resaka Antichrist
1. aeiyo
(
11/02/2008 06:43)
..hono ho ah ry zareo, mba misy aminareo mpitsidika ato ve no mba mahafantatra an'izany antichrist:evil: izany,tO efa misy eto hono izy io D nanao fitadiavana teny @tranonkala teny zA D variana fa D maro tokoa no miresaka izany, D gaga ihany ny tena hoe mba aoana indray ny fijerinareo izany:?:
répondu par niryna le 15/02/2008 07:52
3. niryna
(
11/02/2008 07:16)
Ny anti-kristy dia mbola tsy tonga fa ny fanahiny no efa tonga misodisody hatraiza hatraiza.
http://baiboly.org/toko.asp?boky=APOKALYPSY&toko=17&andininy=8-11&dika=
Ny atao hoe anti-kristy dia ireo olona na finoana na fivavahana manohitra an'i kristy.
Ireo finoana izay milaza fa kristiana kanefa mifanohitra izay voalazan'ny baiboly izay tantaran'i kristy no hilazana ny hoe baiboly :arrow: His story.
Inona avy izany hoe manaraka an'i kristy izany?
* Izy dia mpisorona be na hight priest:arrow:tsy misy na iray aza lehibe noho izy .Mpanjakan'ny mpanjaka
Raha manana mpanjaka izany ny finoana iray ka milaza fa izy io no lehibe noho i kristy dia io fa tonga ilay mpanohitra an'ilay voalazan'i kristy.
* Izy no lalana ,ny fiainana ary ny fahamarinana
* Izy no mofon'aina
* Izy no varavarana mankany amin'ny rainy
*Izy no zanak'Atra ary Atra (telo izay iray)
*Izy no fananganana ny maty
*Izy no mpanavotra antsika tsy ho very any amin'ny fiainana mandrakizay raha mino Azy.
* Izy no mpiandry ondry ary ny ondry mahalala ny feony
*Ary mbola ho avy Izy hitsara ny velona sy ny maty.
*Tsy misy lalana mankany amin'ny ray raha tsy avy aminy irery.
Ireo rehetra ireo dia voasoratra ao anatin'ny baiboly izay manambara ny fiainan'ilay Kristy Mpamonjy izao tontolo izao.
Ireo izany no misy ary hinoana,ka raha tsy mino na dia ny iray amin'ireo aza dia manohitra ny tenin'Atra dia ny baiboly izany,izay tantaran'i kristy.
misaotra tompoko.

4. niryna
(
11/02/2008 07:28)
Kristy no resaka eto,ny tenin'Atra izay manambara ny famonjena nomen'i kristy koa no asiko teny eto.
Te ahalala ny momba na hoe inona izany mpanohitra an'i kristy izany hianao? dia miverina amin'ny baiboly izay tantaran'i kristy ihany indray aho satria ao no voasorany ary nolazainy fa ho avy ireo.
Mila mandalina sy mamaky ny boky masina izay nomen'Atra tsindrimandry izany isika raha te hamakafaka ny tantarany:
Ny fanahy masina no mihazona azy
6 Ary ankehitriny fantatrareo ny zavatra misakana, mba hampisehoana azy amin'ny fotoan'androny.II Tes 2:6
Isa 14:12,II Tes 2:3
18 Rankizy, izao no ora farany, ary tahaka ny efa renareo fa ho avy ny antikristy, sady maro no antikristy efa tonga sahady; koa izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany IJao 2:18

5. rakapy
(
11/02/2008 14:04)
Ny ANTI CHRIST tompoko dia efa eto ambonin'ny tany.Ary efa nanomboka t@ taona 86 no nandrenesako ny fisiany tao madagasikara.The Anti Christ Devil Children.
6. ikaretsaka
(
11/02/2008 14:21)
Zanak'A/tra daholo izy ireny ary tian'A/tra ny hahavonjy azy e!:wink:
sia mangataha amin'Atra ba hahitany fika hanaovany izany

7. pissoa
(
11/02/2008 17:24)
aeiyo:
..hono ho ah ry zareo, mba misy aminareo mpitsidika ato ve no mba mahafantatra an'izany antichrist:evil: izany,tO efa misy eto hono izy io D nanao fitadiavana teny @tranonkala teny zA D variana fa D maro tokoa no miresaka izany, D gaga ihany ny tena hoe mba aoana indray ny fijerinareo izany:?:
Raha kristianina ianao dia i Christ tadiavina fa avelao ny antichrist hirenireny eny amin'izay tiany aleha eny fotsiny e :-D:-D:-D
8. ikaretsaka
(
11/02/2008 17:39)
izay manko... misy miahy eny foana ireny (aza anontaniana aho hoe iza no miahy azy an)
9. niryna
(
11/02/2008 17:48)
ikaretsaka:
izay manko... misy miahy eny foana ireny (aza anontaniana aho hoe iza no miahy azy an)
Iza no hiahy azy? Avy aiza ny hery nahatonga azy ireo hanohitra ny tenin'ATra?Avy amin'Atra ve? Raha avy amin'ATra dia ahoana no toheriny izay voalaza ao anaty ny tenin'Atra?
:roll::?
:idea::idea::idea::idea:
Izay tsy miaraka amin'i kristy dia manohitra an'i kristy ,mazava be toy ny masoandro be lohataona io ranama !
10. ikaretsaka
(
11/02/2008 17:50)
zanak' A/tra aby ireny fa tsy nisy zavatra hafa nahary afa tsy A/tra irery ihany...
11. ikaretsaka
(
11/02/2008 17:52)
ohatran'ny heo raha tsy tia na manohitra na tsy miaraka @ 'i dadanareo ianao dia zanak'i dadanareo foana fa tsy heo tsy zanany intsony...
mainka fa @ A/tra?
mainka fa @ A/tra?
12. LazaDaddy
(
11/02/2008 21:20)
aeiyo> sao dia mahatezitra ny "namana" sasany eto r'ise ny fanadihadiana ny momba an'izany? :)
13. rakapy
(
11/02/2008 21:52)
Mety mahatezitra ny sasany tokoa nefa amiko dia tokony ho fantratry ny olona io zavatra io satria zava-misy.
Nahoana no mi-exist? inona ny filozaofiany? Iza izy ireo? aiza no misy azy sns... Ity tsy fahampian'ny information ity mantsy dia lesoka lehibe eo @ finoana sy ny zavatra maro hafa. Hany ka lasa "HONO,HONO" fotsiny ilay zavatra na dia tena marina aza.

15. LazaDaddy
(
11/02/2008 22:34)
rakapy:misitery HONO izany rakapy a...tsy mampihena ny fahantrana HONO =))=))=))
Hany ka lasa "HONO,HONO" fotsiny ilay zavatra na dia tena marina aza.
16. ikaretsaka
(
11/02/2008 22:37)
tsy ilaina hono na fantatra izany na tsy fantatra fa ampy hono ny tsy mahafantatra izany
19. zamanoro
(
11/02/2008 23:54)
Le izy kosa anie tsy rehefa tsy mino an'i Kristy dia hoe Anti-Krist eh. Tsy hoe rehefa tsy ao amin'ny Protestant dia atao hoe Anti-Protestant, na hoe Anti-Catholic rehefa tsy Katolika.