fanabeazamboho ny fifandraisany ts1-1

21. zamanoro ( 18/02/2008 18:52)
Tsara ilay izy fa mampanontany tena fotsiny ny hoe
Hendry ve ny Gasy sy isika mpiserasera:?: Inona no amaritantsika an'io fahendrena io? Na hoe inona marina no dikan'ny Hendry amintsika?
Mifanaja ve :?: Hatraiza? Ary inona no atao hoe fifanajana eo amin'i Malagasy? Fa tsy hajaiko fa mitovy hevitra amiko, dia ompaiko fa manipaka ny hevitro.
Ny zavatra tsara kosa anefa dia ny fahitana ny fiaraha-mientan'ny mpikambana, voly hazo, fialam-boly
22. tess ( 18/02/2008 19:04)
:wink::-P fanontaniana mipetra jiaby izany! ho anzay afaka mandinika sy mieritreritra ireo fantanina ireo de mahavaly ny kestîô!8)
23. naughtyboy ( 19/02/2008 00:42)
amiko kalo ny hendry ngamba de ze mody voky fa ny adala manesika ihany:lol:,nefa moa nisy foana ny mihevitra fa ny hendry manesika foana any ambadika fa tsy tia seho2,ajaina ny fahalemeny ny hafa na tsy mitovy aza ny eritreritra fa samy tsy lafatra ..
fandeferana no fangaro mandaitra @ fahendrena ngamba ndray2 na de tsy tanteraka aza matetika,reo no fantatro fa asa ny hafa manana ambara koa ka tonga soa foana ze hevitra mahomby
24. xxx ( 19/02/2008 05:17)
tess:

tslem: na tsy toherina fotsiny tsotra izao aza fa mivoana mitsy ! mila vaniny tsotra izao aminao izy:wink::-D tsy ny dinika no valiany fa enao no tsondrominy am resaka hafa mitry:-D:{


=D
=))=)) ka mety ilay olona mihitsy no tsy tiany dia tsindritsindriny ka =))
Ilay toe-tsainy ny olona tsy mba azo atoro ireny ry tess a> fa ny azy ihany ary heveriny fa manantsaina miseho azy milay hianao dia tsy tiany ary misy koa ratra ao anatiny ka raha resaka mitovy ilay ratra ao aminy no resahinao dia halany hianao na tsy fantatrao aza ny tantarany.
Misy tokoa raha vao mahita hoe tess io ohatra na i .... :roll: :cry: izy dia avy tokoa izy hanipaka ny hevitrao na ilay olona tsy tiany foana.
Tsy any mihitsy ilay toe-tsaina e. :cry::cry:
hiho:D fotsiny dia vita fa aza atao am-po :wink:
25. tess ( 19/02/2008 05:58)
:wink::wink:aleo tsy valina izy raha otrzay:-P
26. niryna ( 19/02/2008 07:11)
tess:

:wink::wink:aleo tsy valina izy raha otrzay:-P

:D:D
Efa naheno teny ve hianao milaza hoe valio amin'ny adalany ny adala? fiteny io fa tsy misy adala akory eto a,sao dia maty eto aho raha misy mandray an-tendrony eo indray :cry:
Hitako fa misy manao an'izany,izay teny ataony ihany no havalin'ilay olona azy avy eo . :D
Ohatra hoe raha misy teny tsy tianao ho valiana dia tsy mila mamaly ,ary raha misy teny tianao ho valiana dia iny teniny iny ihany no hamaliana azy :wink:

27. Papoose ( 19/02/2008 11:40)
tess:

Re-hvtsy ny maro hono mahataka-davitsa e!8)


Remix-hevtsy ny maro mahataka-davitsa!=))=))


28. tess ( 19/02/2008 12:21)
ary ho lasa dj ikia papoose:-P:wink:

nyrina: eka ouz e! :°)
29. Jeankely ( 21/02/2008 02:43)
Ary inona no fanabeazamboho ny fifandraisan'ny ts1-1 @ masta masanareo atsy ambadika? sa sehatra hafa iny?=))=))=)). Fanabehazambohon'ny inona?
30. booboo ( 21/02/2008 10:21)
fa jeankely ve miviaka sa maninona e ? ampifampifandraisana aby ny aby ato @ dinika nefa efa hita fa tsisy ifandraisany ! 8-)
31. Veloo ( 21/02/2008 16:31)
32. Papoose ( 22/02/2008 08:33)
zankely, enao nga...?
33. badboy ( 22/02/2008 11:40)
8O8O8O!:?:!:? :?!:-D:-D:-D:-D
34. Jeankely ( 22/02/2008 15:25)
Beazo ny voho ry Derika a
35. naughtyboy ( 22/02/2008 18:13)
zao zany ry zankely,inn no atao oe fifandraisana io no resahina eto fa tsy zv hafa ka aza atao totonomby bory ny resaka nahoana vokatry ny tsy fahaizana manandalina hevitra
Ny zv rehetra matoa mifandray de ao ny marimaritra iraisana zay mahatonga izany ary ifamenoany
Oh.ampiasaina ny sofina ihaino ,ny saina andinika ny vava ilaza ny eritreritry ny ts1.1,ny fifandanjany reo no mahatonga ny teny ampitaina hisy lanjany ..sy ho mora ho any hafa ny handray azy .
Ampio za fa tsy de misy azoko atr@ zao ny koziny zankely satria otrany vavany mpitaty rankena fotsiny tsisy ventiny :-D:-Dnefa kosa za vonona ny hihaino ny rehetra refa

1.teny voalanjalanja sy miharo fanajana ny hafa no avoakanao
2.ra mifandray ny resaka resahantsika
3.ra mandinika aloha vao manao zv(miteny sns..)
Io no antony fanabeazamboho resahina eto ka aza asio ezaka ny tenanao manokana @ reo sehatra reo de moramora amintsika ny mifandray :wink:MAZAVA
Amiko de zao ra te ampiseho amiko enao fa misy hevitra de tonga soa fa ra adalana de elao pas ,tsy folaka aho akory fa mandefitra Ny hendry hono mody voky=))=))=))efa voky za fa misaotra ka aoka zay fa ny hevitry ny hafa no manitona ahy fa anao mbola mila ezaka lavitrezaka


36. Jeankely ( 22/02/2008 18:17)
=))=))=))Iza no mamolaka na nahavoky anao=))=))=)) sa vokin'ny masta tatsy ambadika dia manabe voho ato indray=))=))=))
37. naughtyboy ( 22/02/2008 18:29)
soa ihany fa tsy otrany ty akama ty daoly malagasy fa any akady vao mangasihasy
efa oe tsy afaka manala reny adalana reny za a ,tsy taranjako ny aretintsaina
Ary afoero @ zay ty vava fa te hiresaka @ reo namana hafa ny tenako fa efa afak'andro aho zay androany=))=))
Papoose slt saika ilaza toi zv tetsy aloha fa tapaka..
38. Papoose ( 22/02/2008 18:41)
saika hanontany za nga zankely mpimasta ko, toa miseho mahafantatra hoe ian mimast? de heveriko fa manana group na association any zareo:-D
39. badboy ( 22/02/2008 18:49)
Mpandefa : Jeankely [ Valio ] 19-02-2008 03:24:53
Lohateny : Re : miady ny handray ny fivorian'ny francophone 2010 MADA
Mamotika no ady eo, havily lalana


:idea::idea::idea:
40. Jeankely ( 23/02/2008 03:14)
Ny hendry mpanabe mi-masta ihany an???=))=))=))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.347