St Valentin
1. ainaheri
(
03/02/2008 20:36)
Ho atsy ho atsy ny fankalazana ny St Valentin,apetraho eto ny tonokalom-pitiavana,ny aingampanahinao,raha manan-talenta an'izany ianao
répondu par Papoose le 17/02/2008 19:37
2. mitia04
(
04/02/2008 05:15)
za no tonga voalohany: ity alou misy sira kely:
"aimer,c'est être embêtant, tatillon, éxigeant,c'est vouloir qu'on soit mieux qu'on est, c'est empoisonner l'existence de l'être qu'on aime"
"aimer,c'est être embêtant, tatillon, éxigeant,c'est vouloir qu'on soit mieux qu'on est, c'est empoisonner l'existence de l'être qu'on aime"
5. apache
(
04/02/2008 07:56)
ze tsy mikipy tsy asiko ôôô!!!!
ze tsy mikipy tsy asiko ôôô!!!!:lol::lol::lol:
ze tsy mikipy tsy asiko ôôô!!!!:lol::lol::lol:
9. ikaretsaka
(
04/02/2008 12:46)
hisy hanao famelabelarana be momban'i masindahy Vale eo fa moramora ihany
10. Papoose
(
04/02/2008 14:16)
Ity zany dia atolotra ho an'izay olon-tiako e!
"Tiako enao, tena tiako be!
Fa na mampijaly ahy aza, mbola tiako foana!
Eny ambonin'ny fandriana, no itiavako anao ry tiana,
Toy ny varatra mipoaka!
Eo ny antsika roa no tena rock!
Tena rock!"
Dia raha mahita an'ity hafatra ity izy ndray andro any dia tsaroako le t@ nampiaraka zah nanao zipo lava mangamanga iny!
Oroka mamy be eo @ volo!(l)
Am-pitiavana be!
(l)Papoose!(l)

13. mitia04
(
05/02/2008 04:39)
Ny foko,
feno fitiavana, te-hanao kilalaka eeee
Ty foko tataka eeee!
feno fitiavana, feno sentiment,
amoremio, mon amour, je t'aime
HALAKO FOMBANAO!!!
feno fitiavana, te-hanao kilalaka eeee
Ty foko tataka eeee!
feno fitiavana, feno sentiment,
amoremio, mon amour, je t'aime
HALAKO FOMBANAO!!!
14. xxx
(
05/02/2008 06:04)
Aimer n'est que futilité, je le sais
A quoi bon se demerder et s'engager
Demain tu te presseras de me tromper
Et pourtant, oui c'est insensé
je ne peux m'empêcher de te désirer
Est-ce là le sens du verbe aimer
15. ari.malala
(
05/02/2008 12:44)
papoose sy mitia, mampime ky nareo ka=))=))=))=))=))
xxx, ndryyyyyy, sentimental troooo hihhi
nenà ndray re in e, tu comptes beaucoup pour moi, tu as du prix à mes yeux et je t'aime
xxx, ndryyyyyy, sentimental troooo hihhi
nenà ndray re in e, tu comptes beaucoup pour moi, tu as du prix à mes yeux et je t'aime
17. rinja
(
05/02/2008 16:37)
RANO SY VARY
tsy kilalao na sangisangy
Ny fitiavako anao
tsy ampiasaina langilangy
fa safosafo no atao
Fa atolotro tokoa
Ny foko kely tia anao
ho anao tsy kitoatoa
Dia mba raiso hanjakao
hamaranako ilay teny
dia teny tsotra tsy kabary
aza adino ombieny ombieny
zaho sy anao ho rano sy vary
RINJA (5 febroary 2008)
tsy kilalao na sangisangy
Ny fitiavako anao
tsy ampiasaina langilangy
fa safosafo no atao
Fa atolotro tokoa
Ny foko kely tia anao
ho anao tsy kitoatoa
Dia mba raiso hanjakao
hamaranako ilay teny
dia teny tsotra tsy kabary
aza adino ombieny ombieny
zaho sy anao ho rano sy vary
RINJA (5 febroary 2008)
18. mitia04
(
06/02/2008 05:31)
ari.malala:
papoose sy mitia, mampime ky nareo ka=))=))=))=))=))
xxx, ndryyyyyy, sentimental troooo hihhi
nenà ndray re in e, tu comptes beaucoup pour moi, tu as du prix à mes yeux et je t'aime
Alefaso ny an-dry fa tsy lozan-dry mivanitika eo!
20. mitia04
(
06/02/2008 06:17)
aleo mba hanao santimaka kely alou, atolotro ho ani'zay oul zay, na hoan'izay mbola ho ouln-tiko e
"On ne s'aime jamais comme dans les histoires, tout nus et pour toujours. S'aimer, c'est lutter constamment contre des milliers de forces cachées qui viennent de vous ou du monde"
ty kou mbola fanampiny:
"L'amour, ce n'est pas faire des choses extraordinaires, héroïques, mais de faire des choses ordinaires avec tendresse"