny, rehefa theme ohatran'izao kosa ilay resaka dia hafa ny position raisiny momban'iny. dia arakarak'io ny mampisy ilay bloc ho azy sy ny mpitovy hevitra aminy!
Misy tokoa amin'ireo olona iray bloc ireo dia mpifahavalo be any @ adihevitra hafa fa amin'iny hevitra 1 itovizany iny ihany no mpinamana

- misy ilay manara-drenirano be fotsiny fa tsy manana personalite fa missile guidee: izany hoe satria i Ranona namako na fahavaloko amin'izao hevitra izao.... de na tsy dakoro na dakoro amin'ny heviny hafa ohatran'izao ary aho de lasa foana! sao very anazy!






4. ainaheri ( 18/02/2008 04:36)
Marina doli ny voalazanareo,ny anà ndray arakaraky ny hevitra mivoaka no hamaliako azy,zà mo ndrai² tia mananiany zay sy tia manakiana,@ zay fotoana zay angamba tsy tokony hifanao adolom-po,dinika io ary samy manana ny heviny ny tsi11 ka @ iny fotoana hiarovany iny heviny iny no mampitatra ny resaka!!Revena manja sy misotro lano d mihaino mozika malefka d misinda iny :lol:



5. Rasiligaoma ( 18/02/2008 05:43)
io an'i ainaheri io no tsara indrindra! manana ny hevitrao manokana
6. tess ( 18/02/2008 06:08)
ary ahoana indray ilay tsy mahay midinika na mi forum fa ilay olona manome ny heviny no edivany isaky izay mande! :°) tranga misy koa io!:wink:
7. tslem ( 18/02/2008 06:49)
naughtyboy:
Miala tsiny @ reo ze mety natsapa fa noresahiko tsy ampanajana tato voalohany ny lasa de lasa fa ny @sisa anarina

mmmmmh, zany ka olonkendry =D=D=D=D=D
tess:
ahoana indray ilay tsy mahay midinika na mi forum fa ilay olona manome ny heviny no edivany isaky izay mande! tranga misy koa io!:-@


tena misy mitsy io, vao tsy tiany lé oul d na zavatra marina zao aza no lazain'io oul io d toheriny tsotra izao :roll:
8. tess ( 18/02/2008 12:26)
tslem: na tsy toherina fotsiny tsotra izao aza fa mivoana mitsy ! mila vaniny tsotra izao aminao izy:wink::-D tsy ny dinika no valiany fa enao no tsondrominy am resaka hafa mitry:-D:{
9. xxx ( 18/02/2008 13:12)
d efa nivoana sahady lé dinika klé:^):^)
10. xxx ( 18/02/2008 13:26)
xxx:

d efa nivoana sahady lé dinika klé:^):^)

re :^):^)

11. Papoose ( 18/02/2008 13:28)
hvtsy ny maro hono mahataka-davitsa e!
12. tess ( 18/02/2008 14:59)
xxx: tsy mivoana izany io fa ao anatiny tsara! zava-miys ka tsy azo afenina:°)
13. tess ( 18/02/2008 15:00)
Papoose:

hvtsy ny maro hono mahataka-davitsa e!



Re-hvtsy ny maro hono mahataka-davitsa e!8)


14. naughtyboy ( 18/02/2008 16:51)
marina zany ,misy ny torohevitra ary misy ny tsikera tsy azo ialany ts1.1 fa ra misy arofanina (fifanajana)de manja foana ny revy,ary ny tsy mahay sobika ony mahay fatambary ka fianarana daoly zv rehetra..
15. tess ( 18/02/2008 17:06)
:wink: marina izany! fiaraha monina ihany na virtoaly aza ato e! ahitàna ny karazam-piarahamonina rhetra ity.....tsy misy hafa tsy ny fiafanajà iany marina!:-P
16. ikaretsaka ( 18/02/2008 17:08)
izay izany no nanabeazana azy ko:-D
17. naughtyboy ( 18/02/2008 17:33)
Ika,mazava iny zoky b fa sotra:wink:
Oh.ny hafa fiavina toa ny frantsay de mideradera fa misy Eiffel tower ao aminy fireneny,ny brazilianina ndray de midera tena fa misy pele sy Dam lehibe ndrindra (Hydroelectric power generator)ngeza ndrindra erantany ao aminy sns..
Isika malagasy de afaka miseho ko fa manana fahendrena sy fifanajana avo lenta
eto @ serasera nefa mila ezaky ny rehetra
18. tess ( 18/02/2008 18:34)
:^):^)eka ouz!
19. jemimah ( 18/02/2008 18:43)
ntsika koa afaka mideradera fa misy anjely mainty ao anosy koa:-P
20. tess ( 18/02/2008 18:50)
izao izao misy zaridaina milay be ao am 13 mai:°)8)
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719