HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA!!!
1. tsiambaratelo
(
12/02/2008 11:11)
Apetrako amintsika namana ny fanontaniana we:moa ve tia tena i tsiambaratelo raha manana ps 2 ato amin\'ny forum?Samia mambosaka ny heviny fa izay no atao we dinika,miandry anareo aho Bisous!!!
répondu par ari.malala le 22/04/2008 14:21
2. Papoose
(
12/02/2008 11:26)
rehefa tsy misy lalana mandrara de ampandrio ny saina!
le izy koa raha tsy nisy hoe vonjivonjeo ny toerana de iray isan'olona ihany dia ampandrio ny saina
raha tsy mety mandry kosa nefa ny saina, dia asaivo esorin'ny administratera dia aza mamorona iray na hafa mihoatra intsony
Lasa ohatran'ianao manontany hoe tia tena ve i tsiambaratelo raha manana zanaka roa eto @ ty tany ty?:wink:

3. aloalo
(
12/02/2008 11:52)
tsy hitako akia zay pb raha manana roa na telo aza in-dry a !
monde virtuel anie ty e ! d miova kely indray ny personnage. fa gérer o tsara. Misy moa tsy mi gérer azy tsara dia avy eo voatery milaza hoe : za ihany ity :-D. iny no mampme.
fa ireo tonga d miteny hoe i anona ity, tsy aiko alou ny intérêt ananana 2 mais samy manao zay tiny moa !
Ny sujet : hatraiza ny fetran'ny fitiavan-tena be diso tafahoatra (inn no fandraisan'ny sujet sy ny multi - pseudos ? )

4. mitia04
(
12/02/2008 12:05)
aloalo: ka tiny be ny tenany d omeny pseudo be d be ko :-D:-D, fomba ftiavany ny tenany diso tafahoatra zay!
5. thiel
(
12/02/2008 12:58)
Jereo aloha ny intêret-ny ê,raha tsy izany tsy misy dikany.Manàna ny maha-izy anao dia izay fotsiny.
6. ainaheri
(
12/02/2008 15:48)
raha oh ka manana tsiambaratelo otran'io ps nao io ianao d mahazo manokatra 1 fanampiny :lol:,tsy fitiavantena zany amiko fa misy interet ao(hevitro ahy samy irery)
7. penina
(
12/02/2008 16:54)
Tsy azo ilay dinika, fa i tsiambaratelo aza tsy fantatra akory. Ilay ps hafa tsy hay akory hoe iza?
Fa tantarao aloha ny filma tandroany alohan'ny nialan'ilay dinika fa tara masinina aho. Efa lasa nanao TDM ny masinina, zay aho vao tonga. Nilaozako nijery "second world war two". :wink:
Amin'ny firy no mandalo
ny fiaran-dalamby?
Amin'ny valo
amin'ny iraka ambin'ny folo
amin'ny telo sy fahatelony
sitlo lalala
9. penina
(
12/02/2008 18:43)
tena tsy tadidiko hoe tamin'ny firy no nandalo ny fiaran-dalamby :twisted:
10. xxx
(
12/02/2008 19:36)
tsy hitako izay olana , no sady betsaka anie no manao an'izany ato e ! ireo milaza fa tsy manao an'izany dia mpandevona t antsalaka . misy tsy menatra akory mandainga na dia efa mibaribary izao aza fa izy ihany io , mahavariana fa izay moa no tiany ka atao akory e ! misy tonga aza dia manontany hoe vaovao ve ianao sa niova ps ? ary ireo tena mpandeha matetika ato ihany anie no manao an'izany e !
11. xxx
(
12/02/2008 22:14)
ô ry tsiambaratelo a ! tsy tia tena ianao fa misy antony ianao matoa manao izany . ireo milaza tsy manao izany no aoka hieritreritra tsara , fa na dia tratra aza dia mbola sahy mandainga foana e ! misy tokoa tsy matahotra , sahy minina fa tsy manao an'izany nefa dia hitan'ny Avo ny ataony e !
12. ainaheri
(
13/02/2008 05:18)
Ny manao ps maro tsy dia maninona lotra fa ny oul manao xxxx manely tsaho sy manendrikendrik'oul @ zvtr tsy ataony tsy d tiako lotra,tokony avokan'ny admin mitsiny ireny oul reny,fa zany we ento ampitsikina d ampy:lol:
13. Vitsikakely
(
13/02/2008 05:58)
Hihi hi hi hi ahay vitsikakely zao,mitonja ps 50 an dadany dadabenay,an vadinjokinay an mamany mamanay,an chaoferan-dalamby nay an paka kitaynay an mpiandry ombinay,an le mpivaro-damba eo akilanay ny an zefa mpanao ramia koa zao vô kôzikôziko lery ty mofo grefy oan gahy aiza ny psny valinaô,za vitsikakely mapiresaka andreo,donc tsy tia taigna ahay fa mi-surf,mapiady akitra fadio ny mapiady akama ry namako lefa tsatsanaleo oé vitsikakely io,de ozizy a oé anjaso angalou hiatso ny mpianjy ombinay any atsaha a,hi hi hi tsytia tena i tsiambaratelo,Mampelalao i Vitsikakely,mapilay hina,mibetroka kounkou njay njay lefa manetsoka be le atimaosifera hi hi hi hi
15. fahamarinana
(
13/02/2008 08:44)
ainaheri:
Ny manao ps maro tsy dia maninona lotra fa ny oul manao xxxx manely tsaho sy manendrikendrik'oul @ zvtr tsy ataony tsy d tiako lotra,tokony avokan'ny admin mitsiny ireny oul reny,fa zany we ento ampitsikina d ampy:lol:
:arrow:=D=D ainaheri,mitovy hevitra aminao tanteraka aho eto.(l)
16. Vitsikakely
(
13/02/2008 13:43)
ainaheri:
d soloko termita i vitsikakely ra vo miantso mpiandry omby:-D:-D
=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=)
17. Vitsikakely
(
13/02/2008 13:47)
otsany oé ahay Vitsikakely foana no tsy mahay milay hina,hs,é,ainaheri hihihi termita,mamay ngahy lavao mitombina an tsanonay ny fitombenan ngahy,telimita ptsoouuuufffff=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
=))=))=))=))=))=))=))=))
=))=))=))=))=))=))=))=))
18. tsiambaratelo
(
13/02/2008 14:16)
Manao ahoana daoly ndray ary é!efa voavakiko tsara daholo ny voalaza ery ambony kah,misaotra ,ny hoe misy interêt o aloha dia marina tokoa tsy hoe interêt personnel fa natokana hoan'ny rehetra!!!(l)
19. tsiambaratelo
(
13/02/2008 14:19)
aNGAMBA HArosontsika @ presentation amzay ary fa efa
tsindrindaona ihany ianareo ny hahafantatra ny
kambana amiko ,asa izy raha hety hiresaka eto fa efa saiky tsy nety handray ny fiangaviako mihintsy:oops::oops::oops:
tsindrindaona ihany ianareo ny hahafantatra ny
kambana amiko ,asa izy raha hety hiresaka eto fa efa saiky tsy nety handray ny fiangaviako mihintsy:oops::oops::oops:
20. tsiambaratelo
(
13/02/2008 14:22)
Ny kambana amin'i tsiambaratelo ary zany dia :tra ra ra ran,(i ENDRIKA01)dia ho tehafina kely aloha izy fa nanaiky ny fiangaviako di ho hampandrosoina ary izy ,mba hilaza 'zay tena ao am-ony ao.=D=D=D=D=D=D