fanabeazamboho ny fifandraisany ts1-1
42. tess
(
24/02/2008 21:51)
tsy mety tapitra iany ve zao resaka mast izao ry zankely...! toa anakfizinao lé izy neveriko fa efa vita nge e!:-P
44. Jeankely
(
25/02/2008 00:49)
Entina mora tokoa fa ianareo angamba no tia hivatravatra rehefa tratra amin'ny atao. Rehefa milaza ho mpanabe dia mba hisainana ny zavatra rehetra resahina fa tsy atsy ambadika resaka mianatsimo ary atsy amin'ny sehatra hafa mianavaratra. Mifandiso ka mahalasa saina ny mpamaky. Averiko mihintsy io raha tratrako mitory teny koa ianao. Izay faly arabaina izay tia hirifatra tehafana.
45. naughtyboy
(
26/02/2008 13:55)
ny fahazahoana resaka no ilaina fivoarana @ zankely na ny fandraisana ny hevitry ny hafa no olana aminy na ko izy ,oh. samihafa ny resaka fifandraisana sy ny mimasta ,tsy tohizako lavitra io fa tsisy eto na indray mbava aza te hiresaka mimasta sy ny alahelonao @ mpimasta tsy anjaranao ny hitsara sy amelabelatra zany .Midika zany fa tsy hainao ny mandray anjara @ resaka samihafa :arrow:zay no ilaina ny fanabeazamboho de mitaky ezaka;-)farany ze tsotra io fanazavana io ary ento mora ihany:@:@ miziriziry @ hevitra tsy marina de manalabarabatana:b
Ny olana manko de zao manjary mihevitra ny hafa fa te ho deraina zankely @ resaka ze ataony(attention seeker)de ampifandraisina daoly ny resaka tsy mitovy
Ny olana manko de zao manjary mihevitra ny hafa fa te ho deraina zankely @ resaka ze ataony(attention seeker)de ampifandraisina daoly ny resaka tsy mitovy
46. Jeankely
(
26/02/2008 15:15)
Fanabeazana no sehatra hiresahana. Hekeko fa misy ny tena manandoa avo dia avo sahalan-dry naughtyboy sy ny hafa mahalala ny tenany ho mendry hanome fanabeazana. Saingy ny manaitra ahy fotsiny amin'ny tsy fisian'ny saiko tokoa angaha dia ilay solon'anarana miasa atsy ambadika ary mampiresaka zavatra hafa. Tena tsy tokony hifandray tokoa izany ny rehetra ka hampianaro izay daholo ny akama.Manazava ny iray atsy ohatra fa marobe ny tahan'ny vehivay maty @ fanalana zaza dia manazava be eo. Atsy ambadika indray ny resaka kilalao fahaizana milalao ny firaisana ara-nofo ary ny fifandimbiasana olona hanaovana izany no isehoana ho Pro. Dia eo no tonga manontany tena ny vendrana hoe tsy mifandray tokoa ny rehetra izany?
47. booboo
(
26/02/2008 16:19)
:-D:-D:-D:-D:-D tena mahaliana anao mitsy zao resaka masta sns zao fa zany foana no ventesina eo hoe mifandray ny zao sy ny zao e, mbola misy hevitra boooooobaka beeeeeee momba ny " reny sy ny zaza " " fitaizana " " kolotsaina " " hatsikana sy lalao " " fivavahana sy finoana " sns kounkou fa tsy nahitanao resaka masta angamba dia tsy mahaliana anao ô ? :°):°)
52. Jeankely
(
26/02/2008 23:47)
Afaka hanina miaraka ny voandroooo sy makasaoka ary ny mpampianatra sy mpanabe manazava dia ny mpianatra mitafy bodofotsy."Fanabeazamboho ny fifandraisan'ny ts1-1"
53. naughtyboy
(
27/02/2008 00:21)
:-D:-Dio ry Ika mbo anipazo vandro i zankely fa mbola tsy mety mahazo resaka atr@ zao:wink::-D:-Dakama daoly
reny analana azy eto fa zarao pitiny de aza adino ny manimpy @ torohevitra ko fa tsisy mahadiso:wink:
reny analana azy eto fa zarao pitiny de aza adino ny manimpy @ torohevitra ko fa tsisy mahadiso:wink:
54. Jeankely
(
27/02/2008 03:41)
Atsipazo ny voandroooo Ra boy-naughty ooo mba tsakotsakoina ary andinihana sahala ny omby ny hevitry ny Mpanabe zvtr...
55. naughtyboy
(
27/02/2008 16:11)
:°):°)aleo i ika no anipy fa zankely tsy afaka mandinika ka matiantoka fotsiny @ vandro eo za..:-D:-D
fanontanina 1 fotsiny aza elana bala ra mahasaky resaka any zankely
fa enao v lafatra sa tsisy kianina no de mihazakazaka mafy @ tsikera ny hafa nefa ny zv ambaranao matetika tsisy raisina( atody ngodabe..):-D:-D:-D
fanontanina 1 fotsiny aza elana bala ra mahasaky resaka any zankely
fa enao v lafatra sa tsisy kianina no de mihazakazaka mafy @ tsikera ny hafa nefa ny zv ambaranao matetika tsisy raisina( atody ngodabe..):-D:-D:-D
56. naughtyboy
(
27/02/2008 18:04)
ZANKELYny oul eto de ny ifandray sy itampita resaka no imasoany ary mino za fa tsy manampotoana ho lanina anenjika ny hafa otranao ,torohevitra ny ahy tarehy ratsy aza azo ovaina zao ary ny toetra ratsy ko azo ialana ka aza mampitovy tena @ omby mahay mandinika fa mbo mitoviza @ oul mahay mandalina:-D:-D:-D
Io no resaka miodina eto fa ra olana hafa tinao resahina de manokafa resaka de jereo firy no liana @ resakao:lol:zay no atao oe fanabeazamboho
tadidio fa ny manenjika ny hafa zany de ratsy satria:arrow::arrow: aorina no toerana misy ny mpanenjika fa tsy any aloha:-D:-D:-D:-D:-D
Io no resaka miodina eto fa ra olana hafa tinao resahina de manokafa resaka de jereo firy no liana @ resakao:lol:zay no atao oe fanabeazamboho
tadidio fa ny manenjika ny hafa zany de ratsy satria:arrow::arrow: aorina no toerana misy ny mpanenjika fa tsy any aloha:-D:-D:-D:-D:-D
57. Jeankely
(
27/02/2008 19:40)
Inona no mahataitra anao fa vao mainka mitombo ny liana @ resakao no dikany. Jereo fa efa mihoatra ny 57. Manaporofo ny mahamafy anao izany. Izaho sady ratsy tarehy no ratsy toetra no vendrana=))=))=))
58. naughtyboy
(
27/02/2008 22:44)
:-D:-D:-D:-Dela ny ela fa natsapa tena:-D:-D:-D=D=D=Dtsy za no niteny anreo
fa kosa efa miova ny andro azo ovaina daoly reo ratsy2 rehetra reo:-$:-$fa aza varina mirediredy:-$:-$:-$
fa kosa efa miova ny andro azo ovaina daoly reo ratsy2 rehetra reo:-$:-$fa aza varina mirediredy:-$:-$:-$
59. Jeankely
(
28/02/2008 03:48)
I Jackson no manambola hanovana ny ivelany fa ny tao antsainy mbola nitarika azy tany @ fitsarana. izay no nahatonga anay vendrana miresaka ny fifandraisan'ny rehetra fa tsy hoe rehefa malaza sy tia halaza dia sady naughty no bogosy no mpi-masta no mpanabe=))=))=))
60. naughtyboy
(
28/02/2008 11:18)
efa nahita ahy nimasta nga zankely :roll::roll:ny fahazaoko azy de efa fombanao izy io otrany ny miteny2 foana ka tsy azo ialana:-D:-D:-D:-D
notty 1 vs zankely 0:-D:-D:-D:-D
notty 1 vs zankely 0:-D:-D:-D:-D