resaka Antichrist

21. diamondra27 ( 12/02/2008 04:04)
ny antikristy dia voalaza ao am II jao and7:

fa maro ny mpamitaka ary efa lasa any @ ITI, dia ireny tsy manaiky fa efa tonga t@ nofo Jesosy Kristy.Izy no mpamotaka sy antikristy

I jao 2: 22b
...Izay mandà ny Ray sy ny Zanaka no antikristy
22. ikaretsaka ( 12/02/2008 04:13)
misy sekta rehefa tsy izy de antikrista hono kooo fa izy ihany no kristianina
23. aeiyo ( 12/02/2008 06:13)
..miala tsiny BDB am'zay mety ho tezitra amty resaka ty, tsy natao hampiozongozon 'zany fa mba fahafantarana fotsiny,,resabe mantsy izy io am'zao fa maro no tsy mahalala ka sao dia voafitaka indray andro any,,mba ilaina ry ireto no mahafantatra na D kely fotsiny ary.jereo kely nge ty e (Parental Advisory -16):http://adullam.unblog.fr/2007/08/04/lantichrist-est-dans-le-monde/
24. Rasiligaoma ( 12/02/2008 06:35)
efa ela izy no dans le monde fa izay izany vao niala ilay taimaso be teo amin'ny masonao ka nahita azy
25. niryna ( 12/02/2008 07:33)
aeiyo:

..miala tsiny BDB am'zay mety ho tezitra amty resaka ty, tsy natao hampiozongozon 'zany fa mba fahafantarana fotsiny,,resabe mantsy izy io am'zao fa maro no tsy mahalala ka sao dia voafitaka indray andro any,,mba ilaina ry ireto no mahafantatra na D kely fotsiny ary.jereo kely nge ty e (Parental Advisory -16):http://adullam.unblog.fr/2007/08/04/lantichrist-est-dans-le-monde/


marina izany,tsara ny ahafantara azy ,ary misy miteny eo hoe izay tsy miaraka amin'i kristy dia tsy ho anti-christ daholo akory.Ka eo indrindra no mandeha ny resaka .Na miaraka amiko hoy izy na tsy miaraka amiko.
Averiko indray fa mbola tsy tonga ilay izy (olona hijoro ho Atra ,haka ny toeran'ATra,ny mamofompofona no efa misy,ary maro ka mitandrema.
Ahoana koa izany?
Ireo manao fampianarana izay mivoana ny baiboly,ireo izay milaza fa tsy ampy ny baiboly>Tadidio fa kristy no resahiko eto an.Ny baiboly dia manambara ny tantaran'i kristy (his story).Hisy fampianarana manoro voana ny famonjena izay tsy avy amin'i kristy fa avy amin'ny hafa.
Izay aloha fa vakio ny tenin'Atra izay manambara izany eo ambony eo.
Tsara no mahafantatra fa sao voafandrika ao anaty arato isika ka fampianarana diso no omen'ny olona fa tsy mampianatra ny fifonana ,fiaikena ny heloka vita ka mibaboka any amin'ny Ray ,ny famonjena izay avy amin' i kristy irery ihany hoy izy,ka raha misy milaza fa misy famonjena hafa dia io ilay hoe manohitra azy.Na isika miaraka aminy ,raha ny teniny no arahina na isika manohitra aminy.
misaotra tompoko
26. LazaDaddy ( 12/02/2008 20:49)
aeiyo:
..miala tsiny BDB am'zay mety ho tezitra amty resaka ty, tsy natao hampiozongozon 'zany fa mba fahafantarana fotsiny,,resabe mantsy izy io am'zao fa maro no tsy mahalala ka sao dia voafitaka indray andro any,,mba ilaina ry ireto no mahafantatra na D kely fotsiny ary.jereo kely nge ty e (Parental Advisory -16):http://adullam.unblog.fr/2007/08/04/lantichrist-est-dans-le-monde/
nojereko ilay rohy napetrakao ary voavakiko tanteraka. Tsy dia ara-baiboly loatra ny "vinavina" narosony. Vakio ny bokin'i Zakaria ohatra fa io sady fohy kanefa mahalaza betsaka mikasika ny resakao :)

Rehefa mamaky zavatra toy ireny dia mamporisika anao aho hoe ampilaharo amin'ny voasoratra ao amin'ny Tenin'Andriamanitra iray manotolo fa io no "reference" tsy mamitaka. Dia angataho Andriamanitra hanazava aminao raha misy tsy azonao ao.

Mahereza
27. rabilabila ( 12/02/2008 21:08)
"reference" tsy mamitaka ?
Toa ny hoe : 6 andro ve no nanaovana ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra eo aminy ?Tena mifona aho marina e!!:oops:
28. ikaretsaka ( 12/02/2008 21:13)
TSA! ho'zy Md Thomas!8O
mifona koa aho:oops::roll:
29. LazaDaddy ( 12/02/2008 21:20)
rabilabila> tsy aminay eto na amiko (saria izaho no nanoratra) angamba ianaono tokony hifona fa amin'ilay namorona ny tany sy ny zavatra rehetra ao aminy tao anatin'ny enina andro :)
30. ikaretsaka ( 12/02/2008 21:38)
le nanao le "reference" tsy mamitaka sy ny nitatitra azy kosa koa mba mendrika hifonana e:wink:
31. LazaDaddy ( 12/02/2008 21:51)
ikaretsaka> nahoana moa aho no asianao mifona amin'ny fijoroako fa tsy mamitaka ny Tenin'Andriamanitra? Dia hiverina amin'ny andron'ny maritiora indray izany isika?
32. rabilabila ( 12/02/2008 21:53)
LD
'Za ndray tsy mifona izany raha tsy manao hadalàna ou plutôt haditrana ka!!:)
33. LazaDaddy ( 12/02/2008 21:56)
rabilabila:
Toa ny hoe : 6 andro ve no nanaovana ny tany sy ny lanitra sy izay rehetra eo aminy ?Tena mifona aho marina e!!
dia inona ny hadalana teto izany? :)
34. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:04)
LazaDaddy:

ikaretsaka> nahoana moa aho no asianao mifona amin'ny fijoroako fa tsy mamitaka ny Tenin'Andriamanitra? Dia hiverina amin'ny andron'ny maritiora indray izany isika?


za angaha niteny hoe amiko ianoa no mifona.. fa amin'ny tenanao ihany.. sy ny fandinihina azy
35. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:06)
ikaretsaka> ka na amin'iza na amin'iza tsy hifona amin'ny fijoroako aho fa tsy mamitaka ny Tenin'Andriamanitra :) na hoterenao aza sanatria :)
36. rabilabila ( 12/02/2008 22:15)
Hay ve io e!! Dia mifona aho fa tsy te-hanaraka an'ilay "reference" tsy mamitaka anareo ka!! Izay fotsiny ny dikan'io :)
37. LazaDaddy ( 12/02/2008 22:18)
rabilabila> dia izay no nataoko hoe any amin'ilay nanome azy angamba ianao no tokony hifona fa tsy aminay fa izaho koa aza mila mifona aminy "matetika" rehefa "mi-ignorer" ny lalam-piainana nomeny :-*
38. rabilabila ( 12/02/2008 22:22)
Ka tsy reference-ko izy satria tsy misy amiko ka amin'ny fomba ahoana ary no hifonako amin'ny tsy inoako ry LazaDaddy.:)
39. ikaretsaka ( 12/02/2008 22:42)
hmmmm
40. fijo ( 12/02/2008 23:38)
mba te ahalala kosa izy ko;sakananareo le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.3207