resaka Antichrist

41. ikaretsaka ( 13/02/2008 01:59)
za nga manakana... izhao mitampimbava
42. lagoon ( 13/02/2008 15:23)
jereo ny tapany faharoa @ ity vidéo ity,eo @ 11.55 mn eo.

http://www.dailymotion.com/relevance/search/illuminati/video/x30y4z_programmeur-des-illuminati-et-antic

43. fijo ( 13/02/2008 22:36)
tsy voatery ho marin aireo ry akama fa mitandrema
44. ikaretsaka ( 13/02/2008 23:24)
marina ireo ho an'ny marivo salosana e
45. lagoon ( 14/02/2008 09:03)
fijo:

tsy voatery ho marin aireo ry akama fa mitandrema

Raha ny fizotrany politika ny sionista ankehitriny no jerana dia mety ho marina io.
46. niryna ( 15/02/2008 07:52)
Raha te ahalala ny fanazavana mikasika izany isika dia mila mamaky baiboly fa ao daholo ny fanazavana
kristy nanambara tamin'ny mpianany.I Paoly nametraka ny hafatra,ny mpaminany maro izay voasoratra any amin'ny TT sy ny TV

http://baiboly.org/toko.asp?boky=IITESALONIANA&toko=2&andininy=3-9&dika=
3 Aza mety hofitahin'olona akory hianareo; fa tsy ho avy izany, raha tsy efa tonga aloha ny fihemorana, ka hiseho ilay lehilahin'ota, dia ilay zanaky ny fahaverezana, 2 Tes 2
Inona no mitranga aloha vao tonga ilay mitsangana ho Atra hafa ? Ireto misy santionany.

* 1 Fa ny Fanahy milaza marina fa amin'ny andro aoriana dia hihemotra amin'ny finoana ny sasany, manaiky fanahy mamitaka sy fampianaran'ny demonia, 1 Tim 4:1
* 3 Fa ho avy ny andro izay tsy hahazakan'ny olona ny fampianarana tsy misy kilema; fa hangidihidy sofina izy, dia hamory mpampianatra ho azy araka ny filany;
2 Tim 4:3
* tsy mampianatra fibebahana na inona no tokony atao mba ahazoana famonjena ilay finoana hafa,zavatra hafa no ampianariny toy ny hoe ny finoana tsy arahan'asa namany maty,izay tenin'i Paoly.Tsy mampianatra ny olona hoe raha te ho voavonjy dia minoa an'i Kristy amin'ny fonao iray manontolo aloha hianao(io ihany ) "believe and have faith in Christ "Matoky ary minoa an' i kristy fa izy no zanak'ATra.
* tsy mitory ny tenin'Atra ilay mamofompofona ny fanahin'ny anti-christ fa izay tiany ihany sy izay ahazoany olona betsaka ao am-piangonana no tanjony.(vola, hery ,ary fizahoana) :arrow:money,power and pride.
* herin'ny satana no ampiasain'ireo fanahy ireo.ka manao fahagagana ,manasitrana avy amin'ny alalan'ny herin'ny maizina.
* fampianarana avy amin'ny hevitry ny olona no ampianarany fa tsy mifantoka izay voasoratra ao anatin'ny soratra masina (izay tantaran'i kristy )
izay aloha no fantatro fa aleo ho an'ny sasany indray
47. niryna ( 15/02/2008 07:52)

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 5.8784