HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA!!!
21. endrika01
(
13/02/2008 14:28)
Manaona dôly ndray ary é.Nohon'ny fiangaviana mafy
nalefan'i tsiambaratelo mou izany,dia sadaikatra ihany ny tenako ny hiseho eto,manotany ten we,fa inona ty nataon-dry no izaho avy no asehon-dry vahoaka be any,ka indry "tsiambaratelo" zaho "endrika01" tsy hitako zay tokony ilaivan-dry ahy fa samia mandray ny andraikitra tandrify azy dia zay!!!!!:cry::cry::cry::cry::cry:
nalefan'i tsiambaratelo mou izany,dia sadaikatra ihany ny tenako ny hiseho eto,manotany ten we,fa inona ty nataon-dry no izaho avy no asehon-dry vahoaka be any,ka indry "tsiambaratelo" zaho "endrika01" tsy hitako zay tokony ilaivan-dry ahy fa samia mandray ny andraikitra tandrify azy dia zay!!!!!:cry::cry::cry::cry::cry:
22. endrika01
(
13/02/2008 14:36)
fa izy kosa alou i tsiambaratelo zany ,io de tena tsy mba tiko be fa kelikely ihany,izy io mantsy dia masiaka be mihoatra ny sakay tsy lanindimilahy,de rehefa mba teneniko izy dia hoy izy we,rehefa te hahita ny marina indry ry endrika01 maivan-doha kely ty de tsy maintsy mijoro a,hitandry reny poton-jiro ireny ,mijoro mahitsy fa tsy mivilavila hoatrany tsy tadidiko lay nolazainy .:-*:-*:-*:-*:-*:-*
23. endrika01
(
13/02/2008 14:39)
de za kou saro-piaro be aminazy satria izy be namana be kokoa noho izaho,nefa zaho tonga herinandro talohany tato @ serasera,de rehefa ampisehony anah ny hafatrany tonga lava be hoatrizay eeeeee,de tezitra be zah:roll::roll::roll::roll::roll:
25. endrika01
(
13/02/2008 14:44)
tsy maninona fa tantaraiko anareo dôly de hoy nareo we tena tia tena tokoa ve i tsiambaratelo,t@ noely hozizy aho we,tsy asiana sary any @ ps ndry de hozizy we,mangina ty vava f'angaha zaho haka ny naman-dry,ze andry any @ endrika01 any,ataovy 'zay hlaminany fa tsy mangata-maso aty amin'ny affairen'i tsiambaratelo aty!!!!!!de nalhelo be zaho de tsy mba niray loha taminy ntsony,de nefa 'zao izy mantso ahy ndray atao presentation hono.:^):^):^):^):P8)
27. endrika01
(
13/02/2008 14:48)
fa nojereko kosa klou ny hfatrny é,sao de mbô misy le akama bonne ko ireny mandende any aminy any,fa angamba de rongitiko ny volony!!!!!=))=))=))
28. tsiambaratelo
(
13/02/2008 14:53)
inona tsara hoe ty lazain-dry ry endrika01 a?eo de mody faninana be eo ndry miintsy aza no naka ny namako raika 'zay de zao izy hitako mandende any @ sarin-dry any,efa anahy io fa tsy andry zany ,aoka aloha hazava tsara ny resa ka é!:?::?::?::evil:
29. endrika01
(
13/02/2008 14:57)
fa indry ty ve ry i tsiambaratelo,mitetika we sexy be de ny kofa rehetra hitombé amin-dry dôly a,sa ndry refa sexy sy masiaka dia tsy maintsy we hiforitra amin-dry zaho,za ndray a,tsoriko amn-dry fa faran'ny namana tena tsotra fa ndraindray ihany aho no masiaka rehefa misy manao kidinnaping na sary.=))=))=))=))=))=))=))=))
30. endrika01
(
13/02/2008 15:03)
Avelako ndry androany ry tsiam/fa amin'ny manaraka ndray tohizana,fa indry na mahay lalàna aza za koa mba mahay lavitra noho indry fa tandremo,de refa rariva tsy mahazo miara-matory,fa indry a,miondana le patapouf be io de za ny tongotro rakofako couette de samia maka hoazy,de aza rebireben-dry zaho fa tssssss:-*:-*:-*:-*:-*
31. endrika01
(
13/02/2008 15:06)
zany aza izy efa we tsiambaratelo de hitovy amiko we endrika01,hs a we eeee,atsoiko daholo ny namako de ze ray tian'ny namana ndry mahery any @ hafatra voaray be da be ,any @ bizoroka fa zaho ndray mahery @ fahendreko hi hi hi hi (l)(l)(l)(l)(l)
32. endrika01
(
13/02/2008 15:10)
avelako lou ndry fa zaho efa tonga tamin'ny fiangaviana sy ny presentation,nefa tsy maninona miintsy raha misy olana antsoy aho,fa zaho vonona hanampy andry,@ zay rehetra tian-dry!!!=D=D=D=D=D=D
33. penina
(
13/02/2008 16:04)
tsisy azo mihitsy
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-montre-fesses.gif[/IMG][/center]
.
[center][IMG]http://smileys.sur-la-toile.com/repository/Grands_Smileys/emoticone-msn-montre-fesses.gif[/IMG][/center]
.
34. tsiambaratelo
(
13/02/2008 16:11)
Misaotra an\'i endrika01 t@fahatongavana,mino aho fa tsy ho tezitra amiko izy!Tsy mirediredy hoatran\'ny be resaka aho akory,fa ny marina dia olona iray no tompon\'ny ps 2,tsy misy diso ny voalazan\'i endrika01 nefa koa tsy ampy be tsaka be,izy moa miziriziry @heviny dia izaho koa manana ny hevitro,noho izany dia samy manana ny lalany!!
36. ikaretsaka
(
13/02/2008 16:36)
tsiambaratelo:
Apetrako amintsika namana ny fanontaniana we:moa ve tia tena i tsiambaratelo raha manana ps 2 ato amin\'ny forum?Samia mambosaka ny heviny fa izay no atao we dinika,miandry anareo aho Bisous!!!
ianaro tsara fotsiny ny mi gerer azy na arivo aza ny isan'ny ps nao dia aza entina hanakorontanana olona
38. endrika01
(
14/02/2008 06:15)
penina:Tsy ampy kely?Inona mou le tsy ampy kely?Raha ampy kely ianao dia azonao tsara ny tiakam-bara ary tsy misy miteny irery eto,ary tena tara train lava ianao zany!Tonga aho de kôpy t@iny fa tsy zinga bory!De mahaiza koa mi gerer ary kou de maztoa!Hi hi
fa ianao aloha sao dia tsy ampy kely eh, inona ito miteny irery ito?
39. endrika01
(
14/02/2008 06:21)
penina:
fa ianao aloha sao dia tsy ampy kely eh, inona ito miteny irery ito?
Zany vava é!Ps2 no miresaka eo,ps zao no resahana fa tsy lay olona mitondra azy!Sao de mbola tara train fona ary i penina zany kle!
