fanabeazamboho ny fifandraisany ts1-1
61. Jeankely
(
28/02/2008 11:24)
matin'i naughty ve ny baolina fa efa 60. Tohizantsiaka milay sahala ilay tatsy ambadika ka. Ary tandremo ilay tanana=))=))=))
62. naughtyboy
(
28/02/2008 17:46)
betsaka ny zv tsy azony zankely @ akapobeny hita taratra eto ka tsisy kozy azo tohizantsika fa faranana aza no betsaka ny tenanao kalo ifantohana fa aza varina manofy manenjika any notty( herimaina verimpo fotsiny) ,mirefarefa b le toetsaina:-D:-D:-D:-Dtsy adisoanao reny fa zv azo ahitsy nofaritany reo namana etsy ambony daoly ny karazan'oul toa anao ary amafisinao @ resaka ataonao ka vakio tsara:wink::arrow::arrow: vahaolana=aza manambe,taolana ny nify ka tsy maintsymi:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D:-D
63. Jeankely
(
29/02/2008 08:25)
Araka ny tenin'i boynaughty hoe avy ao aoriana ny mpanenjika dia aleo hanejika ao foana izy e. Tsy ahatratra anao mihintsy ny mirefarefa fa aza matahotra=))=))=))
64. naughtyboy
(
03/03/2008 13:28)
=Dmahazo resaka ihany nge zankely ty ny farany na de mody fanina ndray2 aza ,ny amiko aza manahy na kely aza fa tanjemo fotsiny:@:@
65. melody
(
03/03/2008 14:46)
mahazo resaka ihany nge zankely ty ny farany na de mody fanina ndray2 aza
aoka re ry nb e!
Tsy ahatratra anao mihintsy ny mirefarefa fa aza matahotra
marina mihintsy izany, toa ahy , izaho manko tara train fona, :-D:-D
66. naughtyboy
(
04/03/2008 17:11)
okee dokee melody:D fa train inn no ampiasainao no tara foana DLR sa underground:°)
67. ratonton
(
27/04/2008 13:12)
mrina zany e!
:) :o 8)
ikaretsaka:
marina izany..
Ato aloha dia marina mihitsy fa misy io bloc an'ny mpitovy hevitra io e
fa voamariko koa fa misy sokajy 2 ilay toetran'ny mpiditra bloc eto (tsarao aho raha misy mihoatra)
-misy ilay manana firehankevitra azy manokana: izany hoe rehefa ohatran'izao ny resaka dia izao no position raisiny momba iny resaka iny, rehefa theme ohatran'izao kosa ilay resaka dia hafa ny position raisiny momban'iny. dia arakarak'io ny mampisy ilay bloc ho azy sy ny mpitovy hevitra aminy!
Misy tokoa amin'ireo olona iray bloc ireo dia mpifahavalo be any @ adihevitra hafa fa amin'iny hevitra 1 itovizany iny ihany no mpinamana
- misy ilay manara-drenirano be fotsiny fa tsy manana personalite fa missile guidee: izany hoe satria i Ranona namako na fahavaloko amin'izao hevitra izao.... de na tsy dakoro na dakoro amin'ny heviny hafa ohatran'izao ary aho de lasa foana! sao very anazy!
:) :o 8)