HATRAIZA NY FETRAN\'NY FITIAVAN-TENA BE DISO TAFAHOATRA!!!

61. Papoose ( 17/02/2008 19:29)
mba mety haharisika ny sasany tsy hamorona be aza le izy indrindra raha vhv mpanao manikira koo!!!
vao mieritreritra izy aloha hoe hambony hazo defa kivy!!maika fa 20, ipitsiho ozizy!! raha tsy efa hoe hanao gants angaha!:-D nefa sao tsy haniny ty hazo fa tsy ho voavoly tsara!
62. endrika01 ( 17/02/2008 21:04)
Ny fambolen-kazo mety ho efany ihany!Raha zanaka tantsaha hoatranah izy,fa refa le hiainga ery Mahamasina dia asiana mandoa 5000ariary /ps ny saran-dalana na atao we seza 1ihany aza no itombenany,de ra-manana 20 de fois 5000ari=100.000ari ahazo vola ihany ny chauffer raha izay no izy! Alao amzay hajanona fa tezitra eo anié i sakaizakely fa mitatra foana lay izy!Manjary tsy andefasany an le kisarisary reny tsony aho!!!
63. ikaretsaka ( 17/02/2008 23:55)
le rehefa tonga koa ny fihaonana dia namana 20 no nakmpiesonina @ Ps 20.. dia raha sady hainao no manao sipa no manao bandy no manao mahihy no manao matavy no manao vazahapozy no manao sinoa pozy no manao borabota ohatran'ny vorotsiloza... tairo...
raha tsy hay.. par fanajana an'iretsy fotsiny dia aza manao
64. Vitsikakely ( 18/02/2008 04:17)
Hi hi hi nnntsssôô
65. loick ( 18/02/2008 06:27)
inon ny olana fa dia ianao sy ianao ihany no manao forum eo d zay mpamaky fotsiny d ny hevitrao sy ny eritreritrao sy zay fantatrao fa mety eo atao fa tsy misy hidiran'ny fitiavantena izany d courage enao miresaka amin'ny tenanao eo:evil::evil::-o
d enao ihany no vavy sy lahy eo d sady lohany no vodiny eo d eo ianao sy ny tranonao:-D:-D:-D:°):°)
66. endrika01 ( 18/02/2008 07:02)
Mila fanazavana fanampiny:maninona no asiana we\"tsy lazaina\"eo @lay case misy ny pseudo!Refa io no tsindrinao dia toy izao no mivoaka eo(nanandrana an\'io aho omaly tany @dinika nalefan\'i endrika01sy i tsiambaratelo)lasa we (xxx)nefa koa toa misy namana mitondra an\'io ps io dia hoy aho manotany tena :tsy nahalala ve le olona sa mba secret professionnel?Raha izany tokony esorina lay we\"TSY LAZAINA\"fa manjary misy(xxx)roa ka miteraka olana!Za aloha de nanandrana miitsy omaly é!Ka raha tsy misy ny olana tsy hisy vahaolana dia tsy hisy valiny!Mila fanazavana fanampiny i endrika01,ny hevitra tsy azo mampihazohazo!Misaotra tompoko!
67. xxx ( 18/02/2008 07:58)
:arrow: kalou haka tahaka an'ity sipa tsy mety milaza hoe: iza aza izy 'ty?

tonga de kopy ndry ry fahamarinana we iza io xxx io an!

za ihany io de alefaso any amin'ny hafatra manokana le izy, fa njy ve tena tsy manana ps2 koa e (l)


ary heveriko fa we PS2 we tia tena be le ol fa tsy mba mizara jeux , de saika hiteny za we PSP ndray vidina :-D:-D
68. tsiambaratelo ( 18/02/2008 11:51)
Voaray 5/5 ny hafatra!De hofaranako we de avadio ny tafa é!De ataovy we (xxx01-na xxx07)mba tsy hifangaro @ ao amin\'ny fandefasana hafatra refa tsy hilaza ny anao mantsy de lasa we :(xxx)Misaotra ny namana !Bizoo
69. sakaizakely ( 21/02/2008 21:11)
nisy nitontona tam lohany tato tam vo kely :roll::roll::roll::roll::roll::roll:
70. Vitsikakely ( 23/02/2008 04:35)
[quote=sakaizakely] nisy nitontona tam lohany tato tam vo kely :roll::roll::roll:
71. yonikafopl ( 23/02/2008 18:49)
sakaizakely hihihihihihi=))=))=))=))=))
72. endrika01 ( 24/02/2008 14:39)
sakaizakely,vitsikakely,yonikafopl,ka ny rehetra ny lohany no nitsororoka volou kou! raha ny tongotra mety saro-tsarotra ihany!=))=))=))=))=))=))=))=))
73. sakaizakely ( 24/02/2008 15:05)
:roll::roll::roll::roll:
vao maika tsy azoko :roll::roll::roll:
otran'ny miresaka am rajoely :roll:
74. ikaretsaka ( 25/02/2008 01:52)
nisy nu tombe sur la tete de nisy fils bedebe mifamadika e
75. yonikafopl ( 25/02/2008 09:02)
sakaizakely alao moramora ao hihihihih
so de mba soeurn rajoely hihihihih
tapaka ny tsinaiko=))=))=))=))=))
76. endrika01 ( 29/02/2008 15:19)
yonikafopl:

sakaizakely alao moramora ao hihihihih
so de mba soeurn rajoely hihihihih
tapaka ny tsinaiko=))=))=))=))=))



Tsy miresaka rajoely any tsika ato fa miresaka an'i endrika01 sy i tsiambaratelo!!!!!rajoely zany ary @ dinika ambony ary fa tsy ato akory.=))=))=))=))=))=))=))=))=))=))
77. ari.malala ( 22/04/2008 14:21)
angotiko, vorai v le sary?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0824