HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA!!!

41. endrika01 ( 14/02/2008 07:43)
Ika >[35]tena marina klou io voalaza io,3volana aho zay no tonga tato,ny zavatra hitako(ny resaka ps)de tena misy tokoa le mpanakorotana any @dinika apetraka any,raha anazy moa lay dinika dia manana alalana feno izy ny @fomba itondrany azy,fa raha any hafa dia valio am-pahendrena f\'aza mifanalanala,olon-dehibe nobeazina dôly,hifampizara traikefa fa tsy ifampizara taim-bava
42. fahamarinana ( 14/02/2008 08:36)
:arrow:dia iza zao no hiantsoako andry,tsiam sa endrika01 aloha ,:lol::lol: arak'io voalazandry io e, valiana am-pahendrena fa tsy ifampizara taim-bava dia misaotra nizara e :wink:(l)
43. tsiambaratelo ( 14/02/2008 09:46)
Fahamarinana>izay tian\'ny namana ihany io,manavanana anao i endrika01 de raha misy azonao hanampiana @dinika zay apetrany de mizara é,toy zany koa i tsiambaratelo olona iray no tompony saingy kosa le ps samy manana ny heviny sy ny tanjony fa raha tsy izay 1 ihany de ampy.(hoavy tsy hoela ny hikambanan\'izy 2 ireo @ zay dia ho lasa we \"endrikin\'itsiambaratelo 01\"na koa \"tsiambaratelon\'iendrika01\" mbola tsy izao aloha fa misy fotoanany ny zavatra rehetra!
44. ainaheri ( 14/02/2008 09:49)
Refa tsy mety ilay Ps2 d soloy XBox na GameCube,in ny olana:-D:-D:-D
45. tsiambaratelo ( 14/02/2008 11:40)
ainaheri>hoan\'ireo manana marobe de hosoloiny we ahoana raha kobo dôly reo,mapmé wa sady mahalina no mahafinaritra no mamparikoditra,misy anié lay manana maro be izy nefa milay ny fitondrany ny rôle de hoy aho we,sambatra zany olona zany!Fa misy kosa ny ps ny marobe ny hevitra arosony mandreraka be de hoy aho we tsy mahay mitondra baolina koa izy zany,hoatranao milalao tantara an-dapihazo iany io,ianao irery no mpilalao,afaka mandray toeran\'olona maro ianao,miova feo 5(zazakely,vhv,lhl,rafotsy,feonao normal)fa misy ato tonga de kobo be,>>>ny ps ko tsy we nisy nahakobo fa namako izay nitantarako ny momba ahy tany @site hafa no nanomé sopapa an\'ny namana iray izay nifamaly dinika tamiko,efa hatr@ volana décembre aho no nanazava taminy ny antony , tsy nifanaraka intsony izahay,nohon\'ny antony avy aminy, amiko dia TRAHISON ny dikan\'io,na koa we\"Rehefa tsy ho ahy ianao dia tsy avelako hoan-dry zalahy koa,mampalahelo lay toen-tsaina,@fomba ahoana moa no itokisako anao sy handefasako teny mamy ho anao intsony?Jereo aza ny nanaovanao ahy t@reny sy ny mbola ataonao ahy ankehitriny,matahora an\'Atra ,raha mbola ho vitanao koa ny mandefa messg hoahy @ps hafa.>>>maro be ireo namana manoratra ho ahy miteny we soloy ny ps nao de aza mametraka sary intsony,dia novaliako tsotra we\"rehefa mazava saina ianao dia sahy mijoro,fa ratsy ny fisainanao matoa tsy mampiseho ny maha izy anao!
46. tsiambaratelo ( 14/02/2008 11:40)

47. tsiafoi1 ( 14/02/2008 14:58)
Tsy haiko aloa ty resaka double, triple, quintiple ...ps ity, fa aleo za ho tokana aman-tany sady tsiafoy e!
48. Papoose ( 15/02/2008 07:41)
aza mbola mahatsiaro tena ho tia tena aloha enao raha manana ps 2 na 3 fa raha 3.... kosa de manontania tena @zay:-D
49. tsiambaratelo ( 15/02/2008 13:00)
Tsy manana afatsy 1-mahaleo tena,2-misalasala,3-manonofy am-pitoerana,4-maizimaizin-tsaina,5-fetsifetsy,6-ty mizara, nefa koa mpanakorotana,mihoatra ny ireo ,be sôsy sady tsy mila ny fanampian\'ny hafa hihi,milay le pronostic â!
50. sakaizakely ( 15/02/2008 14:32)
moramora ny :@:@:@:@:@:@:@:@ fa miha lasa izy izany :roll:
51. ikaretsaka ( 15/02/2008 15:06)
arovy hono ny tontolo sy ny fiaraha monina lehiretsy fa aza dorana ny ala a
52. endrika01 ( 15/02/2008 17:14)
sakaizakely:

moramora ny :@:@:@:@:@:@:@:@ fa miha lasa izy izany :roll:

Sakaizakely>ao ankia fa hajanonantsika eo â!
53. endrika01 ( 15/02/2008 17:36)
ikaretsaka:

arovy hono ny tontolo sy ny fiaraha monina lehiretsy fa aza dorana ny ala a

Ka i ika,zao no asiana manondraka kou,sa diso ve za!De mitondra rano de milanja bisikileta hi hi
54. Papoose ( 16/02/2008 03:32)
Tonga De Mamorona raha mbola mila ps hafa ka!:-D
55. endrika01 ( 16/02/2008 15:58)
Papoose>mora be le mamorona fa refa tonga ny andro iray,oh fotsiny zao le fambolen-kazo teo iny de mapalahelo be,maro be le pseudo(namana)nefa vitsy no present !Raha misy fandraisana anjara zany de tokony ho fois ny ps ny ny adidy efainy oh zana-kazo 1 isaky ny ps de raha manana 6ianao de mamboly 6.
56. Papoose ( 16/02/2008 23:30)
:-D hvt mety kosa zany aloha e!!
ngamba ho an'izay manana ps 20 ny mihoatra de loza!!!
57. Vitsikakely ( 17/02/2008 05:48)
endrika01,papoose:hi hii loza!!!Hi hi hi
58. Papoose ( 17/02/2008 07:29)
adidy be ho an'ny firenena kosa zany mahavoly hazo 20 zany onn!! na mihoatra tsy ferana!!:-D
59. achrafhanna ( 17/02/2008 09:51)
Papoose:

adidy be ho an'ny firenena kosa zany mahavoly hazo 20 zany onn!! na mihoatra tsy ferana!!:-D

60. endrika01 ( 17/02/2008 12:29)
marina zany,dia samia ary mamorona be da be,
de aza hadino ny fandraisana adidy plus.:lol::lol::-*:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0082